maninn ndray ary zahay sy mimich? nga otran'izany ny fanaonareo sy karetsaka! ary nareo 2lahy reto ttttttssss! hitako fijo mody hoe ande taxi isaky ny avy mividy kaly kay ....
ramaso! ny vava tsy ambina anie hono ka ahitan-doza e, izahay anie mety ho cvalme ihany fa le jo anao @ izany no mety hisendaotra e!
ikaretsaka > énao tsy maninona ka ; mpinamana hono ianareo sy fijo! dia izay no mahasaro-piaro azy io.
Fijo> zay ve no tena fahitanao , aiza ny porofo?
kay! milay kosa izany mistick zany ko! ilay mistick @ bandes dessinées irony? d i fijo zany i donald? hihihi! milay akia izany mimich an! raha vao maditra i fijo d ataontsika manjavona tampoka foana ny kaly ao am-biliany! hihihi