serasera "nahitana soa @ lafiny maro"

101. fijo ( 21/10/2004 21:46)
ny tsapako ato dia mahafinaritra ny namana,saingy tsy mety manome sary ny sasany. :oops: ^^ nefa izy amin\'io mahafinaritra an.
102. methode ( 21/10/2004 23:14)
Ary misy tsy hita intsony e!!!! Sa efa ninanan\'ny olona gateau any ho any???? Hihihihi
Mahafinaritra daholo ny namana ato e!!
103. kitjo ( 22/10/2004 05:18)
voatonotonona foana zany gato zany fa hatsatso eo ny farany ry methode an

fijo> manjary sao dvao mainka marary fo ange fijo ra omen\' i ....sary eo e, ra tsy mahita azy vao mainka mitsiriritra sary , lasa voa double :-D :-D
104. bichette ( 22/10/2004 06:41)
fijo > :roll: :? :lol: :-D :-D :-D
marina ny voalazan\'i kitjo, dao dia lasa adala koa i fijo raha mahazo sarin\'izany olona izany.

mahafinaritra daholo marina aloha ny olona ato e !
105. ikaretsaka ( 23/10/2004 03:57)
tsy lasa kosa aloha le tsy ankiseho sary fa ny an\'ny sasany ve ampiseho de ny an\'ny sasany hafenina nefa mba isika samy isika ihany?
106. methode ( 23/10/2004 16:42)
Misy mampisaho sy tsy mampiseho angaha??? TSy mitovy kosa aloha e! Ny zavatra asehon\'i kitjo amiko ohatra mety tsy mitovy amin\'ny asehony amin\'ikaretsaka!! Arakaraky ny fifandraisana io!!! Fa aleo tsy mampiseho aloha toy izay an\'olona hafa no aseho eo e!! Hihihi
107. zandrinifijo ( 24/10/2004 08:47)
fijo> ataony elà inona sary? nefa angatao iany ko ny gros plan sy profil sô dia matax be :-D :-D :-D
dia apiseoy anà an
108. ikaretsaka ( 24/10/2004 17:51)
hmmmm izy mitsam reto hoa tsss
109. bichette ( 25/10/2004 09:06)
f\'angaha dia tena important be ilay resaka sary e ? ny ahy tsy sahy mampiseho aho fa sao dia mitsoaka daholo eo ianareo koh !
110. mimich ( 25/10/2004 12:42)
Bichette> f\\\'hita wa , zao zao afaka miresaka iany na tsy misy sary aza e!
ha! fa izao e! efa nahita clan idirana ve alou bichette e! :-D :-D :-D (any ambadik\\\'io resaka io fa tadiddiko, de ampiidiriko eto fotsiny)
hihihi!!! samy mahita holazaina daholo ianareo reto. Fa nahafinaritra aloha tato e! izaho somary masiatsiaka sy mahitsihitsy firesaka ity aza mba nahay milamina toy ny olon-drehetra ihany rehefa nifanerasera t@ namana maro tato.
Fa ny zavatra tena nahafinaritra ahy tato ho ato dia ny eto @ forum! tsy maintsy mitsiky rehefa eto, lasa mihomehy irery mihitsy aza indraindray rehefa mahatsiaro ny hevitra mivoaka eto. Ny zava misy eto mantsy dia any amboalohany ihany no ara-dalana ny vali-teny eto fa rehefa aty aoriandriana aty an! mifangaro vazivazy (oh hoe avadiky fijo kaly foana ny tantara rehefa ela ny ela, de ramaso indray mamorona ny tsy misy fa mahita loatra, de ikaretsaka , manararaotra ny halavany de manakatra izay azony takarina eny rehefa sendra tsy hita elaela sns eeee!!!! , de ireny ilay tena ilaina fa manafana ny adi-hevitra.
111. bichette ( 25/10/2004 14:30)
tena marina izany ry mimich, amin\'ny voalohany fotsiny no tena mamaly araky ny fanontaniana sy ny sujet fa avy eo dia tena lasa rasaka zavatra hafa mihitsiny.
mimich > misaotra nizara taminay
112. fijo ( 26/10/2004 00:19)
kitjo>avelao aho hijaly any fa alefaso aloha ny sary e.
ika>marina izany fa samia mampiseo e
bichette>tena important le sary ka.raha tsy izany ve izahay angataka.
mimich>dia lazaina fa mpikaly be indray i fijo .tsssssss
113. mimich ( 26/10/2004 06:25)
oups!!!! ramaso ah!ka raha izahay no ankizy , de énao ve zany zaza menavava ô , sa mbola vao mitsaika :-D :-D :-D
114. bichette ( 26/10/2004 06:33)
bichette > za tsy misy sary alefa koh !
115. xxx ( 26/10/2004 07:28)
fa inona avy ny PS ampiasainndry no miteny irery? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
116. bichette ( 26/10/2004 09:54)
iza no miteny irery ?
117. fijo ( 26/10/2004 23:06)
chipie ko,miresaka amiko izy ka
118. zandrinifijo ( 28/10/2004 10:15)
mandrevy ndray razoky :-D :-D :-D
119. fijo ( 28/10/2004 22:42)
ka tsy maintsy arovana i bibi ka
120. bichette ( 29/10/2004 06:38)
fijo > iza klou lay bibi e !

bichette ihany no ps ampiasaiko fa vao avy nifoha za dia tena tsy mbola concentré dia lasa bichette no voasoratra o lieu de .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1019