Fitia sur le net!
1. nananie
(
12/03/2004 14:26)
Iza no efa nahita ny atao hoe fitiavana tamin'ny net nareo?
Dia ahoana sy ahoana ny fandehany?
Dia ahoana sy ahoana ny fandehany?
novalian'i ikaretsaka ny 12/05/2004 22:32
2. lema
(
12/03/2004 15:17)
tena misy io ary afaka manaporofo zany fisiany zany za fa tsy zao fa atsy ho atsy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 13/03/2004 03:17
4. lema
(
12/03/2004 15:36)
miandry antsika hoe fa tsy miandry anah
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 13/03/2004 03:36
5. jhouhlambout
(
12/03/2004 17:10)
Ny fitiavana @ net ve?
Ataovy eo ambony fandriana ny Ordinateur.......
Ataovy eo ambony fandriana ny Ordinateur.......
6. xxx
(
12/03/2004 18:50)
Misy ary azo tanterahina.Io miankina indrindra amin'ny fahaizanao mamantatra ny olona iray amin'ny alalan'ny zavatra soratany ary indrindra ny fahaizanao mandinika sy manavaka izay mety ho lainga anatin'ny zavatra soratany ho anao.Roa taona lasa izay,no nifanoratanay,herintaona izay no vita ny mariazinay,tsy nanenenako na ny kely aza.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 13/03/2004 06:50
7. xxx
(
12/03/2004 19:31)
ka ilay mamantatra ny lainga zay mitsy anie no sarotra e,vitsy fona ngaba ny cahnce ka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 13/03/2004 07:31
8. hery
(
12/03/2004 19:41)
Fitiavana angé no resahana eto fa tsy hoe fanambadiana e...
Iza hono no efa nahita fitiavana... tsy efa bedabe ve?
Iza hono no efa nahita fitiavana... tsy efa bedabe ve?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 13/03/2004 07:41
10. toubib
(
13/03/2004 17:43)
marina izany r'ireto ah! kanefa na inona na inona fahaizanao mamantatra ny fonosin'ny soratra sy ny karazany, ianao ihany no erany fa na t@ net na tany ampiasana na tany ampiangonana na tany ampianarana na t@ filazana angazety na zavatra hafa no nifankahalalana sy nifankatiavana dia ianao ihany no tompon'ny fanapahan-kevitra na hiroso lalindalina kokoa na ho ety ivelambelany ihany na tsy hiroso e! zay!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/toubib ny 13/03/2004 17:43
11. nananie
(
13/03/2004 10:14)
Tsy misy fahasamihafàny @ fitia miatomboka eny an'an eny zany?
Dia ahoana rehefa tena nifankahita nareo?Tao @ le neritreretanao azy ve?Matetika koa anie le olona @ net ireny tsy ny tena "personnalité-ny" no asehoany e! Ny sasany zany moa manana anarana roa mihintsy, no sady "mi-jouer personnalité" roa. Ary toa efa nisy resaka momban'io tato raha tsy diso aho.

12. kitjo
(
13/03/2004 10:52)
aiza kosa eeee
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 13/03/2004 22:52
13. jhouhlambout
(
13/03/2004 18:22)
Zay no atao hoe: mahay miaina @ vanin'androny sy ny teknolojia misy!!
Mahavariana:
Any aoriana any izany dia lasa fitiavana NUMERIQUE sisa no iainana!!
Mahavariana:
Any aoriana any izany dia lasa fitiavana NUMERIQUE sisa no iainana!!
14. ikaretsaka
(
14/03/2004 20:53)
fa mety hoe mifanotoka de isy appareil orohana dia ohatran'ny telephone dia tonga any @ ilay malalanao any alavitra any a
16. kitjo
(
14/03/2004 16:39)
hummm hummm, sary lo k
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 15/03/2004 04:39
17. bice
(
15/03/2004 12:16)
otran`ny hoe ho an`ny olla tsisy atoraka io amiko
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 16/03/2004 00:16
18. kally
(
15/03/2004 14:48)
Taloha dia tsy azon'ny saina eritreretina izany hoe olona avy any Toliary hanambady olona avy any Toamasina : ka raha tsy nahita vady koa,ka raha tsy tsy misy hatoraka,ny etsy andafiatsinanana ihany no alaina fa iny no hita toetra sy akaiky sy hita fomba.Dia toy izany koa ny net amin'izao fotoana,ho an'izay teritery saina dia hafahafa ho azy izany ary tsy inoany ny hisian'ny tena fitiavana anatin'izany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 16/03/2004 02:48
19. bedard
(
15/03/2004 17:26)
si,
za mahafantatra olona nifankahalala tamin'ny net, de lasa mpivady tena mifankatia...
satria tsy nirona lotra tamin'ny resaka "endrika" izy ireo, fa tena samy nanambara ny tena toetrany sy ny zavatra tadiavin'ny andaniny avy, ka de raikitra tokoa...
misy koa anefa ny tsy lasa lavitra satria lainga no betsaka amin'ny fifampiresahana, ka rehefa tonga tokoa ny tokoa, dé tsy sahy mandroso satria tratehaka eo daholo ny lainga rehetra...
ho an'izay mitady âme soeur amin'ity serasera iray ity de tsotra ihany ny fitsipika: miteny hatrany ny marina...zavatra tsy sarotra...

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bedard ny 16/03/2004 05:26
20. bice
(
16/03/2004 19:53)
ramaso> mbo soraty tsara le izy fa tsssssss
ny sur net zany less misy ambadika foana a
in olan`la am`le toe-tsaina?
ny sur net zany less misy ambadika foana a
in olan`la am`le toe-tsaina?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 16/03/2004 19:53