sipa gasy
61. kitjo
(
19/03/2004 18:22)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 20/03/2004 06:22
64. fijo
(
25/03/2004 12:07)
mason tanala.mahita ny manodidina rehetra.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/03/2004 12:07
65. nananie
(
25/03/2004 11:11)
Tsy mila fitaratra 5D tsony rehefa Mmmmh! Sa tsy zany Ramaso an?! Tonga de an!
66. ralipo
(
26/03/2004 20:29)
Zao ny hevitro:
1-Tena sarotra tokoa izany hoe vhv nefa aty antanilavitra irery="vulnérable" izy @ lafiny rehetra.
2-Tsy tena avona le izy fa "bouclier" hiarova-tena satria iza ary no hitarainany raha misy "dégat matériel na sentimental ny fiarahana" sady mino aho fa tsy hitady revy ny alehany aty.
Axiôme: Tena tiany ny bandy Gasy ka izay no mahatonga azy mi-wawawa rehefa mahita azy miaraka @ sipa ngozo apisehoany ny réserve sy ny ambadik'ilay "masque" mampifila.
AZA KIVY ry zalahy a! mba mi-comprendre kely fotsiny de aleho samy miatrika ny fiainany e, any Dago indray mifakahita!

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 26/03/2004 08:29
67. fijo
(
26/03/2004 09:27)
ka raha hi wa wa ihany ve tsy aleo avy dia miditra e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/03/2004 09:27
68. kitjo
(
26/03/2004 18:02)
ikaretsaka>in n atahorana amzany,nymason ramaso angah mitondra mody?ihihii
ko ra aty v d tokony ifankahita inona no iandrasana any Dago, mety efa hafa ndray ra any
ko ra aty v d tokony ifankahita inona no iandrasana any Dago, mety efa hafa ndray ra any
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 27/03/2004 06:02
69. kitjo
(
27/03/2004 16:06)
tsy za zany fa le misalasala reo k
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 27/03/2004 16:06
70. fijo
(
30/03/2004 10:55)
eny wa
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/03/2004 10:55
78. kitjo
(
01/04/2004 16:36)
nanao zato metatra tsisy fefy fijo,hihihihihi
pitchou>ny an pitchou kosa 15km mbola tsy azo ko,hiihhihi
pitchou>ny an pitchou kosa 15km mbola tsy azo ko,hiihhihi
79. pitchou
(
01/04/2004 17:45)
ie! 15 km fa rehefa reraka ilay manaraka aoriana ka mijanona, d mba mijanona kely ko ny tena miandry sao very izy ko! fa ery lavidavitra fa manjary tratra!
80. vahona
(
14/04/2004 23:12)
ka ny an'i lhl ato toa resaka manao foana koa aiza ny sipa gasy no tsy hotsoaka fa sao ataonareo an'izany fotsiny dia avy eo pitsihanareo dia fosaina .Tena marina hoe misy ny lhl mpanaratsy surtout rehefa le vhv no nisaraka t@ fa tsy izy.