Fitia sur le net!

21. fijo ( 17/03/2004 11:03)
za aloha dia mbola mitady hatramin'izao fa tsy mety mahita e.
22. xxx ( 17/03/2004 10:11)
zay alo zay efa ela ihany zay nifakafataranay t@ net!fa io refa sincère sy honnête tsy manafina inona na inona ny ol d tokony handé ho azy!
ho lazaina ny tohiny @manaraka!
23. kitjo ( 17/03/2004 11:06)
marina d marina ny an bedard alou e
ny anah ko alou mety e,hiihhi,hhmmm
24. bice ( 17/03/2004 12:25)
ramaso> aleo less kely finoana toy zay hahita ny tsy fahita ao
Handiso fanantenana olla amin`io nge nareo e

KOu raha tsy seloto izy ty na pmu na loto kou
hi
25. jhouhlambout ( 17/03/2004 17:49)
fitiavana VOLA
26. ikaretsaka ( 17/03/2004 17:55)
ko zany izy hoe vola ko
27. fijo ( 18/03/2004 10:13)
nen'i kitjo ngaha hita teto?
28. kitjo ( 18/03/2004 13:36)
iiee
sy fitiavanao ny sipanao v d ampitovinao @ fitiavana vola e
29. bice ( 18/03/2004 19:01)
ny seloto sy ny pmu no tsabotsaboana de miandry valiny less a
Mila faminaniana hoe tena marina v zany lazainy zany sa lainga, sns e

30. angie ( 18/03/2004 19:53)
Ary ahoana ilay filazana momba ny anjara. Ka misy anjara tonga @ alalan'ny serasera koa izany izao. tena efa fivoarana koa izany ilay mpanolotra ny anjara e.Enga anie mba hahazo izay irina sy tadidiavina avokoa ireo namana eto. hahahah
31. jhouhlambout ( 18/03/2004 20:51)
Zay no maha PMU azy
32. ikaretsaka ( 18/03/2004 12:45)
tsy voatery ka.. ato ialahy afaka mifidy
33. fijo ( 19/03/2004 09:20)
ka tsy misy sary akory ny sasany ko hifidy inona.
34. ikaretsaka ( 19/03/2004 12:59)
ka angatahina ko
35. jhouhlambout ( 19/03/2004 19:48)
dé mangatà
36. kitjo ( 19/03/2004 16:41)
hhmmm,hay moa??
37. kitjo ( 19/03/2004 16:42)
mahaiza mifidy tsara marina alo e
38. ikaretsaka ( 22/03/2004 20:15)
io koa mbola resaka iray io.. io fahaizana mifidy io
39. kitjo ( 22/03/2004 13:53)
mazotoa e
40. ikaretsaka ( 22/03/2004 15:58)
za efa nahay nifidy ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1369