Betsaka ny vehivavy "dominante"

121. nyna ( 03/07/2004 14:32)
izay anie no ilazako fa tena tsy mahazo ny resako ianao ry "pitchou" e! ary ianao toa tena vexée be t@zavatra nolazaiko ? nahatsapa tena voadona mafy nga ianao?

Izay filazanao azy tsy dia olana amiko loatra! ianao koa anie tsy voatery hamaly raha toa ka tsy mahita valiana @ hevitra navoakako e!

mbola averiko aminao fa: tsy resaka vhv natao ho dominéna mihitsy no loha hevitra naposako!
Aza diso borner tahaka io moa e! fa angaha rehefa hoe tsy araka ny ieritreretanao azy, na tsy mitovy hevitra aminao ny olona dia borquena tahaka izany! ( en tout cas tsy izany mihitsy ny lohahevitra nentiko teto ka aza mamorona sy mampiampanga lainga)

Bref Hors sujet ianao! (mbola afaka mamaly ianao fa tsy point final)
122. nyna ( 03/07/2004 14:37)
pitchou> mba mahaiza manao analyse ny zavatra havaly ny hafa au moins fa sao ianao ihany no handetika ny tenanao e!

c'est à dire: vakiana tsara inona no nolazain'ilay olona ary inona no havaliko azy!
123. peluche ( 03/07/2004 14:42)
izahako koa dia miombon-kevitra @ ilay fanazavan'i fijo momban'ny hevitr'i nyna.misandotra mafy lotra ngamba i pitchou fa mety hisy vehivavy manana toetra ohatran'io,ary mety misy lehilahy malemy fanahy loatra,samy olombelona ihany ireo.Fa na izany ary azoko ny tian'i pitchou lazaina.Fa ny cas lazain'i nyna dia vitsy,satria raha ny tena marina dia ny lehilahy no mihevitra ny tenan'ny lohany (ohatran'ny lazain'i fijo)na dia tsy lohany ary izy ny tena marina,ny vehivavy no lohany fa miafina,nataon'ny fiaraha-monina hiafina.Raha mandinika nareo dia matetika misy vehivavy conseillère foana ambadik'ilay lehilahy malaza,mahery,manam.boninahitra sns(ohatra:hillary clinton)
124. nyna ( 03/07/2004 15:42)
peluche> voalazanao!
125. tsima ( 04/07/2004 02:12)
Raha tena mifankatia ny olon-droa dia tsy hisy izany resaka domination izany mihitsy.
Afaka mifampiheno mantsy ny mpifankatia ary afaka mifanakalo hevitra malalaka ka hoheken'ny roa tonta izay hevitra tinapaka.
Ny biby tsisy lohany tsy mandeha ka izany no nametrahana ny lhl ho lohan'ny tokatrano. Tsy midika ho fahambaniana ho an'ny vhv anefa izany satria ny mpitarika iary raha toa mahomby sy mamiratra dia manana mpanolo-tsaina matsilo sy hendry izy eo anilany eo. Io ilay andraikitra mankadiry sady be voninahitra ho an'ny vhv.
Reny no fototry ny teny hoe firenena ie raha toa ka manana ny mahaizy azy ny firenena iray dia manana anjara lehibe @ izany ny vhv.
Ny tokantrano iray matoa mijoro sy maharitra ary milamina dia misy reny hendry mitazona azy ao.
Ny lhl iray matoa manan-danja sy mahomby eo @ fiaraha-monina dia misy vhv hendry ao akaikiny ao.
Samy manana ny toerany ny lhl sy ny vhv ary mifameno izany fa tsy mifanipaka akory. Ny hambo no mahatonga ny olona hampifaninana izany matetika.
Koa samia mandray ny toerany amim-panetrentena dia hirindra ny zvtr rehetra. Ny fitiavana ihany anefa no ahafahana manatanteraka izany....Koa fantaro ary ilay tena fitiavana e!
126. kitjo ( 04/07/2004 07:27)

