ny lhl hono be hambom-po?
41. hendry
(
05/04/2004 13:14)
Toa azo volena ihany koa hono ilay ambom-po koa, misy ny natioraly fa misy volena. Fa na volena na natioraly tsisy dikany zany fa ny mahasosotra fotsiny dia ilay manana hambopo diso toerana ka tsy manaiky hiaiky sy hihetry tena mihitsy na dia hita zao aza fa tsy mety ny ataony.
44. hendry
(
08/04/2004 15:04)
aleo miaraka ireo anankiroa ireo bandy be hambom-po sy sipa be mokon-doha @ zay mety hahay mifanenjana tsara.
53. rafilo
(
19/04/2004 14:07)
aoka koa azava anefa fa ny sipa matahotra no hisarahahana no tsy manakambo
55. hendry
(
20/04/2004 15:36)
rfilo> inona ny idiran´ny hambo @ fatahorana ny hisararahana? Tsy hoe rehefa matahotra isarahana izy akory dia midika fa tsy maintsy sipa collante na koa sipa zakan´ny bandy @ lohany, tsy voatery. Misy matahotra isarahana satria tena tia nefa tsy mandrara ilay bandy hisaraka aminy velively ary tsy manaiky entin´ilay bandy @ lohany.
56. pitchou
(
20/04/2004 18:32)
mba avelao kosa rafilo hiaraka @ vhv tsy tia azy e! hendry ko! raha sendran'ny tena tiany mampandady azy izy d avy ato afara isika manome korazy hoe: mba manakambo e!
58. pitchou
(
21/04/2004 02:19)
doma ahoana? tttttttttssssssss! mody annnnnnnnn eo indray fijo an! tsy mbola tratra hoe tia tena tia angaha? hihihihi! gravy b zany fijo fa aleo asiana fiheverana kely!
59. fijo
(
21/04/2004 23:04)
na tia aza asiana fisainana foana fa tsy avela hoe ny fo no mitondra ka