Ny sipa manja tsy maintsy miavona.
21. pitchou
(
03/03/2004 14:04)
ka raha miarahaba tsotra ve ry fijo tsy hamaly, fa misy ny an'ny sasany arahiny teny mahasosostra izany ilay fiarahabana ko!
22. tenio
(
03/03/2004 19:47)
Ny arahaba anie tsy vidina e! ary matoa anie ny lehilahy mila resaka amin'ny vehivavy iray tsy dia voatery hikaoty foana akory.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/tenio ny 03/03/2004 19:47
23. donemaskit
(
03/03/2004 20:43)
fa hanontany ora ve ?!!! tssss! aza adino fa vehivavy manja no resaka...
marina zany ry Pitchou sy Tequila !
marina zany ry Pitchou sy Tequila !
24. samoina
(
03/03/2004 20:55)
Ny vehivavy, indrindra moa fa manja, efa mahafantatra tsara fa be mpanadala. Efa natioran'ny lahy ny mampiresaka ary tsy misy maharatsy izany.
Raha mba efa manaja miarahaba mialoha anareo vehivavy kosa ve izahay dia mbola avonavona no hasetry izany? Avy eo gaga nareo fa voaompa ? Inona izay mamaly arahaba dia tsy mamaly intsony avy eo raha tsy te hiresaka ?

25. bice
(
03/03/2004 09:43)
kitjo> tsara b le theorie
Ny vevavy nge manja doly e
saingy zao, ny lela tsirairay samy manana ny tiany
ary ny tiko tsy hitovy amin`ny tian`i rakoto ohatra
Ny vevavy nge manja doly e
saingy zao, ny lela tsirairay samy manana ny tiany
ary ny tiko tsy hitovy amin`ny tian`i rakoto ohatra
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 03/03/2004 21:43
26. hendry
(
03/03/2004 10:36)
Misy kosa na miarahaba aza ohatra dia hoe: manaon i Neny na i Bozy na i Noro na tsy haiko zay anarana foroniny eo. Fa ngah zany ny anarako, na te hamaly ilay fiarahabana aza aho toa sadaikatra ihany, aleoko tsy miteny. Mety tsy te hiavona ilay vhv fa noho ny teny atao azy dia lasa miavona tsy fidiny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 03/03/2004 22:36
27. pitchou
(
03/03/2004 17:39)
ka izay ilay hoe arakaraka ny fomba fiarahabana ihany io! misy ny sasany mahasahy manatsafa fotsiny izao hoe manaohana i malala! d aza gaga raha atao otran'ny tsy misy na mahazo ompa @ izay mahay izany e! tsy fanajana izany fa fanambaniana!
28. fijo
(
04/03/2004 11:14)
raha hoe manao ahoan i malala kosa ve dia tokony ahasosotra e.raha ompa dia ie.
hoanareo vehivavy rehetra ary.salama tsara ve ny volana.
hoanareo vehivavy rehetra ary.salama tsara ve ny volana.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 04/03/2004 11:14
29. voahary
(
04/03/2004 17:53)
malala angah??!! tsisy hamaly an'izany eo aloha e na dia bandy milay ohatran'inona le miarahaba lasa tsy milay tampoka.... raha tsy hoe olom-pantatra efa mpifanerasera
sy mpisanginsangy hafa ndray mba misy fomba hamalina azy!
sy mpisanginsangy hafa ndray mba misy fomba hamalina azy!
30. six
(
04/03/2004 18:22)
d voahary zany tsy hamaly anay raha mifankahita tampoka?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 04/03/2004 18:22
31. fijo
(
05/03/2004 11:00)
ary raha oe salama ve voahariko?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 05/03/2004 11:00
32. pitchou
(
05/03/2004 17:25)
tena izay lazain'i voahary izay ilay izy.
raha miarahaba vehivavy tsy fantatrao sy tsy mahafantatra anao, @ hoe manaona i mala ianao dia naman'ny mieritreritra hoe volomborona iny!
fijo > ka anao angaha i voahary no ataonao hoe "voahariko"? tsy vao maika loza?

33. bice
(
05/03/2004 18:49)
pitchou> ka i fijo nge no nanamboatra an`i voahary e
hi
hi
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 05/03/2004 18:49
34. pitchou
(
05/03/2004 15:02)
izay indray no tsy fantaro ko! hihihihi! mahay zavatra ity fijo ity an!
35. kitjo
(
06/03/2004 09:46)
fa refa lavina am-panajana kosa v moa no mbolamila vanony aveo na misy koa le be vava b satria tsy nahazo,ts maintsy mba maka distance amzay kosa e,
fa ra oe le olona miteny kosa v oe manaona 'kitjoko",,nttssssss,raha miseho misaridrika b sy manitatra resaka aminy eo za lazainy manaiky ho kitjo-ny ko,hahhahha
Sali e,d miodina oe tsy afk miresaka aho fa maika hamonjy anle "tompoko" fa sur!

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 06/03/2004 21:46
38. ccool
(
08/03/2004 12:27)
io kou alou samy manana ny manjany io e,fa raha ohatraka ratsy b 2ko nefa tin'lery nefa tsy miavona @ko fa miavona @lery,nefa raha miavona @ko fa tsy miavona @lery nefa tiko fa tsy tin 'lery nefa lay sipa @ io tena hitako fa tsara sy milay aryb tiko hiarahana nefa tsy tin'lery d tsy azoko tsony fa sahirana d z mandinika azy........sarotra ry zala lay fiainana ,compliquer trop be..........hihihihihihi.......fa iny alou misy sipa manja kely fa nde handranako raha marina io theorie io e.........mazoto dol d aza miavonavona tsony an.......
fa ny bandy sasany kou alou misy miavonavobna an,tsy azo kotina mitsy ,za alou efa tratra e..hihihihi(blague fa so d lazainareo fa pedo eo an.....hetero ihany ny ady eo...
fa ny bandy sasany kou alou misy miavonavobna an,tsy azo kotina mitsy ,za alou efa tratra e..hihihihi(blague fa so d lazainareo fa pedo eo an.....hetero ihany ny ady eo...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ccool ny 09/03/2004 00:27