serasera "nahitana soa @ lafiny maro"
221. methode
(
04/03/2005 10:06)
Kitjo> Njy io zao mety fianakavianay de tsy fantatry njy kory za!! :oops:
222. dadabe
(
05/03/2005 09:05)
methode>mety ho samy zanako nareo a hehehehe
yonika,bichette>ny tantaranay sy nenibe ve?hhmm
Dia niresaka izahay (virtuellement) de nikotiko izy,de ...nanaiky izy,..de hoy aho hoe tiako enao,..de hoy izy hoe zah kounkou tia anao ,..de hoy aho hoe ,..andao aza tsika 2 hiaraka ,...de hoy izy hoe ,eny ary...de hoy aho hoe:".... (l) (l) ..." de hoy izy hoe,tongava aty de porofoiko aminao kounkou fa zah kounkou ".. (l) (l) ..."aminao de....
mbola hitohy...
223. booboo
(
05/03/2005 09:55)
mbĂ´ tian'ny manana raha hotantaraina koa ity " mbola hitohy ity " :-D
224. methode
(
05/03/2005 20:55)
Hihihihi Dadabe moa izany le tarik'i kounkou!! Hihihi
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.5861