serasera "nahitana soa @ lafiny maro"

21. bichette ( 26/08/2004 12:22)
i nikopol ohatran'ny ao paradisa mihintsy izany rehefa miditra ato ?
22. nikopol ( 26/08/2004 12:32)
Nga any amin'ny paradisa ry bichette misy sipa manja? :lol:
23. mimich ( 26/08/2004 13:37)
toa efa voalazanareo daholo izy izany fa tsy manankambara itsony aho, misaotra antsika isika e!
24. ftma ( 26/08/2004 22:04)
Fanamafisana izay efa voalaza ihany fa tena mahafinaritra ny namana ato na dia resaka mivantana (an-tsoratra) aza no hifankalalana, rehefa tena mifanatri-tava dia ohatry ireny olona efa nifankalala ela be ireny, maniry ny hitohizan'izany fifankatiavana izany, ary fisaorana manokana no atolotro ireo namana izay efa hitako (nahafinaritra ny fihaonana) ary manantena ny hahita ny namana hafa rehetra.
25. methode ( 26/08/2004 22:37)
Ny ahy aloha de tamin'ny nofy no nahitako ny namana sasany e! Hihihi
Mumu> Ny inona hono no savaina hahafantarana hoe lahy sa vavy hoy bichette?
26. bichette ( 27/08/2004 06:27)
methode > raha misy hao hono ly loha dia vavy, raha misy morpion kosa hono ny loha dia lahy :roll:
27. methode ( 28/08/2004 22:20)
Bichette> Ka za sady tsy misy hao no tsy misy morpion de sady tsy lahy izany no tsy vavy? Ary sao de mba anjely ary za ity aloha raha izany e? Hihihihi
28. chipie1 ( 29/08/2004 17:16)
methode anjely latsaka antany ve? mhhh toa tsy misy zany
29. bichette ( 30/08/2004 06:25)
methode > sao dia misy hao fotsy kosa i methode ? :? :x :oops: :P :D :-D
30. kitjo ( 30/08/2004 16:39)
bichette. mampangidihidy mamaky ny hafatsinjy, :-D :-D

Za zao herintaona anjoany niditra serasera dia izao tamana be izao. Tsy hitako izay ilazana azy fa soa foana aloha ny teto h @zay afatsy ny namana sasany izay mampiady (tsy azoko mihitsy!). Fa vizaka moa ny sasany dia mijanona,ihhiiih

Mahafinaritra fa misaotra antsika sika eeee
31. methode ( 30/08/2004 22:16)
Bichette> Tongava mihitsy ianao aty misava izay tadiavinao ka! Reraka fotsiny eto aho mitanisa ny tsy misy! Hihihihi
32. ikaretsaka ( 31/08/2004 00:02)
kitjo> boversera ary eeee
33. bichette ( 31/08/2004 06:29)
:°) :-P
34. yonikafopl ( 31/08/2004 12:59)
kitjo tokony asiana fiarahabana ny fitsingerenan'ny taona nilatsahana ho namana kou ato zany!
hihihihihihihihih
tato no nahitako ny ratsy indrindra lol
de tato koa no nahitana ny soa sy tsara indrindra :D
35. kitjo ( 31/08/2004 17:57)
ika> hiihhi, melsi :-* :-*

yonika> bonaniversera serasera za,hiihihhihih. Aza todihana tsn znay ratsy inddra izany k! Avadiho fa rehefa avadika ny hoe ratsy dia lasa tsara.

ramaso> elah ngah zany nahazo vady tato izany? :-P
36. bichette ( 03/09/2004 14:22)
ataoko kosa fa betsaka ny nahita soa tato tamin'ny sehatra isankarazany e !
37. kitjo ( 05/09/2004 13:15)
mmhhhh, zay hihinana gato bichette an :-P
38. ikaretsaka ( 06/09/2004 03:57)
bibi?? f'angaaaaaaaaaaaaaa ??? :lol: arahabaina
39. bichette ( 06/09/2004 06:02)
ramaso > iza avy ireo atao mariazy fa tena tsy maharaka izahay :?: :roll:
kitjo > io ramaso hiteny amintsika hoe iza no hampihinana gateau :wink:
ikaretsaka > iza no arabaina ? :x :lol:
40. mumu ( 06/09/2004 08:05)
lety e!!! nande vôkansa zay de fosaina tato tssssss!!
nareo reto wa tena tsssssss
methode: ôtrany bandy angaha no fahitanao anà tany Rome klé???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1882