taranak'andriana sy andevo hono ka tsy mahazo mivady

41. ikaretsaka ( 09/03/2004 17:33)
ka tsy azo ferana io fa lasa ho azy foana ilay hoe ilay Andevolahy ity sns.. rehefa ny fo no mitondra tampoka raha misy fahatezerana
42. fijo ( 10/03/2004 10:44)
io tantaraiko io ambony io ny zavatra efa hitako dia samia misaina izay hataony.
43. lema ( 10/03/2004 09:51)
lé izy alou amiko tsy resaka andriana sy andevo zany tsony no mibahana ny toe-tsaina aty aoriana fa mba tsy ahabe ny zavatra simba dé hoy ny RAR hoe ny mitovitovy @nao ihany alaina vady mba tsy itrangan'ny olona samy hafa na eo @ mpiara monina na eo @ fianakaviana na eo @ fitazaina ny ankizy.fa amiko ra resaka firazanana zany tsy misy dikany tsony zany
44. miranto ( 10/03/2004 13:15)
za aloha de miray @ ireo tsy pour e! satria amiko tsy misy dikany izany na mainty iny na tsy, inona no dikany na ngita volo iny na fotsy olona mitovy ihany fa zany kosa hoe olona mitovy situation aminao jerena zay ihany efa nitranga tao @
fianakaviako mantsy izy io hatramin'izao ilay zazalahy tena tsy tian'ny fianakaviana ny rr amandreniko ihany no nankato azy satria zandriny vavy tena voaroaka tao antranon'ny ray amandrenin'ny ry zareo mihintsy aza izy t@ izay tsy mahazo mipetraka ao intsony ary tsy mahazo mandingana ny varavarana izany tsy nahasakana ry zareo fa tany @ nay izy no nipetraka ary efa niteraka ry zareo mianadahy lasa mipetraka aty frantsa tena manjakely daholo aloha ny zanany e! manao endrika
reunionais manja e! ka amiko tsy hitako mihintsy hoe aiza ny problème no mipetraka raha mbola iray tanindrazana ihany sa ahoana hoy ianareo amiko tsy asiako fanavahana izany na namana ary indrindra koa ny manavaka foko ihany koa ao anatiny hoe za avy atsy za avy atsy tsy mandraraha izany fotsiny de ampy
45. xxx ( 10/03/2004 15:05)
Ka nareo kosa sao de mainty be ka tsy mety mintsy kosa e! Ny mijery anareo miaraka eny andalana aza efa tena mankarary fo ry anona a!
46. besoiiin ( 10/03/2004 19:55)
tsotra ny @ io e! samy maka izay tandrifiny sy hita fa sahaza azy no mety mba hialana @ gidragidra tsy maintsy hiseho! sady tena mifanipaka b ny toetra sy ny fiaina na ivelany na anatiny ka sarotra b ny hampifandraisana azy! jereo fotsiny ohatra! fa maro be ireo olomainty na tanindrana eto tana! nisy ireny ny crise t@2002 mba nisy nikasitanana sy nilako ve ry lerony teto? moa tsy afaka niriaria sy nanao izay danin'ny kibony izy? kanefa jereo ireny nanjou ny malamalou taraiky tany antanin'ilerouny! naripaka sy nenjehina ary nampijaliana! ohatra 1 fotsiny izay! ary tadidio fa efa naturel sy mikoriana ao anaty ràn-dry lerony mihintsy izay , ka tsy hita izay hanomezana tsiny azy angamba! ny amehezana azy fotsiny dia tsotra! aleo misoroka toa izay mitsabo ary ny nenina tsy alou hananatra fa aoriana handatsa ka samia misaina vao manao tsaokalentika sao mijabaka! tsy hoe raciste aho akory sao misy tezitr eo indray fa ny zava-marina no vantaniko!
47. jhouhlambout ( 11/03/2004 09:00)
Ilaina foana ny melange raha ny point de vue scientifique no jerena.
Izy io hono mantsy manome olona vaovao matanjaka kokoa sy tsaratsara kokoa noho ny ray aman-dreniny. Fa raha mitovy dia manjary
mamokatra aretina maro....sns...
Anareo ny safidy...
48. fijo ( 11/03/2004 10:11)
raha tsaokalentika kosa ve holavina le.
49. pitchou ( 11/03/2004 14:30)
fijo! maditra ratsy!
