sipa gasy

1. fijo ( 20/02/2004 16:53)
nahoana kay ny sipa gasy aty andafy no mampifila be,nefa rehefa mahita ny bandy misaovaly vazaha dia kirizy be sy be resaka ery e.
novalian'i fijo ny 25/05/2004 23:58
2. jhouhlambout ( 20/02/2004 19:31)
Zay no maha Paradoxal azy ho'ahy!
Tsy mahatanty mihintsy izy raha manana rivale(surtout vazaha) nefa refa tsisy rivale dé miseho ho centre de l'univers!!!
3. rajul ( 20/02/2004 19:40)
Tsotra ny ahy ny valin-teniko: ny sipa rehefa te ho "kotina", dia miavonavona, sy miseo " milay".
Hadramo "aza kotina" anie e! De ho hitanao ny valiny...
4. samoina ( 20/02/2004 20:13)
Aty akaikinay misy an' izay " Parc Jourdan" izay. Feno pédés mifampikaoty ao. Dia rehefa sendra sipa mampifila izahay dia teneninay hoe " ao @ parc matory rehefa tsy mila kitihina e ! ". Andramo io Rafijo a !
5. pitchou ( 20/02/2004 11:15)
soa ihany aho fa tsy any marina! toa sodoma sy gomory any izany!
6. papozy ( 20/02/2004 16:01)
mba misy vaovao monba ny tif a tif ve azafady oh!
7. tequila ( 21/02/2004 14:47)
eny hoa ry pitchou !
Enao ngah ry jhoulambout tsy te ho centre du monde-n'i sipanao?
8. ccool ( 21/02/2004 19:21)
za less tsy mboal tany d tsy aioko ny mamaly an'zany an,
9. xxx ( 21/02/2004 09:18)
nefa rehefa atao ny fandinihina dé samy galère daholo e!
10. pitchou ( 21/02/2004 12:29)
sao kosa ary ny problemanareo lehilahy gasy any dia tsy mahazaka sipa gasy? dia voatery any @ sipa vazaha no mandeha dia mamadi-dresaka avy eo?
11. jhouhlambout ( 21/02/2004 17:13)
sao kosa ary ny sipa gasy no miseho milay satria hoe:
Aty an-dafy za an! Jerijerevo tsara fa défense de toucher mon ami!
12. pitchou ( 22/02/2004 18:31)
hay ve mitovy ihany izany ny ataon'ny sipa sy bandy any e! araka ny tenin'i fijo tary ambadika tary hoe rehefa any an-dafy dia vazaha izany no .... ka ny anareo izany efa ifanaovana
13. hendry ( 23/02/2004 10:28)
Ngah kosa zay iriana rehetra dia ho azo daholo e? Sady mety mba mihevitra kosa anie ny tsirairay hoe: rehefa any Dago hahita gasy ihany fa aleo aloha mba hiala kely @ gasy mandritry ny fotoana hipetrahany ivelan´ny Dago. Asa aloha koa, samy manana ny tiany io.
14. aladin ( 24/02/2004 18:02)
marina ny tenin'io olonkendy io!mba manandrana e! rehefa tonga aty dago dia ho tototra gasy ihany,sady aty izy tsy dia mampifila lotra
15. fijo ( 25/02/2004 10:05)
pitchou a,aza mora kivy moa e,
samoina,inona indray izany ao aix ao izany le,sady ny sipa ao mihintsy no tena mampifila,nefa rehefa hitany ialahy dia tondro molotra sy fosa be.
pitchou,efa nahazaka sipa gasy tokoa,saingy vao mahita vazaha vavy dia hoe"tianao izao iny""mitsiriritra an'iny izao ianao"ka mba tsy ahadiso azy dia aleo tokoa arahina izay lazainy e.
16. samoina ( 25/02/2004 18:56)
Rehefa mifosa sy manao tondro molotra dia handraso hande irery dia hatony sy resao fa miala tsiny eny ihany ny farany.
Tsy laviko ny hoe betsaka ny miavona saingy maro koa ny matahotra miresaka sao heverina hoe"mikaoty bandy" na " sipa manao be ". Tiany isika lelà gasy ary mialona izy raha hatakalontsika sipa vazà !
17. fijo ( 26/02/2004 09:14)
ka maninona raha miaraka amin'ny gasy raha izany e.
18. samoina ( 26/02/2004 20:23)
Minoa marimarina fa 99 isan-jaton'ny vavy aty ivelany te hiaraka @ lelà gasy saingy matahotra esoeso raha tsy maharitra ilay fiarahana.
Mijaly ihany anie ny vavy nalefan-dRay aman-dreny aty indrindra raha sendra ny irery e !
19. fijo ( 26/02/2004 19:27)
esoeso ahoana le,zavamisy ny fisarahana ko inona ary.sady ny bandy gasy anie hendry aty e.
20. samoina ( 27/02/2004 19:29)
zavamisy ny fisarahana saingy mafy ny misedra izany an-tany lavi-kavana !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3061