Fitia sur le net!
121. yonikafopl
(
04/05/2004 09:56)
ny mampiesona tiako ambara anie nananie dia izao e! izy tena tara a, nefa nefa asa aloha na diso aho fa milaza izy fa mbola tsy manambady nefa dia efa hitako izao fa misy alliance ny tanany, amiko mantsy ireo lhl ireo tsy dia tia manao alliance loatra raha tsy efa manambady, misy aza moa ny sasany tsy manao mihintsy na dia efa manana aza. Fa dia samy mifampiesona fotsiny sisa no atao,
122. fijo
(
04/05/2004 22:20)
ny alliance tsy midika ninoninona,fa hafaka manao an'io daholo.misy PD aza dia mba manao koa ry zalahy mba zesta e.tsy azo hitsarana olona io.
123. nananie
(
06/05/2004 11:23)
Arakaraka kosa io fijo a! Amiko aloha misy lanjany be de be mintsy io e! Ary mailo mailo mintsy ny sipa raha ohatra ka peratra no omena nefa tsy misy in in officiel.
125. yonikafopl
(
06/05/2004 17:32)
asa aloha e! ianareo lhl mantsy mahay mandaingalainga kely izay ihany. Nefa amiko ny alliance dia midika zava-dehibe, samy manao peratra daholo, fa ny alliance no hafa indrindra.
126. ikaretsaka
(
06/05/2004 21:52)
arakarak'ilay olona io fa aleo tsy asiana resaka lalina sy kafara lava
127. fijo
(
06/05/2004 23:04)
maro mihintsy no hitako manao an'io nefa dia mbola mpitovo.rehefa mahazo taona nefa mbola tsy manambady dia maro no manao,ka io efa lazain'i jhohl io no izy.
132. yonikafopl
(
12/05/2004 14:52)
ekena re e! fa hono ho aho azo lazaina koa ve hoe mampirafy raha toa ka mitia olona 3 na 4 eto @ net? satria mantsy samy tsy misy hita izy rehetra ireo no samy manana ny toerana ipetrahany koa.Fa atao hoe mbola samy tsy manam-bady izy ireo, fa samy mbola eo an-dalam-pitadiavana avokoa.
134. ikaretsaka
(
12/05/2004 22:32)
Yonika.. io indray fia firehanao manokana sy izay fihevitrao.. misy maka ny eto tena serieux tokoa ary misy maka sangisanhy ihany.. raha ilay maka azy serieux angamba dia azo atao hoe mampirafy ny mitia olona 4 na 4