Fitia sur le net!

81. ralipo ( 08/04/2004 21:06)
Ka ny indro kely amin'izay de zao, rehefa tsy mifakahita tava de samy be lazao fa rehefa raikitra ny ranq's ka misy zavatra tsy mifanojo @ le msg sur net de tena gravy, na efa nifampiresaka vao kobo ny nafenina.
82. jhouhlambout ( 08/04/2004 21:31)
ka eo vao tonga @ monde réel fa tsy virtuel intsony, jereo i Matrix!
83. delvechio ( 10/04/2004 08:57)
zay mintsy. refa le eto amn net manko otrany we kilalao fotsiny. :-p
84. kitjo ( 11/04/2004 10:39)
Mbola tsy teo nareo d miteny anzany.
Oh ny fitiavana rht iany io, misy ny tonga d niaraka d ny ampitso nisaraka fa mety nifamitaka ohatra, misy ray volana, misy 1taona, 5taona, misy mivady ....

Andramo aloha d refa samy mahita d miteny e
85. delvechio ( 13/04/2004 01:34)
kitjo> ary aona nen toi? lol
86. fijo ( 13/04/2004 23:37)
izay tianao atao e.rehefa tsy te hamaly dia aza mamaly.
87. fijo ( 16/04/2004 22:12)
aza terena kosa izy fa fiainany io
88. ikaretsaka ( 18/04/2004 03:42)
aoka kosa izy e
89. yonikafopl ( 18/04/2004 20:50)
samia milaza ny azy e!
90. kally ( 19/04/2004 09:43)
Fa ny manahirana amin'izy io angamba raha maharitra ela loatra ilay olona mbola tsy nifankahita ihany dia manjary rava maina,mandeha aloha ny herintaona raha be indrindra,raha be indrindra raha olona mbola tsy nifankahita mihitsy io lazaiko io an!ka inona ary no itambarany nefa ny fitiavana rava rehefa tsy misy zavatra iraisana.Mifanoratsoratra aloha dia avy eo angamba tsy mahita soratana intsony rehefa elaela kely.Inona ary no hifampitantarainy eo raha hilaza foana mandritry ny 6volana ohatra hoe tiako ianao mankatsy mankaroa,samy ho leo ny farany na ny mpandray hafatra na ny mpanoratra sa ahoana hoy ianareo?Ka ianareo izay mifankatia @ net dia hoy aho hoe ataovy izay hihaonana haingana na dia tsindraindray fotsiny aza!
91. nananie ( 19/04/2004 11:25)
Salut daholo e!
Ary lasa resa-be le izy!
Delvechio a! Mbola tsy niaina an'io fitia sur le net io za fa mety ho.... hihihihi!
92. yonikafopl ( 19/04/2004 15:28)
tsara io ka andramo anie e!
93. psykatr ( 19/04/2004 16:11)
samia manandrana!
94. jhouhlambout ( 19/04/2004 16:20)
Dia andramo ary
95. fijo ( 19/04/2004 19:55)
andramo hono nananie an.milay hono io an,
96. delvechio ( 20/04/2004 06:39)
tairo we mba hifampanandrana? otrany aona lty ny tsirony?
97. luz ( 20/04/2004 08:33)
Tena possible ilay fitia sur le Net ry reto, ary tena niafara @ fanambadiana mihintsy ny an'ilay olona roa fantatro izay....



98. peluche ( 20/04/2004 10:01)
manohana an'i kally
99. nananie ( 20/04/2004 14:33)
Aôna kou zany mitonona anaran'olona zany ry Ramaso? Tsss! Ary ny anao aôna?
100. yonikafopl ( 20/04/2004 17:24)
tsara io ho aho!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2929