Ny sipa manja tsy maintsy miavona.

61. kitjo ( 19/03/2004 16:50)
za mbo gaga ry pitchou
62. ikaretsaka ( 22/03/2004 20:42)
misy manja mitady mpikoty ihany ka... ireny allumeuse ireny
63. kitjo ( 22/03/2004 14:08)
ka tsisy mikoty izy fa tsisy mpitia tsn fa misy mpiaraka fts
64. pitchou ( 22/03/2004 17:12)
allumeuse? ireny angaha moa tsy mandrehiitra fotsiny d mitsoaka?
65. pitchou ( 23/03/2004 16:32)
ianao no taitaitra ko izy kosa no lazainao fa mikoty?
66. kitjo ( 26/03/2004 20:15)
mety mikoty iany izy fa tena mikoty proprement dit, manisa zany e,vao vita ny tour-nao d miditra ny manaraka
67. rasta ( 31/03/2004 07:02)
mba farito kely aloha ilay manja lazaina eto e. Tsy mitovy mantsy ny manjan'ny anona sy ny an'ny anona.
68. kitjo ( 31/03/2004 11:15)
rasta iany d mamaly azy fa refa tsy mitovy zany d tsy azo faritana ko
69. nenitiana ( 31/03/2004 17:40)
Mba misy koa anie ireo lehilahy miseho ho beaugosse dia miavona e!odiany tsy fantatra ilay niara-namafa lelo taminy tany an-tsekoly fahiny. Ataoko angamba fa tsy misy ny fiavonana ra misy ny fifanajana. Izaho aloha manja e! iza moa no hanao ny tenany hoe retsy? fa mamaly izay miresaka am-panajana ahy aho. Fa raha tsy manaja ny tenany ilay mpampiresaka dia tsy hajaiko koa.
70. kitjo ( 01/04/2004 17:13)
na lhl na vhv matetika le miavona le mihevitra ny tenany oe manja e,
soa iany za fa tsy
71. donemaskit ( 01/04/2004 19:26)
tsy manja ve ?
72. fijo ( 01/04/2004 23:35)
fa tsara.sa milay?
73. pitchou ( 03/04/2004 14:46)
aleo ihany miavona ry kitjo a! satria raha vao mba mitsiky ko ange enao @ voalohany d lazainy fa tara sahady na mi-charme azy, na mi-allume na ... sahala @ zany e! hihihihihihi! (sady miodina aho fa ndrao hitany hoe mitsiky an!)
74. ikaretsaka ( 03/04/2004 16:17)
meterialista be zany e.. ko raha tsy ho otran'io foana ianoa ..miavona eo fa eo ny tranonao
75. voninkazokely ( 05/04/2004 19:18)
Aiza kosa é!
Izaho tsy manaiky ilay hoe:TSY MAINTSY .
76. ikaretsaka ( 05/04/2004 20:44)
miavona hoa fa eo ianoa no raisina
77. pitchou ( 08/04/2004 15:52)
d na manakana pikla aza v d tsy raisin'i karetsaka?
78. delvechio ( 08/04/2004 21:46)
fa za koa lo mafantatra sipa mody miavona e. ataony fantatr'ialahy tsara mintsy we tsy rarahany ela nefa tena kay izy ty taratara amn la. d eo ela fanina eo. k zay ry sipa isany ah. raha toa nareo misy manao anio fika io aza atao intsony fa zahay ange tsy mpaminany e!
79. pitchou ( 09/04/2004 14:35)
ka izao ange ry del e! rehefa tena tia ange, na lhl na vhv d lasa otran'ny saro-kenatra ho azy e! tsy hoe mody miavona iny fa tena tsy hita izany atao!
80. delvechio ( 09/04/2004 19:17)
pitchou> fa hitanao ange le izy e. ra ohatra kosa v we enao ohatra tara amiko (ohatra an, fa tsy manina ra tena marina) ka iny ah fa mananotona anao d miarahaba d tena mbola hiavona amiko v enao? tsy mahafaty ange e. tsy aiko alou e. il ny a rien a perdre.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1308