serasera "nahitana soa @ lafiny maro"

201. yonikafopl ( 31/01/2005 13:43)
ka sao de dadabe kosa ary no nagalatra ny an\'oll :-P :-D :-D
202. bichette ( 31/01/2005 15:08)
dadabe> nisy tantaranao izay hoe \"mbola hitohy\" tantarampitiavana izay ilay izy io izao no andrasanay eto :wink:
203. ikaretsaka ( 31/01/2005 19:34)
ary i bichette tsy mitantara mihitsy fa faly hijery ny tantaran'olona fotsiny! nefa izy ihany no nanokatra an'ity!
tsy rariny!!
204. dadabe ( 05/02/2005 08:57)
bichette,mumu,yonikafopl,chipie1:efa hoe secret anay sy i nenibe hoa zany,sady efa nisy bebe vaovao ato @forum kle .
Bichette:ny lafiny tsara dia ity,vao tsy hita i nenibe :( snif snif) de tonga izao i bebe hihihi milay le forum e,ahiotana soa.

FIN DE L'EPISODE (a suivre....)
205. dadabe ( 05/02/2005 09:06)
oainina indry ny bandy kle kiiiiiii :roll:
206. Ramaso ( 12/02/2005 07:44)
ny ahy aloha teto dia nanovozako ny fahaizana mitsaoka lentika ..
merci a:
maitresse mumu , maitre ika , tonton fijo, nenifara Yonika, nenitoa pitchou, lema , maditra, rajoul, poups sy chips, bibi, dadabe, ravat's, methode, samoina, vonikazokely, modeste, Rafanja, ary i raboob's sy Kitjo
207. dadabe ( 17/02/2005 10:19)
zay vao arako ny tonton sy tantine sy ny dadafara ato kle merci ramaso :roll:
208. bichette ( 17/02/2005 10:38)
ramaso > hanky va re
209. bichette ( 17/02/2005 10:50)
ikaretsaka > jereo fa efa nitantara kosa aho tamin'ny vao nanokatra an'ity lohateny ity e :wink:
210. methode ( 17/02/2005 10:50)
Mbol velona aao daholo an!!!
211. dadabe ( 17/02/2005 13:05)
fa angaha irina ho faty le?
212. methode ( 19/02/2005 00:19)
Ka tsy nisy hita intsony ko!!
213. dadabe ( 20/02/2005 09:58)
mbola misaina ny methode ataony izy ee :D de ampy
214. Ramaso ( 22/02/2005 04:36)
rehefa mbola tsy nahazo ferapara enao ramose methode de mbola complet ny avant an!
215. dadabe ( 23/02/2005 14:00)
ekena zandry a :)
216. methode ( 24/02/2005 23:24)
Ramaso> Ka mety le mpanao ferapara mihitsy no tsy avotra ko!!! 8O
217. dadabe ( 28/02/2005 13:02)
de velomy ary e :D
218. bichette ( 02/03/2005 16:32)
dadabe, mbola miandry ny tantaranao sy i nenibe foana anie e
219. yonikafopl ( 02/03/2005 19:36)
nahazo fianakams betsaka kosa ramaso kou!!
dadabe alefa hono eee
220. kitjo ( 04/03/2005 08:14)
ramaso> tokony asiana fivoriam-pianakaviana ato fa zay toa oh hanary havana raha izao fa tsy mahalala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8394