taranak'andriana sy andevo hono ka tsy mahazo mivady
63. hendry
(
15/03/2004 17:27)
Dia inona zany no hatao @ i lema sy ramaso?
Raha mifankatia ilay olon-droa dia voatery ampendeferina zany ny fitiavana? sao dia tsy rariny.
Ny fivoriam-pianakaviana, na tsy resaka fanambadiana olona tsy mitovy firazanana fotsiny aza, fa @ lafin´ny ara-tsosialy fotsiny ohatra koa dia minoa ahy nareo fa misy avaka foana ao.
Tsy mandeha @ lohany fotsiny hoy i ramaso. Tsy mandà aho fa mba valio ary ny fanontaniako e: raha mifankatia tanteraka ilay olona roa tsy mitovy firazanana dia tsy maintsy hisaraka zany? Maninona raha ny foto-pisainana no amboarina, ary ny fahasahianao mijoro @ maha enao anao, ny fiainanao amin-kalalahana ny fitiavanao ilay olona koa no hanampy ny famongorana ilay avakavaka misy raha tsy zany dia hitoetra foana io ary hahazo laka hatrany. Iza no voa mafy? ny taranaka mifandimby.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 16/03/2004 05:27
64. peluche
(
16/03/2004 09:39)
tena efa lasa tafatsatoka anaty loha mihitsy ilay fahasamihafana,fa mino aho fa hiala ihany io any aoriana any,tsy vitany hoe fahasamihafana @ ny loko fotsiny ilay izy,fa miditra koa ny tsy fitovizan'ny fari-piainana sy ny fomba fiainana,fisainana @ ankapobeany.
66. ikaretsaka
(
17/03/2004 10:59)
tsy hiala io fa samihafa foana anie isika arivorivo taona lasa dia hiova tampoka ve?
67. lema
(
17/03/2004 09:52)
za alou dé manohana ny evitr'i karetsaka 100isan100 e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 17/03/2004 21:52
68. rasta
(
17/03/2004 10:44)
De ahoana zany zahay rasta tony??? andriana sa andevo sa eo anelanelany. Hi hi hi hi hi .
Efa nilôzan'ny toe-trandro zany resaka izany. efa ny 1% ny Malagasy sisa no mihevitra izany. Zany ihany anie ilay tsy mampivoatra e. Rehefa iny no tina dia vita fa tsy be filirony eo.
F'iza zao no mbola milaza azy ho andriana eo. Ary iza no milaza azy fa andevo? Voaporofo ve fa Andriana na andevo ny olona iray? Ohatra manko, ny eto anivo-tany dia milaza fa izay fotsy sy tso-bolo no andriana. Nefa ny any amin'ny faritany koa misy milaza ho taranaka andriana nefa mainty sy ngita volo dia iza no marina??? Za zao olona fotsy ary rasta be, ny sipako olona mainty fa tsotra volo be de ahoana izany, inona no fiavianay roa?? Ha ha ha. Resaka mandany andro fotsiny.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/rasta ny 17/03/2004 22:44
69. hendry
(
17/03/2004 14:26)
O ry rasta diso hevitra raha milaza fa ny 1%´ny gasy sisa no mihevitra zany. Tsy marina io, sika mahay mihatsara ivelatsihy ary mahay manafina ny tena ao an-tsainy fa ny ankamaroan´ny gasy dia mbola somary voasingotra kely @ io resaka io ihany ny sainy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 18/03/2004 02:26
70. ikaretsaka
(
17/03/2004 17:56)
f'hita hoa ry hendry.. ireny mody miteny fa tsisy ireny indrindra no tena sarotiny rehefa tratra
71. fijo
(
18/03/2004 10:34)
marina fa tsy 1% izany,matoa nisy iny resaka 2002 iny dia mbola maro no misaina an'io.
fa samy manao izay tiany e.
fa samy manao izay tiany e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/03/2004 10:34
72. nananie
(
18/03/2004 11:44)
Ie samy manao ze tiany io.
Ary zao ndray ary, in no tianareo kokou, miharaka @ vazaha sa miharaka @ afrikan?Fa manin?
Ary zao ndray ary, in no tianareo kokou, miharaka @ vazaha sa miharaka @ afrikan?Fa manin?
73. xxx
(
18/03/2004 12:46)
miaraka @ gasy manana nationalite vazaha mipetraka any afrika
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 19/03/2004 00:46
74. xxx
(
18/03/2004 12:46)
miaraka @ gasy manana nationalite vazaha mipetraka any afrika
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 19/03/2004 00:46
75. lema
(
18/03/2004 13:47)
ozy mamanay tamiko hoe "zai mitovitovy aminao iahany anaka iarahana fa sao lahy iomehezan'olona fotsiny
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 19/03/2004 01:47
76. lema
(
18/03/2004 13:52)
endry: ka io anie ry endry tsy misy hoe olona mifankatia ve ho sarahina fa andraikitry ny ray aman-dreny ny mampianatra ano rehefa tokony ho 15 tona eo énao hoe zao sy zao no tokony iarahana anaka mba tsy isian'ny nenina any afara
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 19/03/2004 01:52
77. fijo
(
19/03/2004 09:31)
raha mazava foana ny andro dia afrikanina,fa raha ao anaty haizina dia vazaha
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/03/2004 09:31
79. peluche
(
19/03/2004 10:00)
ie,marina mihitsy ny tenin'i hendry satria efa voan'ny lavage de cerveau,tsy ny ao an-trano ihany no miteny hoe tandremo sy aza miaraka @ ny olona tsy mitovy sns,fa mbola miampy koa ny fijeriny ny mpiara-miaina,any ka na te-handà mafy sy miteny ary hoe tsy manaiky an'io fomba fisainana io dia voatarika ihany
80. peluche
(
19/03/2004 10:04)
zay no antony hitenenako hoe tsy hiala io raha tsy @ generation manaraka,ho an'ny olona aty aoriana hiteny ny zanany hoe aza ny lokon'ilay olona no jerena sns.
isika @ zao mantsy mety hoe tonga saina fotsiny hoe tsy mety ka nefa tsy hafa-miala satria voan'ilay lavage de cerveau loatra.tsy hita fa tsy maintsy miaina @ vanon'androny e
isika @ zao mantsy mety hoe tonga saina fotsiny hoe tsy mety ka nefa tsy hafa-miala satria voan'ilay lavage de cerveau loatra.tsy hita fa tsy maintsy miaina @ vanon'androny e