ny lhl hono be hambom-po?
65. pitchou
(
22/04/2004 17:33)
hitako aloha ny an'i vahona fa ny clavier no tena nitondra teo d tsy voafehin'ny saina e!
67. vahona
(
23/04/2004 06:13)
tena zay mitsy hoe clavier no nitondra teo e!!!!!!!lolsady taty t@io efa t@2maraina tany ho any.
correction:rehefa ny fo hono no mitondra dia tsy dia miasa firy ny saina .
correction:rehefa ny fo hono no mitondra dia tsy dia miasa firy ny saina .
68. hendry
(
23/04/2004 15:54)
Dia rehefa entin´ny fo anankiroa dia vao maika tsy miasa. Mila ampiasaina zany ny saina.
72. pitchou
(
26/04/2004 17:10)
inona no tohin'izany fo izany ry karetsaka? misy an'izany angaha any aminao? hihihi
73. mimich
(
14/06/2004 07:07)
ry lhl isany>tsy misy maharatsy ny manan-kambo fa ny matin-kambo no ratsy izany hoe efa lasa tafahoatra sy diso toerana ilay hambom-po . ary izay matetika no miseho aminareo ilay hambo-po diso toerana , na efa hita izao aza fa tsy mety dia mbola miziriziry ihany noho ilay hambo diso toerana satria te ho hita hoe matanja-tsaina , nefa masque fotsiny anie ilay izy fa au fond malemy ihany.
77. pitchou
(
18/06/2004 17:22)
fijo> enao hoa mba maneke ny zavatra marina! enao ihany no tsy hahatanty voalohany eo raha arahana @ hambo-ponao! ataovy fa afeninay daholo eo ny kaly an!
79. mimich
(
21/06/2004 10:37)
ndao any anaty coffre ry pitchou no anafenana an'lé kaly ah!! rah mbola zavatra malemilemy mantsy azony pitsohana , na vahana , indrindra raha karetsaka fotsiny!