sipa gasy

41. ikaretsaka ( 07/03/2004 17:42)
zay ve vao hoe teo aho .. tsy teo ianao lasa aho vao ouin ouin?
42. pitchou ( 08/03/2004 18:25)
io ilay ataon'i mopera hoe "endrey izany vadin-drizalahy tsy vadiana toa tsara avokoa!"
43. fijo ( 09/03/2004 11:07)
ka ny loza anie dia ilay hoe manambady vao be ny tsara e.
kitjo an>tssss marina ve izany?
44. ikaretsaka ( 09/03/2004 16:08)
antitra ve vao be ny ntanora.. ary manao inona ary ity kitjo sy fij @ ity marina ve miampy tsefotsssss be ity?
45. ikaretsaka ( 09/03/2004 16:09)
antitra ve vao be ny ntanora.. ary manao inona ary ity kitjo sy fij @ ity marina ve miampy tsefotsssss be ity?
46. pitchou ( 09/03/2004 17:41)
asa hoa r'ikaretsaka!
47. fijo ( 10/03/2004 10:07)
mifanontany ko.inona indray ary.
hm
48. kitjo ( 10/03/2004 12:21)
za mbo gaga,
nnttsssss sa ouunnttssss,ts marina znay ko
sa aona ry fijo?
sa aona ary ry ikaretsaka an,hiihihihi
49. ikaretsaka ( 10/03/2004 16:55)
hum!
50. fijo ( 11/03/2004 09:58)
hum hum.
misy CIA ato izany ry kitjo an.sa DGIDE?
ary ahoana ity karetsaka sy pitchou be fanontaniana ity e?
51. ikaretsaka ( 11/03/2004 11:19)
KGB io ... hihihi
52. joda ( 11/03/2004 16:33)
aty mahasaky raha misy mitady vady e....
53. fijo ( 12/03/2004 09:14)
KGB????gaigy be izany kle.aleo mitombina raha izany.
54. kitjo ( 12/03/2004 12:39)
hay?
humm
55. pitchou ( 13/03/2004 18:02)
jereo tsara aloha izay itombenana ry fijo a! sao tapaka ilay seza hihihihihih
56. fijo ( 17/03/2004 10:21)
taiza indray no nahalalan'i maso ny sezan'i kitjo
57. nananie ( 18/03/2004 12:14)
Mahita mintsy ty Ramaso ty!!!
58. fijo ( 19/03/2004 20:59)
tsy hay intsony ka.marina moa an
59. ikaretsaka ( 19/03/2004 12:06)
hihi ramaso ity gravy ka..zany hono ry kitjo an .. hummmm
60. pitchou ( 19/03/2004 14:10)
ary efa nohariny t@ sezan'i jeanmarc mihitsy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2096