Tsy d misy resaka oe mi-domine ngamba raha mahay miresaka tsara zareo. Fa miainga @ vhv aby ny ankabeazan hevitra satria izy no maharaka ny fandehan raharaha rht ao antokatrano. SAdy izy koa no manatanteraka. dia mampahafantatra ny lhl izy aveo miera . Ary matoa miera dia izay no mbola maha-lohany ilay lhl. ZAny mila mahazo "eny" avy any @ lhl kosa aloha vao manapakevitra e.Fanapahan-kevitra lehibe io an.
127. poupounesana ( 04/07/2004 09:54)
marina mitsy fa miainga @vhv ny hevitra! efa fantatrareo v fa ny président any etazonia hono rehefa handray décision lehibe momba ny firenena tsy mahazo matory miarak@vadiny?satria ny vady (vhv io han) tsinn mi-influencer b ny lelà eo @décision zay raisiny!
128. zandryrija ( 04/07/2004 11:33)
Raha raisina toy ny filalaovana
film le izy de mafinaritra be satria
mety tsy de hoe domination anie no
hadraisana azy fa fandraisana anjara mavitrika fotsiny é
raha eo @ lafiny fiainampianakavina
indray de aleo izay manana hevitra
tsara hanasoavana ny ao antrano
no handray andraikitra ary mba mahay mankasitraka koa ne tsy manankolazaina é de aza lazaina
hoe domination fa raha misy zavtr
hatao de hiandry anao hisaina 24h
ve vao hanapakevitra nefa decision ilaina eo no eo
129. pitchou ( 05/07/2004 10:31)
nyna tena tttttttsssssss! ko raha tsy any aminao aho no hividy bouée!!!!
ny ahy dia izao ihany! miseho hoe ny vhv tokony ho takonana: tsy izy izany (na hisafoaka eo aza i nyna tsy koi), diso izany amiko! ny lhl malemy (otran'ny ahita'i nyna azy tsy maninona!) : problemany izany raha te-ho takona izy!
ary vakio tsara alou ry nyna fa enao tttttssssss!
130. pitchou ( 05/07/2004 10:37)
d raha ny hevitry i nyna izany dia milay vhv satria miseho hanoro hevitra ny vadiny! raha tsy izy no président ko! sa raha malemy loatra le ranagahy d aleo handeha any @ alehany any fa eo ko le vhv no miseho .... hanan-kevitra eo?
131. fijo ( 05/07/2004 22:44)
izao anie ry zareo e.io resaka hoe ny lhl no lohany io tsy za na ianareo no namorona azy fa ny lalana sy ny fiarahamonina.ohatra.raha mamaky ny boki mpianakaviana ianareo dia misy izao soratra izao ao."ity boky ity dia omena eo am pisoratam panambadiana ka ny lohampianakaviana no mitahiry azy".
raha mijery ny momba ny fonenana anefa ianao,dia izao no voalaza:" ny fonenan'ny mpivady dia ny lehilahy no misafidy azy,afatsy ny "misintaka".izany hoe ilay lohampianakaviana dia ny lehilmahy.ka efa izay ilay rafitra.manaiky kosa anefa aho fa manandanja ny torohevitry ny vavy matetika.
132. nyna ( 06/07/2004 16:15)
pitchou> de toute façon zavatra hafa ny problémanao! tsy azonao ilay resaka!

bon!! pas grave!
133. nyna ( 06/07/2004 16:20)
hono oa ry zareo!!

mitranga mantsy ilay olana hoe dominance et tout, ary efa fantatra mazava zao ny solution ialana aminy....
Fa raha araka ny hevitrareo rahovina marina kay vao azo definisiavana hoe DOMINANT ny olona iray? tsy hoe inona ny cause, fa inona ny symptome miseho vao azo hitsarana olona dominant (vhv alona no tiako fantarina !! )

azonareo ve ilay tiako anontaniana?
134. fijo ( 06/07/2004 21:44)
ny tena hazo hitarafana azy angamba dia ny fiteny sy ny tsy fanekena hiaino ny hevitry ny iray.
izany hoe ilay lazaina fa "dominant(e)"dia izy foana no mamoaka nyheviny ary ilay iray tsy hafaka mamaly mihintsy fa dia manaraka ambokony fotsiny io voalaza io.mety isy koa fomba hafa ahitana azy fa izay no tena hita be.
135. pitchou ( 08/07/2004 20:11)
nyna> tena tsy takatry ny saiko mihitsy hoe olona mba nianatra ihany (matoa mahazaka milalao internet!!! sa tsy izany?) nefa d milentika mialokaloka (sa alentika?) ao ambadiky ny resaka tsy mankaiza ko! sa mila miondrika ambany d ambany vao mahatakatra le hevitra? hihihi ! olana koa fa ny tena notaizaina hitraka fa tsy hiforitra ko! hihihi! azonao le problema? mila miakatra zana-tohatra maromaro raha tsy mahatazana enao ka! tsy maninn fa mianiha tamboho raha tena takona e!
136. nyna ( 12/07/2004 14:46)
pitchou raha ohatra ka te hifanazava ianao dia andao atao priver mba tsy hanalako baraka anao eto imason'ny olona bedabe eto! ianao izay efa azoko atsoina hoe olon-dehibe "44 ans" sa lainga io! dia azoko lazaina fa tsy matotra ary mora misendoatra @ tsy antony, tsy mandinika akory izay avoakan'ny vavanao!

bon de toute façon tsy ny hifamaly aminao no nanokafako ity sujet ity fa rehefa tsy mazaka ianao andana mi- pa! izay tsy mahatanty miala e! iza no nilaza taminao fa nandiha fianarana nefa aho e! mba mahay manoratra @ clavier aho ary manana saina mba mitombona fa tsy mora asavoana dia izay no anoratako eto! fa ianao zany no mba nandiha fianarana nefa tsy mahay manaja tena akory! tsy ianao nefa no andeha andaniko ny orako fa refa tsy matanty ianao miala!

mba mahaiza manaja tena re e! sady hors sujet koa enao rangaha a!
137. nyna ( 12/07/2004 14:50)
misaotra an'i Fijo!!
138. pitchou ( 13/07/2004 10:52)
alao baraka re fa tsy maninn e! ngah moa zany hampiova ny conviction-ko! izaho alou tsy hanao anao an'izany mihitsy satria tsy mbola nampianarina hanao an'izany! sady mba ianao izany no hanoro an'izany voalohany ahy ko! tena liana aho an!
139. mimich ( 13/07/2004 11:00)
aza miady ry reto a! dé aza mifanalabaraka izany fa hevitra tsy itovizana fotsiny io. io tsy misy hoe iry no marina na iry tsy maintsy diso fa fifanakalozan-kvtr no atao eto dé aleo hijanona @ izay
140. atmos ( 14/07/2004 15:26)
Ka inona koa ary no mampiady, zay forum ve de hampiady fa nareo kou, ny hevitra no miady fa entina @ fo e, mifandraisa tanana nareo roa (nyna sy pitchou). Ka lasa ny resakare 2 nareo no "dominantes" be ato zao, ka sao de ianareo 2 mihitsy le tiana ho tenenina eto e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085