sipa gasy

81. ikaretsaka ( 15/04/2004 00:50)
fa i vahona angaha tsy tia resaka manao?
82. fijo ( 15/04/2004 22:06)
pitchou>inona ary ity vanitika ity?tsss
kitjo>100m aiza kosa ary.izy hono tsy mampifila ko.
vahona>inona ihany e,tsy manao izahay kiahana eran'ny tafotrano fa tsy mamely,avy indray izahay,eran'ny lavarangana hoe tsy misy hatao hafatsy manao.dia inona izany no tena izy?
83. ikaretsaka ( 16/04/2004 00:16)
zay mihitsy
84. pitchou ( 16/04/2004 11:00)
ka hitomany ary aho v ry fijo? nefa ny resaka ato mampiome
85. fijo ( 16/04/2004 23:16)
tsara aloha raha mampiomehy fa tsy mahatezitra e.
86. pitchou ( 17/04/2004 14:28)
ko maninona aho no teneninao rehefa miomehy?
87. ikaretsaka ( 18/04/2004 00:20)
sao mihomehy tany vaky angamba hi hi hi
88. fijo ( 19/04/2004 21:53)
mba te hiteny re ko inona indray ary.
89. pitchou ( 20/04/2004 18:38)
tany vaky v ry karetsaka itomaniana ko tsy loza?
90. ikaretsaka ( 20/04/2004 22:22)
arakarak'ilay tany io
91. fijo ( 20/04/2004 23:03)
ie raha tany be volamena ve
92. pitchou ( 21/04/2004 02:25)
tany b volamena v d mbola hitomany ihany? hampiasa dynamite aza atao ko!
93. fijo ( 21/04/2004 23:07)
ka ilay tomany mety hafaliana ka
94. vahona ( 22/04/2004 05:51)
ikaretsaka>tsy mampaninona ahy mitsy ny resaka manao fa raha ny vhv fantaro dia vao maheno io dia tonga dia mitsoaka .
fijo>tsy za io ny vhv sasany.
zarako ary raha mazoto be foana ny sipako!
fa efa zay le sipa gasy sasany matahotra lava d akory atao!
anareo lhl no mano va azy e!!!!!!!!
mazotoa be mitsy!!!!!
95. pitchou ( 22/04/2004 17:43)
fijo> zaho rehefa faly de miomehy fa tsy mitomany ko!
io indray ra vahona samy manana ny takitikany: ny an'ny sasany asa fa tsy kabary, ny an'ny sasany ny teny ifampierana no atao be!
96. fijo ( 22/04/2004 21:49)
misy ny ranomason kafaliana ka.
tsara rehefa tia ianao ry vahona an,ary tia ireo sasany ireo fa mody menatra
97. pitchou ( 23/04/2004 17:37)
fa ny resaka ataonareo lhl ato mampitahotra mihitsy ko!
98. ikaretsaka ( 23/04/2004 23:05)
mampitahotra ahoana indray?
99. pitchou ( 26/04/2004 17:19)
toa resaka karazandrazan'ny hoe "nareo vhv ataonay takitsy e! nareo vhv hoy a hoy e!" ... foana no resahanareo aminay ato
100. fijo ( 28/04/2004 21:14)
tsoriko ary e,ianareo vehivavy an tianay be.dia rehefa miaraka aminay homenay mamy be.
tsara io o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.513