ny lhl hono be hambom-po?

81. fijo ( 21/06/2004 22:50)
dia manao regima indray aho ko.lasa boga be indray avy eo.ianareo ihany no hotara eo ko.
82. mimich ( 22/06/2004 11:27)
andramo hoe hojerenay !!! dé alefaso eto @ namana ny sary rehefa vita ny régime hanaovana fampitahana
83. pitchou ( 22/06/2004 16:23)
ie! sady milay ny kaly ao zao! misy vandrobory!
84. fijo ( 22/06/2004 22:34)
sao dia hotototra hafatra eo aho ry mimich ka hosahirana fa hm
85. pitchou ( 23/06/2004 05:07)
tsy maninona raha b loatra ny hafatra mankany e! asaina ampian-drizalahy enao mamaly azy ko!
86. mimich ( 23/06/2004 10:34)
tsy maninona ka! afaka miantso vonjy ianao , ampianay mamaly an'ilay hafatra e! sady izahay mety mahita fika tsaratsara kokoa hamaliana azy
87. pitchou ( 23/06/2004 15:44)
eny tokou wa!
88. fijo ( 23/06/2004 21:33)
manjary tsy hafaka hiserasera ato ka tsy lasa.
89. mimich ( 24/06/2004 10:26)
efa hoe izay wa manampy anao mamaly ny hafatra , dé afaka miserasera foana inao ka! @ izay koa mety mazoto kokoa satria be ny mpitady
90. pitchou ( 24/06/2004 15:51)
zao e! aleo alou andramana le izy d raha tsy mety d averina @ talou!
91. fijo ( 24/06/2004 23:16)
andramo ary ry pitchou an.
92. pitchou ( 25/06/2004 16:52)
alefaso aty ary le hafatra rehetra tonga any hamalianay sy mimich azy e!
93. mimich ( 28/06/2004 10:14)
haingana fa efa vonona ah zao!
94. fijo ( 28/06/2004 22:20)
ka misy hafatra manontany anareo dia tsy mety e.
95. mimich ( 29/06/2004 06:48)
le anao aloha no valiana ka! aiza ilay hambo e!hi!hi!hi!
96. pitchou ( 29/06/2004 06:59)
tsy maninona raha manontany anay aza fa ho valianay e! sa tsy izany kosa mimich? tsika ange efa nanaiky ny hamaly ny hafany rehetra kosa e!
97. fijo ( 29/06/2004 22:15)
tsy mazava ianareo roa ireto ka.mifampitady foana dia miara mamaly sy mody mitovy hevitra foana de... .de... de.;;humm
98. mimich ( 30/06/2004 07:18)
fa tsy ohatranareo sy karetsaka kosa aloha e!
99. fijo ( 30/06/2004 22:31)
hilatsaham baratra eo ialahy ry ramaso an.ataovy ary.
izahay sy ikaretsaka anie mpinamana e
100. ikaretsaka ( 01/07/2004 04:00)
samy ...hambo kosa ny an'i ramaso ko..
tsy hitako indray iny
Mimich> maninona ndray za zao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4112