Betsaka ny vehivavy "dominante"
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
102. pitchou
(
24/06/2004 06:46)
nnttttttttsssssssss! ndraindray d ny mahanamana anareo sisa no tsy afoizana anareo ko!
![](https://avatar.serasera.org/22619efeebbae81cdbc41de6d5d3f03c.jpg)
103. mimich
(
24/06/2004 10:34)
ao ary fa miana-kendry e! sa mody hendry? sa diso hendry loatra ??? sa saika hendry ????
![](https://avatar.serasera.org/a373063996b8da3415c31a201ffe2333.jpg)
104. nyna
(
24/06/2004 12:52)
mitady hivoana ô!
ekeko ny fanazavana nomenareo tsirairay! ary tena ilaina ny fomba fijerin'ny lehilahy io loha hevitra io! ilaina ihany koa ny hevitry ny vhv, satria ireo heritra roa mitambatra no isian'ny fifanarahana (compatibilité) na eo @ dialogue na eo @ fiainana!
milaza mantsy isika fa ilaina ilay dialogue, nefa raha olona tena tsy mitovy hevitra lava dia mety ho vahaolana hafa no tsara aminy!
misaotra anareo!
ekeko ny fanazavana nomenareo tsirairay! ary tena ilaina ny fomba fijerin'ny lehilahy io loha hevitra io! ilaina ihany koa ny hevitry ny vhv, satria ireo heritra roa mitambatra no isian'ny fifanarahana (compatibilité) na eo @ dialogue na eo @ fiainana!
milaza mantsy isika fa ilaina ilay dialogue, nefa raha olona tena tsy mitovy hevitra lava dia mety ho vahaolana hafa no tsara aminy!
misaotra anareo!
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
105. pitchou
(
24/06/2004 16:09)
ka maninn ary nyna no ny vhv no nampangain'i nyna fa tsy napetraky nyna ny tsindry ataon'ny ankamaroan'ny lehilahy eo @ fiainan'ny toka-trano? otran'ny mametraka hypothèse enao hoe tsy tokony hanana anjara toerana @ zany ny vehivavy!
![](https://avatar.serasera.org/a373063996b8da3415c31a201ffe2333.jpg)
107. nyna
(
25/06/2004 11:02)
izay mihitsy fijo!
zavatra tsapako ilay izy ary tiako fantarina hoe betsaka ve no mahatsapa an'io! fa tsy hoe rehefa vhv ny tena dia hanadio tena foana akory!
zavatra tsapako ilay izy ary tiako fantarina hoe betsaka ve no mahatsapa an'io! fa tsy hoe rehefa vhv ny tena dia hanadio tena foana akory!
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
108. pitchou
(
25/06/2004 16:37)
otran'ny hoe tsy tantin'ny sainao ny mahita vhv manana toetrana leader!!!! sa tsy matoky tena enao d manome tsiny ny hafa tsy mitovy aminao?
![](https://avatar.serasera.org/22619efeebbae81cdbc41de6d5d3f03c.jpg)
109. mimich
(
28/06/2004 10:46)
Nyna< tsy hoe ny vhv manadio tena foana, fa mba miezaka kosa ny haka ny toerana maha izy azy eo amin'ny fiaraha-monina sy ny tokantrano; ny mifanohitra @ izay aza matetika no misy, satria nolazaina foana fa ny lhl no lohany dia tsy manaiky izay marimaritra iraisana fa miezaka ny hi-domine hatrany ary mbola fiheverana raiki-tapisaka ao an-dohan'ny maro h@ izao ilay hoe vhv fanaka malemy sy ravaky ny tokantrano, ny lafiny tsara amin'io fiheverana io dia ny fanomezana haja sy hasina ny vhv, fa ny lafiny ratsy dia hoe fanaovana azy tsinotsinona satria fanaka sy ravaka dia tsy manan-jo hiteny..
Ekena fa misy ny tsy fitovian-kevitra nefa misy koa ny atao hoe methode sans perdant , tsy manome vahana na ny andaniny na ny ankilany.
Ho ahy aloha h@ izao dia tsy ekeko mihitsy ilay hoe rehefa mba miezaka mndray anjara @ adi-hevitra na ny fitantanana ny vhvh dia lazaina fa dominante foana e!
Ekena fa misy ny tsy fitovian-kevitra nefa misy koa ny atao hoe methode sans perdant , tsy manome vahana na ny andaniny na ny ankilany.
Ho ahy aloha h@ izao dia tsy ekeko mihitsy ilay hoe rehefa mba miezaka mndray anjara @ adi-hevitra na ny fitantanana ny vhvh dia lazaina fa dominante foana e!
![](https://avatar.serasera.org/a373063996b8da3415c31a201ffe2333.jpg)
110. nyna
(
28/06/2004 15:36)
pitchou> tsy resaka hoe tsy tantiko ny mahita vhv manana toerana leader fa constatation ary tsy izay mihitsy no dikan'ny hoe vehivavy dominante aloha fa aoka hazava!
mimich> ny définitin'ny hoe dominante angamba no tsy hifanarahantsika satria tsy ny vhv "mba miezaka mndray anjara @ adi-hevitra na ny fitantanana" no antsoina hoe dominante amiko fa : ireo izay manao tsindry azo lena ary diso manararaotra ny lhl mora fanahy sy ireo somary diso tsotra loatra.
Définition vao noforoniko teo io fa tiako hivoaka eto hoe: hatraiza ary vao azo antsoina hoe "dominante ny vhv iray", mba tsy hitsarana ivelany fotsiny hoe dominante izy.

![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
111. fijo
(
28/06/2004 22:04)
ny hevitr'ilay teny no tsy nitovizanareo.raha niteny dominante i nyna dia ilay sipa mananmbany lahy ireny no tiany lazaina.tsapako hatrany amboalohany io.fa ny anareo roa vavay indray dia ny sipa lasa ambony na mitondra (fahefana) no noheverinareo.
i nyna tsy nanda io farany io,fa mitsikera kosa iry voalohany.
i nyna tsy nanda io farany io,fa mitsikera kosa iry voalohany.
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
112. pitchou
(
29/06/2004 06:48)
angaha mody mamorona definition hafa rehefa mandeha ny resaka e! iza no niteny an'i nyna fa mbola nisy lehilahy mora fanahy na diso tsotra ka dominé? ireny jamais dominé satria mora ny miresaka aminy ary ireny matetika tsy mifanditra raha tsy zavatra fantany fa tsy mety ny lazain'ny iray! ary ny vehivavy tsotra sy mora koa jamais dominée fa tadidio! satria ireny no manana saina hiteny fa tsy hijanona ho haingo-trano fotsiny!
ny an'i nyna raha ilay akombom-bava tsy mahazo miteny no mahasoa an'i nyna satria @zay nyna tsy dominante fa tena dominée na écrasée aza tsy maninona fa tongava soa aminao re!
ny an'i nyna raha ilay akombom-bava tsy mahazo miteny no mahasoa an'i nyna satria @zay nyna tsy dominante fa tena dominée na écrasée aza tsy maninona fa tongava soa aminao re!
![](https://avatar.serasera.org/22619efeebbae81cdbc41de6d5d3f03c.jpg)
113. mimich
(
29/06/2004 07:00)
misaotra ny mpisolovavan'i Nyna fa mazava ny resaka hi!hi!hi!,
tsika sy ndry ve aky ry pitchou tsy mba misy mpisolovava mba hanampy mintsy ,
aoka aloha aho hieritreritra kely dia mamaly avy eo saaaaaaaaaaaaa pitchou mbola hitady avocat ho antsika hi!hi!hi!
tsika sy ndry ve aky ry pitchou tsy mba misy mpisolovava mba hanampy mintsy ,
aoka aloha aho hieritreritra kely dia mamaly avy eo saaaaaaaaaaaaa pitchou mbola hitady avocat ho antsika hi!hi!hi!
