Misy sahy ve?

201. yonikafopl ( 23/03/2005 14:19)
=)) hihihihih milay le methode eee
202. dadabe ( 23/03/2005 17:06)
EE zah anie tsy mahazo miteny an'izany intsony e,sao bedin'i toutou yonika :wink: zany mou ooo :wink:
203. Ramaso ( 24/03/2005 06:22)
dadabe.. rehefa tsy mahita lety ny maso dia ny tanana alefa mitsapatsapa an
204. yonikafopl ( 24/03/2005 18:08)
ramaso hihihi ampinramo maso dada be e!! , fa nga misy azo tsapaina eto?
dadabe?? toutou ve?? hihhihih
205. cutie ( 26/03/2005 23:07)
efa tsy toutou ntsony mou yonika o.
Efa mi-deux :wink:
206. methode ( 27/03/2005 14:37)
Cutie> mi-deux?????????????????????
207. cutie ( 27/03/2005 17:59)
methode
tara njay se. :-D
208. dadabe ( 28/03/2005 16:56)
enjeho lesy e :wink: :wink:
209. yonikafopl ( 28/03/2005 21:51)
dadabe hihihh az atenityeny mafy fa manjary henon'i methode, henjehiny eo tokou an!! :-P
210. Ramaso ( 29/03/2005 02:17)
ary aiza wa kitjo sy karetsaka no tsynitohy tsony ny tantara e?
3 eme episode zao tsy mbola mipoitra foana efa firy volana zay
211. dadabe ( 29/03/2005 16:44)
ka hoe efa bevohoka hono i kitjo kou sady efa lany ny gatoo (4 eme episode zany a) :wink:
212. yonikafopl ( 29/03/2005 22:16)
dadabe hiihihi mahita biby alohan'ny volana hihihihih
volana alohan'ny biby manko e!!
213. haingo23 ( 30/03/2005 10:18)
tsy azoko 1 fa sahy @ inona e! sao mba vitako ihany
214. sonwin ( 30/03/2005 21:01)
sahy mijoro hoe nahazo sipa tato leisy a
215. dadabe ( 31/03/2005 08:07)
yonika>ahintsiko ny fitenindry satria be ny mandiso io voambolana io ,ny tena marina dia hoe" MAHITA VOLANA ALOHAN'NY ABIBA" satria ny volana abiba na NISANA no volana voalohany ara-baiboly(calendrier biblique),eo anelanelan'ny 15 mars-15 avril no misy azy,tsy mety izany le hoe mahita volana alohan'ny biby
:D de ampy e
216. methode ( 05/04/2005 09:16)
dadabe> Sao de mba diso kosa le ps fa sao de dadarabe no izy!!! Hihihi
217. routa ( 05/04/2005 10:42)
:-D :-D :-D
218. annie ( 12/04/2005 13:42)
dadabe! taiza kou no mbola nisy hoe mahita volana alohan'ny abiba zany? sao de tsy gasy ary enao? mahita volana alohan'ny biby fa tsy abiba zany
219. methode ( 12/04/2005 13:55)
Annie> Mety arabo io!!! Sady misy maromaro ry zareo no kambana ato!!!
220. booboo ( 13/04/2005 11:30)
annie> 8O 8O 8O mahita volana alohan'i Abib/Abiba no fiteny !!!! Abib astrologue arabe taloha, ary araka io notantarain'i dadabe io dia misy volana malagasy mitondra ny anarany izay nolovaina t@ arabo. Kolotsaina malagasy izany fa ianaro.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3338