serasera "nahitana soa @ lafiny maro"
181. bichette
(
30/11/2004 16:42)
methode > hendry tsara izahay ka ! i ikaretsaka sy i fijo mila fessé kely indraindray :lol:
186. bichette
(
02/12/2004 07:29)
Andao indray mba hiverina amin\'ny tena lohahevitra e, maro olona mahafinaritra ato, tsotra no sady tsom-po
189. moi
(
06/12/2004 08:08)
ato kalou de na de resaka tsotra aza, misy mahay manisy saosy mintsiny e !
indraindray de lasa mivoana amin\'ny lohateny mihitsy le resaka, nefa dia TSIKY DIA AMPY
Dia mitsiky foana miala ato !
indraindray de lasa mivoana amin\'ny lohateny mihitsy le resaka, nefa dia TSIKY DIA AMPY
Dia mitsiky foana miala ato !
192. mimich
(
09/12/2004 15:09)
efa nahita ny sarin\'i bichette anga fijo to efa hanao arrosage hisaosy sahady
malaza mintsy zao sarin-dry zao fa mba avoahy na dia ankihikely ihany aza e!
malaza mintsy zao sarin-dry zao fa mba avoahy na dia ankihikely ihany aza e!
193. ikaretsaka
(
09/12/2004 15:24)
fijo be no tsy hahita sarin\'i bichette.. manao ohatran\'ny hoe Ramaso ve de tsy hahita sarin\'i mumu na hoe i zakilinina ve de tsy nahita sarin\'i nikopol :-P
196. fijo
(
09/12/2004 22:38)
mimich efa nahita aho ary dia mbola variana mijery foana.fa tsy mety leo.
197. ikaretsaka
(
09/12/2004 23:30)
za ko aloha mety tsy hiety leo raha mahita akaikikaiky kokoa e :-P
198. dadabe
(
27/01/2005 03:49)
:D (l) aleo rangahy averina amin\'ilahy loha hevitra amin;izay a,sa ahoana bichette?tena milay ato e,misy hira.namanamilay,namana mamadika (hihihi naka ny sipa hihihi),tononkira ,tonokalo sns.......milay e,sa ahoana lesyry karetsaka sy ramaso.
..........a hihih milay e
..........a hihih milay e
199. mumu
(
28/01/2005 08:10)
ikaretsaka tsy mbola nahita ny sariko io!
variana mijery inona njay hono fijo?
dadabe nisy nagalatsa bebe ve? mitadiava hafa raha izany de aza malahelo tsony! :wink:
variana mijery inona njay hono fijo?
dadabe nisy nagalatsa bebe ve? mitadiava hafa raha izany de aza malahelo tsony! :wink: