Ny sipa manja tsy maintsy miavona.
81. ralipo
(
10/04/2004 05:22)
Rehefa miavona ve zany dia mihevitra ny tenany ho manja na bogany, ary raha saro-kenetra kosa ary ilay oln?
Aleo ihany hoa tsy mitsara mba tsy ho tsaraina.
Aleo ihany hoa tsy mitsara mba tsy ho tsaraina.
82. pitchou
(
11/04/2004 08:33)
ka io ko arakaraka ny fomba anantonanao voalohany ihany! misy ny sasany izany, na ny hamaly azy na ny hihaino azy aza mahamenatra raha sanatria misy mahita! ary au contraire il y a bcp à perdre raha manery tena hamaly fanatsafana mahasosotra satria ilay mba fahatarana efa nisy lasa maty ho azy! lasa manana préjugé ho azy na tsy nanana aza taloha
83. kitjo
(
11/04/2004 10:45)
ZA aloha tsy miavona satria za le tsy manja ngamba.
Refa tsy mety ny approcheny pitchou d teneno tsotra an, vao miresaka mitsy d atsangano ny panneau oe sens unique.
Ra hiavona ary k ndray andro any enao sendra tafatsiky tampoka na tsy taminy aza d velom-panantenana b amzay lery oe "io fa nitsiky fa ..."
Fa ra efa miteny kosa v enao nefa izy mbola mitapitapy iany anjaranao ndray ny maka distance tsy voatery oe miavonavona fa refa tena mbola tsy mety d ignore-na iany aloha e

84. pitchou
(
12/04/2004 03:00)
izaho aloha tsy d mandany andro miavona izany e! fa rehefa mahasosotra ahy ny fomba firesany d tena ignorer-ko mihitsy hoe nisy niteny teo! tena tsotra b!
fa raha sady miteny kosa no mikasikasika (satria betsaka ny lhl miseho ho .... d mahasahy manao an'izany!) d tena zavatra hafa mihitsy ...
fa raha sady miteny kosa no mikasikasika (satria betsaka ny lhl miseho ho .... d mahasahy manao an'izany!) d tena zavatra hafa mihitsy ...
94. fijo
(
16/04/2004 22:23)
tratra indray radel le.aza avy dia mikitika izany letsy fa sao ahitana loza an.
96. rindrarr
(
18/04/2004 10:27)
refa sipa na manja na tsy manja tsimaintsy miavona kely foana f'aôna no afantarany hoe tena tia azy enao?
98. xxx
(
19/04/2004 19:20)
Mody miavona fotsiny ireny fa amin'ny antsoin'i Max exception hoe:
Tsara vady, vadim-pokonolona, izany no betsaka
Tsara vady, vadim-pokonolona, izany no betsaka