serasera "nahitana soa @ lafiny maro"

41. kitjo ( 06/09/2004 10:19)
mumu> iza akia no mifosa eo? Tongasoa njay ary njy e... :P

Fa nisy fihaonan' ny manokana kay tany Rome nefa tsy nanano tatitra an, :-D :-D

Sao d tafiditra anatin' ny statistikan-dramaso koa znay,hiihihih
Oay, sao mitomany eo zandry! :{

bichette> neveriko fa bichette no atao mariazy koa,
42. chipie1 ( 06/09/2004 11:16)
mumu> he he he :-D
43. mumu ( 06/09/2004 11:42)
kitjo hihih hita fa mifosa dôly reo
tsy fiahonana manokana zany fa sendra nandalo tanyz a e!
44. bichette ( 06/09/2004 14:41)
kitjo > :idea: atao mariazy ??? amin'iza hono ry tonaka e :?:
45. ikaretsaka ( 06/09/2004 21:10)
Bichette> euh.... Ramaso aiza ialahy? @ iza mo izy teo?
46. fatsoraly ( 06/09/2004 23:51)
noho ny antony manokana izay ho fantatrareo atsy ho atsy dia ity herinandro ity no farany ahitana an'i fatsoraly eto @ serasera.
isaorana ny namana rehetra fa dia nahafinaritra ny nifanala azy sns...

Shalom

"Go beyond
Further beyond
Do not limit yourself
By comparing yourself
with others,
Or even with your own self"
Sri Chinmoy
47. fatsoraly ( 07/09/2004 03:21)
hahaha! misy karazany 2 ny karana (pakistani sy Indian). Ny finoany dia silamo avokoa ny ankamaroan'ny avy ao pakistan, ny indian manana finoana be dia be. Misy kristianina koa anefa @ izy ireo.
Tsy ny karana rehetra no azo dorana ramaso ah!


hahaha!
48. fatsoraly ( 07/09/2004 03:29)
fa za klou tsy vitan'lah ny mandoro anah e!

"Go beyond
Further beyond
Do not limit yourself
By comparing yourself
with others,
Or even with your own self"
49. bichette ( 07/09/2004 06:06)
fatsoraly :x ????? fa ahoana ?
50. fatsoraly ( 07/09/2004 07:19)
voairaka any @ dezaka aho ry bichette ah! any @ izany "loharanon'i Lisy" izany hono fa angaha tsy raharaha1

hahaha!
51. nikopol ( 07/09/2004 08:04)
Sura letsy fatsoraly a! refa mihaona mitapô! :lol:
52. bichette ( 07/09/2004 12:18)
fatsoraly > snif snif
53. bichette ( 07/09/2004 15:02)
ramaso > :-D :-D :-D
54. ikaretsaka ( 08/09/2004 03:07)
lalina tokoa ilay filazan'i fatsoraly an'ilay izy ko.. ohatran'ilay taratasy apetraky ny olona eo am-parafara alohan'ny hamonoany tena ity fisehony... miala tsiny indrindra fa na za ko aza taitra :?
55. bichette ( 08/09/2004 06:28)
marina mihitsy ny tenenin'i ikaretsaka hi hi hi ! ny firafitry ny tenin'i fatsoraly mihitsy no tena solanely be kosa koh !
fatsoraly > dia rahoviana indray no ho hita ? afaka hafirina ?
56. ravatorano ( 08/09/2004 14:24)
ity site ity zany no nahitako bandy namana tena mahay mirevy izany tsy mikorontana fa tena ampilamianan tokoa.
Izay ankoatran ny efa voalazan dry Ika sy ry ramaso ary ry mumum , sy ry kitjo indrindra fa i fijo.Nampifandray olona maro izy ity ary d hita tookoa fa nitondra ainga vao indray eo amin uny lafiny ara piarahamonina eh
za zao teto no nihaonako tamin i bichette ary nanomezany anah ny frist tsra indrindra hihihihi

mazotoa daholo
57. kitjo ( 08/09/2004 14:31)
hum hum....

bichette> ramaso no nahita ze mariazy ho avy any koooo....
Allo allo ramaso :?: :?: :?:
58. xxx ( 24/09/2004 23:40)
:wink: tena isaorako ny nanao ity toerana ity fa teto no nahitako zvt maro tokoa, tao ny nampanahy, tao ny nahaliana, tao ny nahafinaritra, tao ny nampalahelo, ... fiainana daholo izany, atao misy :) na dia kely aza dia ampy hitondra ny soa sy ny tsara foana !!

mirary soa hatrany ho antsika rehetra ... :wink:
59. methode ( 26/09/2004 15:11)
Salut daholo indray aloha fa izay indray vao velona rehefa torana nandritra ny andro maromaro!!! Hihihihi! Asa na mba hendry daholo na nisy adaladala tato!!!!
De miandry ny mariazy sy ny gatô be zany zahay ko!!!
Hay ve mumu le niresaka tamiko tany Roma iny e!! Ka anarana hafa moa no lazaina ko!! Hihihihihi
60. yonikafopl ( 26/09/2004 19:39)
oadray fa misy fihinanana gato nga ato?? tara njay za zany,
hummmm methode sy mumu.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0935