50. xxx ( 11/03/2004 19:20)
rehefa tsy tianareo ho an'ny gasy mainty zanakareo dia omeo ny kaomorianina sy ny congolais ary ny nejerianina eh
reny zao no mambabo ny fon'ny tanora fa be vola sy bezavatra
51. fijo ( 12/03/2004 10:21)
pitchou>bedy ve ny tenanay le.
52. xxx ( 12/03/2004 17:20)
Za kosa aloha tsy tia an'izany melange-melange zany é! Tsy raciste sanatria na alahelonkanina fa tena eken'ny saiko mintsy le bandy gena be sy sipa fotsy kely, raha bandy fotsy sy sipa mainty indray de tsy mampaninona .
53. jhouhlambout ( 12/03/2004 19:34)
xxx, zé reviny io é!
matoa enao mahitan-dry zareo eny an-dalana dia zay no safidiny!
Sady matetika ny olona tena mifanohitra be no afaka miaraka tsara; ohatra: ny lahy sy ny vavy!!!
54. hendry ( 12/03/2004 11:56)
Tsotra ny vahaolana araky ny efa nolazaiko tery ambony: ataovy zay hampahaleotena anareo roa (couple) fa rehefa mahaleo tena ka tsy mila miankinankina @ rad-ny na ny fianakaviana sy ny sisa dia hangina ho azy ny vavan-dry zareo. Misy olona tsy ekena amboalohany satria lazaina fa tsy mitovy firazanana sns, rehefa tafita nefa dia tamy avy ato aoriana ihany ireo mpankahala tany aloha.
55. lema ( 12/03/2004 13:37)
ka mba tsinjovina kou anie ny aty aorina fa tsy tia tena be ohatrizany ry endry a!
dé ahona ny ankizy?rehefa misy ny fivoriampianakaviana?na any @ avan'ny lahy zany na ny vavy
56. xxx ( 12/03/2004 14:37)
Avadiko ny tantara hoy i Bekoto, nefa izy indray no nahongan'ny tantara.
Vavan-kisoa misy sira io eh, tomponao hihinana azy.
Zay tia voamadilo, mividy voamadilo. Zay tia siramamy mihinana siramamy, zay tia voamadilo misy siramamy moa dia mety koa eh
57. nananie ( 12/03/2004 15:16)
Fa in no tian'i Lema lazaina? Mety hoe hisy complexe ve le ankizy satria tsy mitovy amin'ny avan'ny lahy na avan'ny vavy ohatra?
Misy tonton-nay nanambady côtière, dia ny zanany nanahaka an'ilay ramatoa daholo, fa zao le ra dadatoa compéxé be mintsy Satria rehefa mihaona ny fianakams dia mihavaka be ny zanany.Aminay anefa tsy misy olana satria cousin sy cousine ihany io tsinona.
58. ikaretsaka ( 13/03/2004 12:36)
ka izay anie ilay izy ry nanaie e.. na izy manava tena na izy voa avaka... fa tsy meintsy na izy na nareo dia mahatsapa tena hoe tsy mitovy ianareo
59. xxx ( 15/03/2004 12:10)
Za aloha dia milaza aminareo, f'aza manandrana ihany no fanafodiny. Tsy avy eto Antananarivo aho fa mipetraka tao, dia tena mahita fa ny taranak'ireo ankizy avy any afrika dia vao maraina andeha hianatra aho dia efa mitapy andro mizaha hao. Tonga aho ny hariva @ 4 : ny lehilahy manao taikely, ny vehivavy mbola mizaha hao ihany. Tsy lazaina ny fomba fiteny.
Fa dia manontany tena hoe ahoana aza no fomba fiveloman'ireto? ahoana no ahitany vola?
Misy aloha kosa ny tena mitatatra amin'izy ireo an, saingy tsy maro.
Ny mba deraiko fotsiny dia ireto mpanatonta gazety ireto izay tena milofo ny mba hanomezana asa ireto olona voalaza ireto.
Saingy aza mana andrian-dreraka leiretsy an, ny saina mila voninahitra fa ny atoraka tsy misy.
Aoka mba samy hihevitra fa ny saina no antoky ny fampandrosoana fa tsy ny hery, raha ny hery mantsy dia tokony ny omby no hanankarena aty amintsika.
60. ikaretsaka ( 15/03/2004 12:12)
marina io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3119