serasera "nahitana soa @ lafiny maro"

81. fijo ( 13/10/2004 23:05)
tantarao aloha ny an\'i bichette.
82. bichette ( 14/10/2004 06:07)
fijo > za kosa efa nitantara e !
83. kitjo ( 14/10/2004 08:47)
Ny anah aloha efa nahavitana tantara in3 niseho mihitsy d nofaranana oe...mbola mitohy e......

fa ny fiainako izao ,izao manoratra eto izao , teo za kamo b d zao za miomehy mamaky forum eto d lasa mazoto be :P :P
84. hery ( 14/10/2004 09:14)
zah kou alou faly nahazo namana betsaka ... mba nahita an\'i bichette sy ny sisa tany Paris
85. kitjo ( 14/10/2004 09:26)
hery> aiza ary ny voandalana d tantarao hono, znay ange ilay resaka e!

malahelo eo fijo.hiihihihih
86. bichette ( 14/10/2004 12:49)
hery > izaho koa faly nahita an\'ialahy ...... :-*

mba tantarao moa ny an\'ny hafa e , fijo ohatra hi hi hi hi
87. aladin ( 14/10/2004 20:05)
izaho alou be dia be no tombontsoa azoko teto e!nahitana namana be dia be nivelarana bebe kokoa azo nanontaniana izay fanontaniana tsy sahy napetraka taman\'olona. Tao koa ny fivelaran\'ny talenta tao amin\'ny vetso.serasera nahitana mpiara miasa nahazoana torohevitra maro rehefa tojo ny olana.nahitana fialamboly maro toy ny hira, tononkira ny hatsikana sy lalao ary tsy adino ny fihaonan\'ny namana sy ny fetifety. Ireny rehatra ireny sy ny maro tsy voatanisa dia isaorana antsika rehetra namana, ny admin ary insrindra ny webmaster.
tsara ka ankafizina

88. methode ( 14/10/2004 20:33)
Hay efa lasa be resaka be ny ato!!! Hihihi Mbola varimbariana tany ambadika tany zah!!! Fa le serasera aloha toa mampitombo aingam-panahy e! Aiza ve ka methode avy no lasa mba nanoratra tononkalo!!! Hihihihi! Nefa tsy manan-talenta amin\'izany akory!!!
89. fijo ( 14/10/2004 22:00)
bichette>mbola tsy misy tantara ka
90. bichette ( 15/10/2004 12:19)
fijo,> enao be resaka io ve ....

methode > aiza izany tononkalo izany ? zay te hamaky mafy mihitsy.

Hisaotrana ireo izay nijoro vavolombelona.
91. bichette ( 15/10/2004 12:25)
Laingalainga kosa aloha fa maro ny zavatra mahasoa ato e ! mi-permettre ny mi-s\'exprimer ihany koa ato (miala tsiny amin\'ilay teny vahiny) , ahafantarana ihany koa hoe ahoana ny fomba fisainan\'ny olombelona amin\'izao vanin\'andro hiainantsika izao.
92. ikaretsaka ( 16/10/2004 02:07)
misy ny miha malal atsaina.. misy ny miha tery saina.. io koa hitako ato
93. fijo ( 18/10/2004 23:08)
bichette>be resaka taizaindray aho le :twisted: :twisted:
94. methode ( 18/10/2004 23:25)
Bichette, fijo> De ataovy ao aloha izay ifanarahanareo roa e! Hihihihi
95. bichette ( 19/10/2004 06:32)
fijo > mba tantarao ny traikefa e !
96. sambatra73 ( 19/10/2004 07:17)
soa-ko teto:
- nanao rév° d naazo kariné de vôkaby bdb (looks...)
- nazoana resety bdb sy finana lasopy sy bononoka virtoaly ;-)
- nafaana nanao tora-po ;-) (d nety nisy vôtoraka narary tany o any???)
- drindradrindra naitana namana :-*
97. fijo ( 19/10/2004 22:10)
bichette>traikefa amin\'inona nefa izany e.amin\'ny fikalina ve?
98. methode ( 19/10/2004 23:04)
Ho lasan\'i fijo sy bichette ny sehatra ato rehefa kelikely!! Hihihi
99. fijo ( 20/10/2004 22:10)
methode>midira matetika dia isika telo no mibahana ato ka.
100. bichette ( 21/10/2004 06:23)
methode kosany e !
fijo > mba tantarao anay ny zavatra mba tsapanao ato e !
sambatra73 > misaotra, izaho koa nahita namana tato sady namana mahafinaritra daholo

Biz an\'ny rehetra tsy ankanavaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.141