Ny sipa manja tsy maintsy miavona.

41. donemaskit ( 08/03/2004 18:59)
aza asiana bandy mikoty bandy zany ato alou e
42. ikaretsaka ( 09/03/2004 09:53)
tsy lasa koa raha izany e
43. fijo ( 09/03/2004 11:45)
ary raha ataoko hoe ahoana aky ry pitchouako a.dia ahoana.ho tezitra mafy ve?sa avy dia hiavona?
dia hoatran'izay anie ilay izy e.
44. pitchou ( 09/03/2004 17:14)
ianao ve raha misy olona manirikiry anao manao anao an'izany d faly sy ravo ianao? ohatra ataontsika hoe ... inona no mety tena hahatezitra anao? dia otran'izay ilay izy!!!
45. pitchou ( 09/03/2004 17:14)
ny antony dia satria tsy fanananao aho na sipanao!
46. ikaretsaka ( 09/03/2004 17:34)
marina izany ry pitchou.. tsy anazy aloha mandra-panaikinao...
47. fijo ( 10/03/2004 10:53)
ka hoy aho hoe:"PITSOAKO"izany hoe tsy miandry ho tompony fa avy dia manapitsoka.ih,ih,ih.
48. tia_ery ( 10/03/2004 11:53)
Ny mampihomehy kely fotsiny amin'ireny sipa misoratena ho manja ireny dia miavona ohatrin'ny inona ery ireny dia tsotra fotsiny rehefa sendran'ny hoditr'akondro sy ny .... ka mikodingy dia hisarangotina daholo izay rehetra hita. Ary mazana, antontan'isa ito, fa tsy izahako no mamorona. Ireny sipa mihevi-tena ho manja ireny ka miavona no betsaka solafaka indrindra eo amin'ny fiainana.

Tsara ny miavona fa tsara ihany koa ny mametraka azy ireny amin'ny toerana sy ny kilasy mendrika azy ireny.

Sôtra eh!
49. fijo ( 11/03/2004 10:19)
fa ahoana le.
50. pitchou ( 11/03/2004 14:36)
mba henoy ihany izany tenin'i ramaso izany! sao mipitsoka eo vao hoe atero ary @ 18 aeee! raha tsy tonga any d avelao eo @ 17,5 ee!
d iza moa zany ra tia-ery ilay hoditr'akonfro voahitsany?
51. fijo ( 12/03/2004 10:30)
pitchou ka.
52. mamps ( 12/03/2004 18:56)
zay lty manja fa zay tsy mba miavona zany a!!!!!
ka aona hisy hikoty nareo sa tsy hisy?
53. kitjo ( 13/03/2004 10:24)
mitady mpikoty an,manja v zany?
54. ikaretsaka ( 13/03/2004 12:39)
hihihi hmmm
55. pitchou ( 13/03/2004 18:27)
za vhv ko! hoditr'akondro lahy no teneniny!
56. kitjo ( 13/03/2004 10:58)
i mamps k,manja hono izy d miatdy mpikoty ry pitchou an
57. fijo ( 18/03/2004 10:47)
tsy maninona e.kotio wa izahay.
58. kitjo ( 18/03/2004 13:58)
hahahha, tonga ho azy eo io ry fijo fa oh le milahatra eny Tsaralalana fa @ endriny hafa ra miteny oe kotio zay zany
59. fijo ( 19/03/2004 09:41)
kay le.mamely indray nareo izany ry kitjo an.
60. pitchou ( 19/03/2004 13:41)
aiza ko no misy manja mitady pikoty? tsy ny mitoka aza no ataony?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1064