Betsaka ny vehivavy "dominante"
41. mumu
(
04/06/2004 09:26)
fijo ka raha nareo lehilahy no asaina mitantana ny tokan-trano de lasa bordel angamba!!
amin'ny laony ahona??? mba teneno ahy kely hoe aiza zany no misoratra ???
amin'ny laony ahona??? mba teneno ahy kely hoe aiza zany no misoratra ???
42. angie
(
04/06/2004 10:25)
io ndray miankina @ lay couple ihany e misy hitan hoe ny vhv no mandray decision ary misy koa hoe ny lhl. izany dia miankina @ toetran'izy ireo ts11 avy fotsiny. Ary azony hifanarahana tsara. tsy misy hoe mi-dominer zany raha ny mahasoa ny couple no jerena. fa raha hoe zaay tiako fotsiny tsy manontany ny hevitry ny iray dia tena horreur kah.
48. pitchou
(
04/06/2004 18:13)
tsy hoe satria tsy manaiky hevitra fantatra fa tsy mahomby na tsy mety anaovana tsindry hazo lena ny iray d hoe te hi-domine! raha sanatria misy olona iray manaiky an'izay ao an-tokatranony d efa tokatrano tsy misy ilana azy izany amiko! fa raha mpivady tokony tsy maintsy mahay mifanarina raha diso ny iray fa tsy misy ordre établi eo akory!
Ho anareo (lhl???) te-hi domine vhv ary d andramo fotsiny ianareo daholo no manapaka ny rehetra ao an-trano hatr@ laoka atao d ho hitanareo ny tsiron'izany hoe "mi-domine" izany! tandremo! aza maniraka fa ny olona mi-domine mahavita manatanteraka fa tsy miandry ny hafa!
Ho anareo (lhl???) te-hi domine vhv ary d andramo fotsiny ianareo daholo no manapaka ny rehetra ao an-trano hatr@ laoka atao d ho hitanareo ny tsiron'izany hoe "mi-domine" izany! tandremo! aza maniraka fa ny olona mi-domine mahavita manatanteraka fa tsy miandry ny hafa!
54. jhouhlambout
(
07/06/2004 09:49)
Ka izany no tadiaviny e, fa ilay gasy dia soloina hoe: lehilahy....
55. angie
(
07/06/2004 10:44)
raha @ fiainan'ny fianakams no tiana hahomby dia tsy miseho ao mihintsy io voccab dominer io satria raha ny iray foana no mandray ny decision rehtr dia ny iray mpanantanteraka dia lasa esclavage mihintsy. Noho izany ny dialogue no important fa tsy hoe iza no mi-domine.
56. angie
(
07/06/2004 10:49)
Raha ny tena marina alou ankehitriny dia hita fa saika ny vhv mihintsy no mi-dominer= na mandray ny decision ao an-trano. Fa indirectement, zany hoe tsy mampiasa ilay hoe zao no atao de zay zany, fa mampiasa ilay fahaizany mi-dialoguer. Farany ra-lhl mahita ny tsy fahita zany hoe mahita fa marina ny hevitry ra-vhv ka manampan-kevitra fa iny no atao ary satria izy no niteny farany dia heveriny fa izy no mandidy nefa raha ny marina dia lay vhv.
hihihi
hihihi
57. nikopol
(
07/06/2004 10:56)
lalina be ilay analysen'i Angie farany io fa main'ny été manaraka aho "vehivavy dominante" indray no tadiaviko. Toa betsaka ny mahatsara azy raha izany.
58. pitchou
(
07/06/2004 16:07)
d rehefa te hi domine an-dramaqso izy zany d miaraka @ bandy hafa raha izay tian-dramaso ko inona moa?
60. fijo
(
07/06/2004 22:31)
ny laoniny?dia tsotra.ny lahy no lohany ary ny vavy,manampy azy ahita ny tsaratsara hatrany.