Ny sipa manja tsy maintsy miavona.
3. tenio
(
01/03/2004 14:16)
Manja ivelany mazava ho azy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/tenio ny 02/03/2004 02:16
4. vindy
(
01/03/2004 16:12)
zany ve? ny sipako lety tsy miavona mintsy ah, hany ka be lôtra ny bandy mikôty azy ila hahasotra ah indraindray. teneniko mintsy izy we mba ovay an'le miavona reny fa ehe ehe hehe
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/vindy ny 02/03/2004 04:12
5. tenio
(
01/03/2004 16:19)
Sambatra ialahy izany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/tenio ny 02/03/2004 04:19
6. pitchou
(
01/03/2004 17:44)
izaho indray nefa mahita hoe ny sipa manja tsy mba miavona izany, ary izay no vao maika mahamanja azy! saingy ilay hoe manja koa moa sarotra faritana satria arakaraka ny olona io!
7. fijo
(
02/03/2004 10:50)
marina io lazain'i pitchou io.ny sipa manja tsy miavona.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 02/03/2004 10:50
8. ikaretsaka
(
02/03/2004 12:53)
ilay sipa mihevitra ny tenany ho manja izany no tena mety koakoa e
9. kitjo
(
02/03/2004 13:30)
ny mieritreritra ny tenany ho manja no miavona k,fa vao mainka ange miharatsy refa miavona e, mangarika ohatra,deinnnn!!!!
Tsy aleo mitsiky d ampy na ratsy aza mba misy miova kely
Tsy aleo mitsiky d ampy na ratsy aza mba misy miova kely
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 02/03/2004 13:30
10. fijo
(
02/03/2004 16:09)
ilay mihevitra ny tenany marina no miavona ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 02/03/2004 16:09
11. vindy
(
02/03/2004 20:12)
mihevitra ny tenany ho marina aôna ry fijo?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/vindy ny 02/03/2004 20:12
12. aladin
(
02/03/2004 10:13)
refa miavona izy de ompay fa efa tsisy antenaina intsony satria efa manan-tompo izy matoa miavona,sadu miseo milay
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/aladin ny 02/03/2004 22:13
13. donemaskit
(
02/03/2004 10:54)
matoa izy miavona dia mety hoe efa tia olon-kafa zay, naona izy no hompaina ry nao a ?
14. kitjo
(
02/03/2004 11:07)
Na manan tompo aza tsy voatery hiavona e, manaja ny olona miaraka aminao fts enao tsy hanafintohana azy kanefa koa tsy miavona @ hafa,
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 02/03/2004 23:07
15. six
(
02/03/2004 12:11)
ka ny mety hiavonan'le efa manana nge mety mtsatsaka ny tompony izy e, na tsy te haahzo fakam-panahy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 03/03/2004 00:11
16. voahary
(
02/03/2004 12:59)
na koa hoe mba fomba kely mba hiarovany tena ilay miavona e.
Misy aloha miavona ny vhv raha vao bandy atahorany be no miseho mikôty zany e, aleony tonga de tsy mikôzy toy izay hanaradrenirano.
Misy karazany koa anie ilay
fiavonana e. Na mety sarokenatra koa de mody fanina @ endrika miavona.. zzava-misy izany...
Misy aloha miavona ny vhv raha vao bandy atahorany be no miseho mikôty zany e, aleony tonga de tsy mikôzy toy izay hanaradrenirano.
Misy karazany koa anie ilay
fiavonana e. Na mety sarokenatra koa de mody fanina @ endrika miavona.. zzava-misy izany...
17. zolikely
(
02/03/2004 13:31)
Marina mihitsy ny an'i Voahary.Misy karazany ilay miavona sady raha tsy miavona koa anie dia eritreretin'ilay lhl hoe zakany dia vao aika adalainy.'Zay le mandreraka @ lay tsy miavona,lazainy fa 1teressée be eo nefa fahalalampomba fotsiny.
18. pitchou
(
02/03/2004 16:21)
d misy koa tsy hoe miavona izy fa tsy mitsiky aminao fotsiny d ianao no manitatra hoe miavona! nahoana tokoa moa no heverinao fa tokony hiresaka aminao izy vao miteny kely ianao nefa ianao olona tsy fantany akory?
19. tequila
(
02/03/2004 17:43)
eny hoa ry pitchou . Lay lazaina fa miavona koa aloha hoe inona no tena ataony amizany ohatra , sao dia interprétation tsy miady.
20. fijo
(
03/03/2004 20:56)
raha miarahaba anao kosa ve aho,na tsy hainao aza dia tsy hamaly ianao.tsy efa miavona izany?
ny tiako lazaina amin'ilay hoe mihevitra ny tenany ho manja dia ireo izay be pompony ka mihevitra fa izy no tena milay,nefa tsss.
ny manja tsotra sy malemy nefa mahay manda ampanajana.ary dia tena miala mora tokoa ny tena rehefa tratrany.
ny tiako lazaina amin'ilay hoe mihevitra ny tenany ho manja dia ireo izay be pompony ka mihevitra fa izy no tena milay,nefa tsss.
ny manja tsotra sy malemy nefa mahay manda ampanajana.ary dia tena miala mora tokoa ny tena rehefa tratrany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 03/03/2004 08:56