sipa gasy

21. fijo ( 27/02/2004 19:48)
dia maka vazaha aloha hatao solony ko.
22. samoina ( 29/02/2004 20:24)
dia mihodikodina eo ny resaka
23. ikaretsaka ( 29/02/2004 18:05)
marina izany
24. ikaretsaka ( 01/03/2004 11:19)
fa maninona no hoe matahotra ny esoeso ry samoina.. eo no tsy azoko kely
25. samoina ( 01/03/2004 09:23)
Ikaretsaka) Aty ivelany no miseho ny tantara. Vitsy an'isa ny vavy gasy raha hoarina @ lahy.Isika lehilahy na mody tsy mampiseho aza dia saro-piaro ( Rasipa mandihy na miresaka maharitra @ bandy hafa, mifoka sigara na misotro divay imason'olona, manao fiteny dimbadimbaka na miteny ratsy mihintsy, mini-jupe, bikini eny @ plage,ets...). Raha sendra misy ny fisarahana, ny lahy tsy maintsy ahita lesoka foana ary voaparitaky ry zalahy foana izany aha " maty pasipaoro" an'i sipa. Ny fatahorana izay hoy aho no mampisalasala sy mampihaotra azy fa raha tena sitrapony dia ny ahita gasilahy malaky atao vady ratrizay.
Raha sipa tena misidina indray moa mazava ho azy fa tsy maintsy hitanty ny esoeso vokatry ny nataony izy. Bonbon vorona hoy isika izay !
26. hendry ( 01/03/2004 12:16)
Ny sipa misidina ihany zany no miaraka @ bandy gasy aty ivelany raha azoko ny tenin´i samoina.
27. samoina ( 01/03/2004 15:25)
hendry )Ny lohahevitra dia mifantoka @ fampifilafilàna.Tsy midika izany hoe tsy hiaraka mihintsy .
Ny sipa misidina mazava ho azy fa tsy dia mampifilafila loatra raha hoarina @ ireo vehivavy hafa.
28. ikaretsaka ( 01/03/2004 17:54)
ka ny henoko malaza any koa hono dia lasa misidina ny ny sipa masear aza rehefa lasanay ko
29. pitchou ( 01/03/2004 19:25)
fijo > masiaka ry zareo ery am-pitan'ilay tetezana malaza izany an! ko raha tsy manao an'izany ve nareo lehilahy gasy hiteny an'izany ny vehivavy gasy?
30. fijo ( 02/03/2004 10:02)
ka raha sahala amiko dia tsy hitako izay hanaratsiana ilay sipa raha misaraka anie.mitady hafa dia izay fa tsy mifanaratsy.
31. samoina ( 02/03/2004 20:36)
Izay an'i fijo izay no toetra môdely. saingy indrisy fa @ ankapobeny tsy izay no zava-mitranga aty rehefa mitangorona ny tary ka raikitra ny resaka sipa !
Ao anatin'ny tarika matetika tsy maintsy misy iray miseho bôby noho ny sasany ary tsy laitra hanarina fa tia manaratsy
32. fijo ( 03/03/2004 20:37)
hitako tao amin'ny bandy taty koa loha io e?fa tsy voako ilay izy.
33. pitchou ( 03/03/2004 13:49)
rehefa tsy misy mpihaino ange ireny d mangina ho azy e!
34. fijo ( 04/03/2004 10:40)
tsy tiako ilay izy ka.
35. jhouhlambout ( 04/03/2004 19:42)
ka zay kou!
36. voahary ( 04/03/2004 13:39)
mampalahelo ny sipa gasy any an-dafy any raha izany kouu..
Ho fiarovanany ny tenany koa no mahatonga hampifila e.. miankina @ hamfin'ny fitiavana ihnay io kou..... Nefa mamplahelo koa ny toetsin'ny bady raha sipa malagasy iray tanindrazana aminy ihany no haratsina be any lavitra any....
mahantra kah!!!!!
37. fijo ( 05/03/2004 10:10)
tsy mahantra fa mampalahelo.
38. pitchou ( 05/03/2004 14:39)
ka nareo any wa aza mifampifila! hita fa samy tsy mahatanty rehefa miova loko ilay tiana!
39. kitjo ( 06/03/2004 11:00)
tttssss, marina v zany??
40. six ( 06/03/2004 13:03)
f'hita fa izany mintsy, eny amin'olo-kafa vao nahatsikaritra hoe tsra kay fa nianahana..........
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3705