Betsaka ny vehivavy "dominante"

1. nyna ( 01/06/2004 10:57)
Za ry zareo mahatsapa fa lasa betsaka ny vehivavy "dominate" ao @ couple @ zao toetr'andro iainantsika zao a! tena mifamadika ny rôle indraindray! ahoana ny hevitrareo?
novalian'i nyna ny 21/07/2004 09:58
2. ari.malala ( 01/06/2004 11:08)
dominante @ lafiny inona aloha?
3. ari.malala ( 01/06/2004 13:28)
tsy azoko izany, dominante @ resaka firaisana ahoana alo ê! azavao tsara
4. nyna ( 01/06/2004 13:30)
an an an kosa e! ny @ firaisana anie mety andeha ho azy ihany e!
fa ny tiako lazaina ny eo @ fitondrana ny couple mihitsy!
Izany hoe: ilay sipa no mandindy @ ankapobeiny manontolo, ny sitrapony no tsy maintsy tanterahana!
5. rrijanirina ( 01/06/2004 13:32)
dia ahoana izany aminn'y maha vehivavy anao, inona ary no tokony hatao ?
6. nyna ( 01/06/2004 13:33)
- fomba fitantanana toka-trano
- fanapahan-kevitra (mody manontany ny hevitr'ilay lhl fa ny azy ihany no tiany tanterahana)

sns....sns ....
7. nyna ( 01/06/2004 13:34)
mbola manontany anareo aho aloha zao satria zavatra voamariko fotsiny io!
8. ari.malala ( 01/06/2004 13:35)
tsy azoko izany, dominante @ resaka firaisana ahoana alo ê! azavao tsara
9. nyna ( 01/06/2004 13:51)
alloo !! allloo < ari.malala
10. booboo ( 01/06/2004 17:46)
11. pitchou ( 01/06/2004 19:13)
ka inona tokoa ary no tian'i nyna atao e!
12. fijo ( 01/06/2004 20:40)
ka io anie tonga amin'ilay hoe lehilahy moderna e.ny lehilahy malemy izao no tadiavin'nby sipa,fa raha vao mihenjana ny tena dia ,matcho e tralala e.nefa izao toa tsy voanareo indray ilay izy,ka inona ihany izy ity e?
13. hendry ( 02/06/2004 10:36)
Arakarak´ilay couple io, ny hitako @ io cas lazain´i nyna io matetika dia ny vehivavy manana fiainana stable kokoa noho ilay lehilahy.
14. jhouhlambout ( 02/06/2004 10:44)
Ka ilay vehivavy amin'izao fotoana izao mihintsy no mitady bandy ho dominer-na, hany ka lasa mivari-lavo any amin'ny bandy malemy izy dia avelany eo ny sasany....
15. ari.malala ( 02/06/2004 11:12)
azafady alo ry nyna fa tsy haiko ny nahatonga an'io msg io niverina in-droa.

Mety hoe misy angamba io voalazanao io nefa anjaran'ilay lhl no manitsy ny toetran'ilay miaraka aminy tsy ho toy izany ko! izay ilay fitiavana ê! mifanitsy.
16. mumu ( 02/06/2004 11:52)
nyna raha amin'ny toka-trano ndray de hitako hoe normale raha ilay vehivavy no "dominante" satria izy no tena mitondra ny toka-trano!!

17. nyna ( 02/06/2004 12:14)
io aloha dia marina e! fa mahafinaritra nefa anie ny mahika couple complice @ rehetra atao e!
18. mumu ( 02/06/2004 13:09)
ary ramaso zany manao copier coller erakin'ny sujet ato amin'ny forum an!!

nyna: ka olona 2 samy hafa samy manana ny heviny ve hoy njy de hitovy hevitra faona??
tsy maintsy misy anakiray maka ny décision finale (na ilay lahy na ilay vavy)!!
tsy midika akory zany hoe tsy misy complicité na misy dominé na dominante
19. bichette ( 02/06/2004 14:25)
samy maneho ny heviny ny lahy sy ny vavy fa ny lahy no tokony hanapaka ny decision final rehefa avy nidinika tsara amin'ny ravehivavy sa ahoana hoy ianareo ????
raha ny ao tokatrano tokoa dia ny vehivavy no manana alalana hikarakara izany kosa e ! mi domine ve izany ????
"ianareo lehilahy tiavo ny vadinareo, ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo"....
20. bichette ( 02/06/2004 14:26)
za klou tsy tia lehilahy malemy izany e ary za tsy te hi domine amin'ny vadiko mihitsy. hé hé hé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4064