Fitia sur le net!
41. bice
(
22/03/2004 20:00)
Ary mbo mahazo mividy v?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 22/03/2004 20:00
42. kitjo
(
22/03/2004 14:42)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 23/03/2004 02:42
44. fijo
(
26/03/2004 11:13)
CIA indray izany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/03/2004 11:13
47. fijo
(
26/03/2004 16:29)
ka izay no maha CIA azy ko
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/03/2004 16:29
48. kitjo
(
26/03/2004 20:02)
bdb ny probabilite ry ramaso fa ray ihany ny valiny an
fa zany ko v d tenenina eto,aleo mba sekle-nay zany e,sady sao misy marary fo eo ko,ihhihihi

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 26/03/2004 20:02
50. kitjo
(
26/03/2004 16:31)
ihihih,ralipo mbola mihatsikana ko
k ramaso ange oh agent sekle an CIA e
k ramaso ange oh agent sekle an CIA e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 27/03/2004 04:31
53. kitjo
(
31/03/2004 12:43)
hay v ramaso intelligent e,fa comorian?
d lambahoany v entina manao mission? @ CIA io fa sao misy ratsy loha eo njay

54. nenitiana
(
31/03/2004 17:26)
Ilay izy aloha arakaraky ny tsirairay e!nefa ny hiangaviana anareo mny mba hilazana ny marina , fa aza dia mamitaka ny mpiray tanindrazana, mety tena ho raiki-pitia aminao ilay olona nefa ny anao kay kilalao fanalana andro, ny todim-paty aza manody fa ny todim-pitia manodiava
rehefa tsy mivaly aminao , mivaly amin'ny taranakao, Lazao ny marina rehetra dia anjaran'izay mbola mitsabaka any amin'ny rano lalina.

55. ikaretsaka
(
31/03/2004 22:03)
sao lazainy fa zavatra ao ambany lambahoany eo ny arme fa shhhuuuut.
Marina ny an'i nenitiana
Marina ny an'i nenitiana
56. kitjo
(
01/04/2004 17:17)
hhiihihi
refa mifamitaka ange ny voafitaka ho voasitrana ihany fa le namitaka manaraka eny fona le conscience, isaky ny hifanena @ le olona haatwatsa fona, ra lhl enao d oe tena ho ataon zareo anzany ko ny anabavy tsy ho zakanao....
Fa mitovy fona oe na sur terre na sur net na sur ts aiko tsn,
fa le izy ange sur net no nifankalalana fa rfveo mitatra fa tsy le fitiavana akory ajanona sur net

59. ravatorano
(
02/04/2004 12:49)
za tsy mino io resaka fita virtuel io
fa rehefa mifankahita vao gaga hoe hay le ravatorano ka be kibo be d mirava ho azy hany ka na ilay complicité kely nisy teo aloha tamin ny virtuel tato amin ny namana serasera aza lasa nanjavona , d very namana iray indray koa.Asanarreo izay mila sy mitady an izany ato.

60. damedepic
(
02/04/2004 13:09)
K'aiza daholo e§
Ny tena marina dia izao. Azo atao tsara ny fitia @ net; ny tenako izay manoratra dia mifankatia @ olona sur net. Ary teto amin'ny net ihany izahay no nifankahita, ary hatrami'izao dia mbola miaraka ihany izahay ary efa nifankahita no sady efa lasa lavitra hatrany amin'ny fanaovana rapport sexuel.
Amiko dia tsy misy olana raha toa ka mifankatia sur net, fa izao fotsiny, aloha any tena hiarahana dia aleo mifanarotra ela mba hifampitsapana kely. Izay ka mazoto mifankatia sur net