ny lhl hono be hambom-po?

1. hendry ( 17/03/2004 15:40)
Oharina amin´ny vhv hono ny lhl dia be hambom-po be? Inona ny mahatonga an´zany?
novalian'i pitchou ny 02/07/2004 18:50
2. nananie ( 17/03/2004 16:15)
Angamba mbola le toe-tsaina macho ihany io ry Hendry.Mahatsiaro fa ambony, dia mitady hanindry, dia tia mamifilafila sns.Dia rehefa sendra voadona kely dia ao lasa ho entin'le hambom-po!

Mbola misy ho fatin'io nareo ka!
3. ikaretsaka ( 17/03/2004 17:09)
io ilay nanabeazana azy hatramin'izay hoe "raha lehilahy ialahy" vokatry ny fitaizana io.. si tu es un homme
4. fijo ( 18/03/2004 09:29)
ilaina koa izay hoan'ny lehilahy ka.izay no maha izy azy.
5. jhouhlambout ( 18/03/2004 20:41)
zay no maha izy azy
6. nananie ( 18/03/2004 10:43)
Mila asiana dozy ihany io ry zareo a! Sao matimaty fotsiny eny .
7. hendry ( 18/03/2004 14:04)
Mety misy mahatsara azy ngamba ilay fananana hambom-po nefa ndraindray anie ilay izy mitarika @ ratsy e! Ohatra fotsiny: ny ankabeazan´ny lhl be hambom-po tsy manaiky resy, tsy manaiky diso zany mihitsy ny dia diso be zao aza.
8. peluche ( 18/03/2004 14:06)
eny hoa ry hendry!macho hoy i nananie zay!Ampiko hoe complexe ndraindray
9. ikaretsaka ( 18/03/2004 19:28)
ka io ilay hoe resaka fitaizana hatramin'izay hoa.. ilay hoe mijoroha .. sahia hjo lehilahy.. dia lasa ao daholo na macho na complexe na inona..
10. jhouhlambout ( 18/03/2004 19:54)
Ka sahia mijoro!!
(zany hoe ny vhv zany tsy mahay mijoro satria.....o.....z.......hihihi)
11. fijo ( 19/03/2004 20:38)
marina mihintsy.ny lehilahy dia mijoro amin'ny heviny hoatra,fa ny vavy tsy hay beniany.
12. ralipo ( 19/03/2004 09:53)
Tsy norm izany lhl ts'isy hambo izany satria izy natao hamelona sy andry iankinana tsy resaka macho ry nananie a , f'izao aloha e rehefa diso toerana le izy na lahy io na vavy dia sady maha jamba no mamparenina.
13. fijo ( 19/03/2004 16:58)
aleo koa asiana hambiny toa izay tsy ampy ka
14. psykatr ( 19/03/2004 20:37)
Samy toetran' ny lahy sy ny vavy io. Ny maha be na maha kely azy dia vokatry ny toe-tsaina sy ny fanabeazana!
15. nananie ( 19/03/2004 10:43)
La voix du sage.
16. kitjo ( 19/03/2004 18:11)
ary psykatr sage b fona
17. psykatr ( 20/03/2004 20:06)
Koa zay no andraikitrany ko
18. pitchou ( 21/03/2004 17:11)
soa marina fa nisy an'i psykiatr nanitsy!
fa ny fanabeazana kosa angamba tsy mbola nisy an'izany hoe na disoa aza, na tsy mety aza ny natao d satria hevitry ny tena d tsy maintsy tmpoina ho marina e! d rehefa tsy manaiky terena hanaiky ny hevi-disony ny hafa d lazaina fa miziriziry @ heviny!
19. rinakely1 ( 22/03/2004 13:46)
zay zany kou!
20. ralipo ( 24/03/2004 20:15)
Fanabeazana eo ihany fa:
1-Ny olona zatra miady irery tsy mitovy @ "enfant gaté".
2-Ny liam-pandrosoana sy fetsy dia mahay mihaino de mandanjalanja dia manohana ny heviny hatramin'ny farany nefa manaja ny hafa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4049