Betsaka ny vehivavy "dominante"

81. ikaretsaka ( 17/06/2004 03:43)
hi hi hi
82. pitchou ( 17/06/2004 10:56)
mandehana ary manao kanety b d tonga d misakafoana any @ resto fa aza manantena hamantana sakafo e! aza mody ko tsy maninona fa mitadiava toerana hatoriana fa tsy sarotra ny manolo e! d dominer-o tsara zay hitanareo any, ary tena manalà vokona mihitsy e! izany an! fa aleo zahay andeha hi domine ny fiainanay!
83. mimich ( 17/06/2004 11:41)
bien pitchou!
84. chipie1 ( 17/06/2004 13:02)
pitchou> hihihi
85. booboo ( 17/06/2004 13:55)
fijo>tsy kofona zà fa indraindray tsiky dé ampy hahafehy frazy lava beeeeee e !
86. fijo ( 17/06/2004 20:58)
hay ve.milayka.
pitchou>masiaka be toy ny sakay pilomena.
87. methode ( 17/06/2004 21:54)
Ny resaka fitiavana rangahy tokony tsy hisy dominant dominante izany fa tokony donant-donant no izy a! raha izany aleo tsy manambady!!
88. kinaoly ( 18/06/2004 01:33)
methode > :) hevitra mila dinihina lol
89. ikaretsaka ( 18/06/2004 03:22)
dia raha dominant sy domine zao dia inna ny tombotsoa? eo de mifamely @ maha lehilahy sy maha vehivavy azy eo
90. mimich ( 18/06/2004 06:50)
zany an!
91. jhouhlambout ( 18/06/2004 08:58)
Samia mi-domine amin'ny fitiavana dia tsy ho rava mihintsy izy io!
92. pitchou ( 18/06/2004 11:48)
fijo> iza indray no niteny anao hoe masiaka toy ny sakay pilomena za? ttttttttssssssssss! mamorona an! sa ve za boramena be, andraso aloha hijery fitaratra!
jhoul> aiza koa no misy fitiavana hi-domine? ireny na mena aza lazaina fa mavokely foana!
93. fijo ( 21/06/2004 22:02)
ka le sipa mitady hidomine kosa ratsy e.mipetraha tsara ry sipa dia ho hendry izahay.
94. jhouhlambout ( 22/06/2004 09:14)
pitchou> Tsy ny fitiavana no mi-domine FA ireo OLONA ROA no mampi-domine azy!!
95. pitchou ( 22/06/2004 16:34)
jhoul> ko tsy ho any an-kady? hihihi
fijo> rehefa hendry tsara nareo d tsy misy miteniteny anareo ntsony e! hendre fotsiny aloha
96. booboo ( 22/06/2004 20:00)
zay mihitsy !
97. fijo ( 22/06/2004 22:12)
izahay anie efa hendry hatrizay fa ny ataonareo no mampiolana anay e.
98. mumu ( 23/06/2004 07:37)
hendry hono ry zareo!! eisy eeeee aleho za himé kely fa tssssss!!! ho ho ho ho...
99. pitchou ( 23/06/2004 15:36)
tsy mbola hitako alou zay fahendrena nasehonareo tato @ forum e! hihihii
100. fijo ( 23/06/2004 20:56)
zany ve?sao mba manadino kosa ary hianareo le.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2012