Betsaka ny vehivavy "dominante"
22. chipie1
(
02/06/2004 16:19)
tsy voatery ny lelà fôna no haka ny décision finale ka
mba mifandimby arakaraka ilay zvt io raha amiko alou
mba mifandimby arakaraka ilay zvt io raha amiko alou
26. fijo
(
02/06/2004 22:25)
bichette,tena fahendrena io voalazan dry io.ary izay no tokony ho izy,fa le sipa main'izao aloha misy mitady hanahirana e.izay no mahatonga io olana io
28. ikaretsaka
(
02/06/2004 22:29)
fa inona anefa no maha maimaty anareo hoe hi domine sy hifampi domine e? lasa fitiavantena ilay izy @ izay
31. xxx
(
03/06/2004 07:59)
Tsy haiko raha tsikaritrareo fa na tamin'ny andro hoe ny lhl no lohany aza dia efa nisy ny hoe " ce que femme veut , Dieu le veut " . Ka noho izany tsy aleonareo ve avela amizao fa efa hita foana hoe inn no miseho e ? na lhl no dominant hita , na vhv .
32. nyna
(
03/06/2004 08:36)
tsy izany mantsy ry zareo fa nahita cas spécial be aho no nahatonga ahy hitondra ity resaka ity eto! ary manantena fa hanana toka-trano vanona any aora any ka mba ilaina ny hevitry ny maro!
mumu> marina ny teninao, olona roa samy manana ny toetrany sy ny heviny ny mpivady ka tsy voatery hitovy hevitra foana! ary ny fahanginan'ny iray tsy midika faharesena na dominé fa fandeferana!!
Interessant !!!!

33. ari.malala
(
03/06/2004 11:10)
ka ny tokantrano koa anie fandeferana ê! ary @ fitiavana tsy mlisy dominé sy dominant(e) zany fa mifandrindra foana, ny atao hoe mi domine manko amiko d le tsy manaiky fa tsy maintsy ny anazy fôna no arahina, ka raha izay d tsy hisy fiainana ho vanona eo ko!
35. kinaoly
(
03/06/2004 14:18)
raha vao mihenjana na mibetroka ny sipa dia hoe mitady hitondra ny bandy @ny sangany fôna ve ? rehefa mahay miresaka de tsy misy dominant sy dominé zany io, ny forte personnalité no misy.
matetika ny ol mahatsapa tena ho dominé dia nitetika ny hi-domine .hihihi.refa sendra ilay forte personnalité (mafy loha angamba no ilazana azy) dia eo no mitranga ny olana :D.
matetika ny ol mahatsapa tena ho dominé dia nitetika ny hi-domine .hihihi.refa sendra ilay forte personnalité (mafy loha angamba no ilazana azy) dia eo no mitranga ny olana :D.
36. ari.malala
(
03/06/2004 14:22)
ka zay anie r'i kinaoly no noteneniko tetsy ambony hoe mifandrindra fa tsy tokony misy dominé(e) sy dominant(e) zany @ fitiavana ê! fa tena misy ary tena misy kosa anefa ny vhv tsy manaiky fa tsy maintsy ny azy ihany no arahina, ny lhl koa fa tsy ny vhv irery. Ireny no mahatonga ny fikorontanana matetika mihintsy.
37. jhouhlambout
(
03/06/2004 15:21)
Dia raha mamindra-fo be loatra ilay bandy dia lazaina fa voa-dominé... an?
39. fijo
(
03/06/2004 20:20)
mumu>no comment ahoana?misy mihintsy ny sipa mitady hanjakazaka ka tena manahirana be ny tokan trano avy eo.
ary macho ahoana kay izahay telo lahy,mitady hamerina ny zavatra amin'ny laony ve dia lazaina fa macho?
ary macho ahoana kay izahay telo lahy,mitady hamerina ny zavatra amin'ny laony ve dia lazaina fa macho?
40. chipie1
(
04/06/2004 08:53)
fijo> zvt @ laoniny???
zaho no mpandidy ary ianao no mpanapaka ao @ tokatrano , zay ilay izy...afaka avadika kou io oe ianao mpandindy ary zaho mpanapaka... donc mitovy
tsy tokony hifampidomine zany fa mampisy blem zany!
zaho no mpandidy ary ianao no mpanapaka ao @ tokatrano , zay ilay izy...afaka avadika kou io oe ianao mpandindy ary zaho mpanapaka... donc mitovy
tsy tokony hifampidomine zany fa mampisy blem zany!