Ny sipa manja tsy maintsy miavona.
101. pitchou
(
20/04/2004 17:45)
X manao resaky ny tsy manja an! d maninona anareo anefa aloha na manja na tsy manja raha miavona e! raha mila sipa tsy miavona mihitsy nareo, ary ho nareo indray aza no tsy hahita ny asiana anareo d fantatrareo ny toerana tokony alehanareo!
NNNAAAAA!
NNNAAAAA!
102. ikaretsaka
(
20/04/2004 21:26)
io no tonga amin'ilay hoe tsy ampahafiriny ry pitchou an.. miavonavona oh ny andevo(vavy) mahay valihy
104. pitchou
(
21/04/2004 03:04)
oh! tsy mbola nahita andevo vavy nahay valiha zaho ko!betsaka angaha any? d tena navonavona b rizareo?
tsy ampahafirin'ny inona indray moa zà ry karetsaka? enao ko aza mbarehefa sakanana mbô navonavona b ko! nefa indraindray ny olona efa matahotra b fa efa maizina ny andro!
tsy ampahafirin'ny inona indray moa zà ry karetsaka? enao ko aza mbarehefa sakanana mbô navonavona b ko! nefa indraindray ny olona efa matahotra b fa efa maizina ny andro!
110. fijo
(
21/04/2004 22:23)
pitchou>lazao fa tsy haiko izany ko.
aleo ihany tsy miavona ry sipa fa hanenina anie e
aleo ihany tsy miavona ry sipa fa hanenina anie e
111. pitchou
(
22/04/2004 17:19)
fijo> ko raha tsy hain'ny fijo, zara aza tsy hain'i fijo ko! zaho indray v no nde hampidikizo anao? hihihi mba samy botabota ihany!
115. pitchou
(
24/04/2004 08:07)
io karetsaka d mody fanina eo! zavatra lalana lalovanao isan'andro iny!
116. fyjl
(
15/06/2004 08:09)
Ny fahitako dia ny sipa ratsy no miavona fa tsy ny sipa manja. Zany we sipa ratsy fa mihevitra ny tenany ho manja satria sarotsaronana @ akanjo sns, ny haratsiana. Ny toetra moa dia efa ratsy rahateo satria miavona
118. pitchou
(
18/06/2004 17:37)
fa za kosa aloha mahita hoe sipa maivana izany vao atsafaina zany d mitsiky sy manaiky arahina e! nefa moa raha izay no tianareo lhl d ndao ko! omena lalana nareo hanaraka azy na haditra aza!