![](https://avatar.serasera.org/a373063996b8da3415c31a201ffe2333.jpg)
114. nyna
(
29/06/2004 07:01)
pitchou> tsy aazoko mihitsy ilay problèmanao !!!!!!!!!
hatreto aho mbola tsy nampiditra ny cas-ko mihitsy fa aza dia avy dia mitsara re e! aza dia mora sendoatra tahaka io ianao!
raha tianao dia tsy manda izay rehetra voalazanao aho, fa kosa mba te hilaza ny marina aho hoe efa nahita io cas nolazaiko io aho!!
mbola tsy sendra ary mbola tsy nahita lhl diso tsotra teo @ fiainanao na teo @ manodidina anao fotsiny ianao ka miteny hoe tsy mi- existe mihitsy zany!!!
Ny anton'ilay définition noforoniko dia mba hi-éviteko ireo olona mety hitsara ahy amboalohany tahaka anao hoe i nyna koa tahaka zao sy zao nefa zao sy zao toy izay nolazainao etsy ambony (efa tsinjoko io)!!
ny définition absolue mety tsy misy akory aza fa tiako ny hivelaran'ny saintsika mba hiezaka ny hanoritra au moins hoe rehfa zao no mitranga vao azo lazaina fa dominante ny sipa iray!
azonao amizay ve ny tiako lazaina pitchou????

115. fijo
(
29/06/2004 21:45)
masika loatra i pitchou fa mila kalma kely aloha.
raha tsorina ny tena tian'ny nyna lazaina dia ilay sipa tia mitondra lehilahy amin'ny rambony(sangany)
tsy namorona teny ampiresahana izy fa ianareo no tsy nahazo ny tiany lazaina.vakio tsara atrary amboalohany fa efa nazava ny tiany nolazaina teo.
raha tsorina ny tena tian'ny nyna lazaina dia ilay sipa tia mitondra lehilahy amin'ny rambony(sangany)
tsy namorona teny ampiresahana izy fa ianareo no tsy nahazo ny tiany lazaina.vakio tsara atrary amboalohany fa efa nazava ny tiany nolazaina teo.
![](https://avatar.serasera.org/22619efeebbae81cdbc41de6d5d3f03c.jpg)
116. mimich
(
02/07/2004 10:38)
fa izao kosa aloha e,fa maninona no rehefa ny lhl no mi domine dia lazaina fa izany ka olona manana hazon-damosina fa rehefa vhv dia vhv maneno? aiza ny toeran'ny vhv @ izany? izay foana anie le ilazako hoe mbola ilay resaka fanaka malemy tsy mahazo miteny foana no mibahana ao an-tsain'ny maroe !
![](https://avatar.serasera.org/246ca65cd48471bfb30be3eb705c0aac.jpg)
117. dronga
(
02/07/2004 13:41)
raha ny tena izy dia tsy mety izany satria izy roa dia nofoiray ihany (genesisy 2:24) ka tsy tokony hisy an'izany sady ny lehilahy koa no natao ho lohany
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
118. pitchou
(
02/07/2004 18:34)
tena tsy mitovy marina ny planeta misy antsika! nya anay ry nyna tsy vhv natao ho dominée izany satria mitovy ny olona fa ny anao tsy mety aminao izany! mifitsaha tsara ao! izahay ny hevitray no tohananay fa ny anao mody ny hafa no tskeraina!toetra tsy itovizana izany!ary rehefa tsy mahalala ny olona hoe tezitra na tsia dia aza mi-zesta hoe fantatro fa hoy a hoy ...
izahay tsy mihatsaravelatsihy hoe "eny ary fa ho tohanako" raha tsy mifanaraka @ sainay ilay lazain'ny hafa fa enao .... mazava hoa azy: "eny ary e!"
izahay tsy mihatsaravelatsihy hoe "eny ary fa ho tohanako" raha tsy mifanaraka @ sainay ilay lazain'ny hafa fa enao .... mazava hoa azy: "eny ary e!"
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
119. pitchou
(
02/07/2004 18:36)
sa mba hamalifaly ireo lhl tsy manao afatsy ny mitsikera vhv ireo i nyna de mody hoe ny vhv tokony ho dominée eo @ fiainany? nnnnnnttttttttttttsssssssooooo! farahidiny any izany e!
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
120. pitchou
(
02/07/2004 18:38)
saina tery loatra ny anao ry nyna raha mbola resaka vhv dominante ny mahaory anao%