serasera "nahitana soa @ lafiny maro"

61. mioumia ( 29/09/2004 11:58)
:roll: methode... sali enao!!! elaela izy zany!!!! aza mataotra fa alefanay any ny invitation refa .... mande tsara atr@ zao, efa 6 mois zay. milay ny serasera ka....
62. bichette ( 29/09/2004 12:04)
Dia mahafinaritra tokoa fa kay nahita zavatra nahafinaritra daholo :°) :wink:
63. methode ( 29/09/2004 21:58)
Sao de diso hevitra aloha i yonikafopl fa tsy izahay sy mumu no hinanana gatô e! Izy aza eto vao milaza hoe izy kay no nihaona tamiko tany Roma!!! Fa anarana hafa no henoko tany!!
mioumia> De miandry izahay izany an! Nandefa message tao amin\'ny namana ho anao aho indray andro kay tsy izy le ps! Diso adiresy!
64. bichette ( 05/10/2004 14:43)
Miverina kely aminn\'ilay tena lohahevitra aho, ato serasera ihany koa no tena ahitana fomba fisainana maromaro...; ao ny tena marary saina ao ny tena mahafinaritra be hi hi hi hi hi
65. booboo ( 05/10/2004 15:28)
marary saina :?: :/
66. fijo ( 05/10/2004 22:45)
misaotra an\'i bichette aloha namoaka ity loahevitra ity e.satria dia tena tato marina moa kay no nahitako ilay hitako an.hummmmm tsara ka.
melisy melisy melisy rahely.
67. bichette ( 06/10/2004 06:18)
booboo > :-D ie, marary saina :-D mihitsy misy ato ka ! :-D nefa mahafinaritra ihany ilay olona na dia manana izany kilema izany aza :-D
fijo > :D
68. fijo ( 06/10/2004 20:49)
bichette io izany ilay kilema tsara.hummmm aleo aho mba harary saina le. :D :D :D
69. methode ( 06/10/2004 23:44)
bichette> Mety ato ihany koa no ahitany fanafody raha tato no namparary saina azy ko!!!!
70. ikaretsaka ( 07/10/2004 03:15)
Dia jerena aby re olona an.. jerena ny hevitry ny tsalo, ny tsy ampy saina , ny be saina loatra , ny misy kely, ny tsy ampy kely, dai mifanampinampy ao dia mande io e
71. bichette ( 07/10/2004 06:08)
Mifanampy ato marina, ahitsy izay manana saina mibiloka, ampiana ireo izay tsy ampy saina, hatsaraina ireo kanto fisainana, atosika ireo izay tsy sahisahy, ampaherezina ireo izay reraka, amporisihina ireo manantalenta...... :roll: :D
72. fijo ( 07/10/2004 20:55)
bichette ary ireo izay manantena atao ahoana?
73. chipie1 ( 11/10/2004 13:41)
hanatena taitsokona ve ?? :-D :-D :-D
manana iany fanantenana hono!
74. bichette ( 12/10/2004 12:25)
fijo > dia ato ihany koa ka !!!!!!!!
75. kitjo ( 12/10/2004 13:34)
Mahafinaritra mihitsy oa ireto namana ireto.
falifaly mitsy avy namaky forum teto anjoany fa efa ela b tsy niditra tato :wink:

fijo> tanjemo ihany fa misy ohabolana izay hoe \"l\' espoir fait vivre les inona moa?\" hahha :-D :-D :-D :-D
76. fijo ( 12/10/2004 22:09)
kitjo>ka tsy voatery hoe za anie e.sady ravalo efa nampanantena koa ko.
77. kitjo ( 13/10/2004 05:59)
hihihiihih
mahareta kely ary :-P (io ny fanampiny)
78. pitchou ( 13/10/2004 09:47)
eny aryiiii! d mazotoa daolo aryiiii! :)
79. bichette ( 13/10/2004 15:44)
mba antarao anay ny zavatra niova tamin\'ny fiainanareo hatramin\'izay nidiranareo tato e !
80. jhouhlambout ( 13/10/2004 17:31)
zavatra betsaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2933