ny lhl hono be hambom-po?
21. hendry
(
24/03/2004 15:35)
Zany ve ilay hambom-po?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 25/03/2004 03:35
22. hendry
(
24/03/2004 15:38)
Zay ilay toe-tsaina miteny hoe: ny lhl tsy maintsy manana hambo zay mihitsy matetika no mandiso satria ndraindray dia hita be fa misy lhl tsy manan-kambo nefa dia terena be fahatany hanana hambo, izy no manery ny tenany @ io a, satria hoe raha tsy zay tsy lhl.Dia rehefa terena ohatr´zay matetika dia mivarila lasa diso toerana. Betsaka koa ny misaina hoe ny lhl tokony hanana hambo misimisy kokoa na tafahoatra noho ny vhv, koa raha tsy voatery ohatr´zany foana izy ity koa.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 25/03/2004 03:38
23. ikaretsaka
(
25/03/2004 09:35)
ka raha tsy manan ailay hambo ny lehilahy na hiso toarana aza .. dia mety ihany ko
24. fijo
(
25/03/2004 11:58)
io voalazan dralipo io ambony io no hitako fa marina kokoa
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/03/2004 11:58
25. pitchou
(
25/03/2004 13:59)
fa aleo nareo any @ hafa no mampiseho ilay hambo-po diso toerana toy izay ao an-tokatrano ka!
27. fijo
(
26/03/2004 20:34)
izay mantsy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/03/2004 08:34
28. kitjo
(
26/03/2004 17:47)
fa tsy atao diso tafahoatra fa sao lasa fanambaniana le izy ny farany kouuu
ra zay fona no atao mibahana oe zay manana hambo-po, dtsy hisy fandeferana mitsy
ra zay fona no atao mibahana oe zay manana hambo-po, dtsy hisy fandeferana mitsy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 27/03/2004 05:47
30. kitjo
(
27/03/2004 15:48)
hhmmm
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 27/03/2004 15:48
31. pitchou
(
27/03/2004 19:10)
tsy naturel zany io ry karetsaka a! toetra volena izany! na rapport de force tiana apetraka fotsiny!
32. fijo
(
30/03/2004 10:26)
aiza indray pitchou izany le
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/03/2004 10:26
33. pitchou
(
30/03/2004 15:07)
ity aho ko! ka nareo rehefa tratra be doika @ tsy mety d mody hoe hambo-po!
35. kitjo
(
01/04/2004 16:23)
natiora fa tsy amboarina, le hambo-po ange ny an sasany ry fijo na diso aza d ts manaiky fa hambom-po hono
d tsy mba afaka handefitra mitsy koa fa oe mila manana hambom-po, any @ tsy ilaina azy mitsy
d tsy mba afaka handefitra mitsy koa fa oe mila manana hambom-po, any @ tsy ilaina azy mitsy
36. pitchou
(
01/04/2004 17:38)
n'na ko! zay rehetra tsy mety ataonareo d lazainareo fa natiora foana! nnnttttttsssss
38. peluche
(
02/04/2004 12:11)
ka inona koa moa no hisisihana ampazahona an'azy refa hambom-po no mibahana?tsy mety diso sns...fotsy rora,drodraka fotsiny hilaza satria ilay olona efa zay,angamba refa hovodoana ny ambom-pon'izy zay vao hotonga saina sy hanontany tena hoe fa ahona,nisy inona sns
39. kitjo
(
03/04/2004 09:49)
io le lazain zareo oe hambom-po pitchou fa calme e
na te hanaiky ary zao d oe manana hambom-po fa aleo ts manaiky na mahalala aza fa marina
na te hanaiky ary zao d oe manana hambom-po fa aleo ts manaiky na mahalala aza fa marina
40. pitchou
(
03/04/2004 13:37)
ary peluche izany tô nampiakatra vitesy? zaho kosa aloha na hambo-po io na tsy hambo-po rehefa tsy marina d tsy marina fa tsy terena fotsiny e!
ary karetsaka tsy mety miaiky ko hoe tsy izany! mati-kambo fotsiny eo
ary karetsaka tsy mety miaiky ko hoe tsy izany! mati-kambo fotsiny eo