Fitia sur le net!

61. nananie ( 02/04/2004 14:07)
Fitia môderina! lol!
62. ralipo ( 02/04/2004 22:26)
Tato fona a ry kitjo sy nananie fa naleoko aloha nandinika ze voalaza, za koa ange ty mivanitika fa mba manao pub hoan'hatsikana sy lalao fotsiny e! Sa ahoana ry nananie?
Fa zao e le nahita vady t@ net no hitadiavana "témognage" sa le "proba" hitsirian'ny fitiavana @ net satria ny net mantsy misy rantsany maro raha io resaka io ao le (Hot, le rose....) fitiavana daholo ireo.
63. kitjo ( 03/04/2004 09:22)
ravatorano> ra tena tiany enao entiny manao sport mampihena ny kibonao ra zay no tsy azoazony, fa ny kibonao fisaka znay no nitiavany anao ve? satria mety oe ny lhl misy kibo dol??

fa ra oe nandainga kosa aloha ny ray d zvt hafa ndray zay e

fa possible io, fa tsy o evao niresaka ndray amndeha akory d oe ndao ary tsia hisipa e, fa miresaka tsotra aloha ,mety tsy eritreretinao akory zany, fa efa mba mijery iany ny toetran le olona enao oe mifanaraka ve izy zany sa d ady hevitra lava fa tsy mitovy mitsy
Rfveo amzay efa mba azoazonao vao..mandeha tsikely2 oh zavadrehetra iany
64. minda ( 04/04/2004 09:57)
samy manana ny tiany ko ny ol e! rehefa zy ve no hitany f amety atao ahoana, mitovy dol io e! na taiza na taiza ny fitiavna d 1 iany sa aona?
65. nenitiana ( 04/04/2004 19:48)
hi hi hi ramaso koa tena mahita mihintsy.
66. ikaretsaka ( 04/04/2004 22:56)
marina kosa nya n-dramaso.. toerana koa ange ny net e..misy tokao io mifankahita ao ankabone io ... mety dae pipi de nifankazatar teo dia raikitra... toa nisy film momba an'izay
67. damedepic ( 05/04/2004 06:28)
Kaiza e!

Ny fitiavana sur net dia azo atao hoe fitia moderna sady mahafinaritra fa saingy mila fahamailona kely fotsiny ry nananie. Raha mila temoignage dia tsotra fotsiny manandrama.
68. bice ( 05/04/2004 10:40)
zay zany le mamonjy kabone refa tonga ny fotoana fahatsiarovana

d am`zany zany in notena atao ao?
69. bice ( 05/04/2004 10:41)
zay zany le mamonjy kabone refa tonga ny fotoana fahatsiarovana

d am`zany zany in notena atao ao?
70. jhouhlambout ( 05/04/2004 12:42)
manandrana
71. ikaretsaka ( 06/04/2004 19:02)
izay sahy ihany ny ambinina e.. ozxay sahy mahazo
72. fijo ( 07/04/2004 00:02)
ilay voalazan'i ravatorano ery ambony ery no toa marina ko.ny eto idealy fotsiny.
73. ikaretsaka ( 07/04/2004 01:52)
misy manao rendez vus ato kosa ry fijo an
74. six ( 07/04/2004 06:54)
manaor rendez-vous fa ny iray tsy tonga mintsy e
75. bice ( 07/04/2004 10:35)
ka refa mbo tonga klou ny ray d efa misy dingana e
76. hery ( 07/04/2004 22:46)
Nisy tononkalo nosoratan'i Ny Hasina Heritiana
toa izao ny fiatombohany

Adala angamba aho hoy ianao,
Nanankim-po vetivety,
tamin'ilay randram-bao,
dia ilay fitia sur net.

http://vetso.serasera.org/index.php?rub=vetso&vid=v40730bdf9c415

77. ikaretsaka ( 07/04/2004 23:34)
izy no voa izany
78. jhouhlambout ( 08/04/2004 06:46)
Ny Microprocesseur... satria mandalo ao aminy daholo ny fifanakalozana ny fitia sur le net rehetra
79. delvechio ( 08/04/2004 16:27)
misy mintsy ny probabilite we mifankatia avy amn alalan ny internety. fa kosa (fiteny v zany?) , mahomby ilay zavatra ra tena tsy mifamitaka sy tsy mifanafin javatra ilay olona anankiroa. mahomby le izy ra ohatra ka manana tanjona le olona roa fa tsy we mifankatia....point final. asina epices fa tsy matsiro ny loka ra andraona fotsiny! efa betsaka zao ny statistika mampiseo we be dia be ny olona mifankahita avy amn alalany ty internety ty.

nananie> fa ono wa enao anga efa nihaina anio "Fitia sur le net!" io?
80. yonikafopl ( 08/04/2004 20:23)
Marina io tenin'i del io ilana tanjona ilay fifankatiavana fa tsy tokony hifanadala fotsiny akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2456