sipa gasy

101. pitchou ( 02/05/2004 17:22)
nefa tsy menatra mihitsy nareo miteny hoe rehefa azo izay ilaina d miala e! ianareo tsy maintsy mampirafy e! dia iza no vhv heverinareo fa tsy atahotra maheno anareo miventiventy tsy tapaka an'izany?
102. ikaretsaka ( 02/05/2004 21:12)
samy mifanome kosa fa tsy iznay heo rehefa azo izay nilaina de miala izany.. tsy ampy experiansa indray i pitchou de.. na sendra lehilahjy nanaonna tany? sa tsy izany? hehehe io fa taratra
103. fijo ( 03/05/2004 21:49)
izahay anie tsy milaza mihintsy hoe ampirafy e.fa tsy manameloka koa izahay.tsy mitovy ireo.
104. totochat ( 09/05/2004 16:51)
Hi hi hii, ny sipa gasy tsy maintsy mi geste e, tsy be saina akory fa gasy ka manja e ! na bandy gasy na bandy vazaha mila anazy daholo, ka zay bandy gasy tsy matanty an'izany de mandàna miaraka vazaha môla be any, tsy mila kôtina akory fa tonga de manaraka indray e !!!
105. pitchou ( 09/05/2004 18:58)
karetsaka> inona ko! taiza tato @ forum tato no mbola nisy bandy niaiky fa tsy mety ny nataony ny sipa gasy? ianao koa aza anisan'ny nanamafy an'izany hoe ... dia ialao! ka na ianareo te-hizesta d mamorona, toetra izay tsy voanay sipa gasy loatra, na tena ny eritreritrareo no nolazinareo tato d rariny raha mampitahotra anay! ka aiza ho aiza ny marina tamin'ny nolazainareo ary?
106. fijo ( 10/05/2004 22:10)
ny ato am ponay ka.ataovy aloha izay ahazahoana ny fonay dia hohitanareo avy eo.
107. pitchou ( 11/05/2004 17:12)
tsy hitako izay handaniana andro @ olona tsy tia ny sipa gasy kosa aloha e! izaho tsinona sipa gasy! ary izay any am-po tsy miloaka any tsy mila fantarina akory! ny hita aza efa manahirana vao maika hiampy trotraka?
108. fijo ( 11/05/2004 22:58)
fa ngaha izahay mbola nisy nilaza fa tsy tia sipa gasy le????
109. mumu ( 12/05/2004 08:08)
reo fomba firesakareo reo ane defa mazava e???
110. fijo ( 12/05/2004 22:42)
aza mitsara vilana moa ry mumu an.tia anareo izahay e,marina moa an
111. mumu ( 13/05/2004 11:53)
wwééééééééééééééééé
112. mumu ( 13/05/2004 11:55)
marina ve zany lainga be zany
113. pitchou ( 13/05/2004 15:36)
tia ary ko no mampijaly? hihihihihihi
114. fijo ( 17/05/2004 23:22)
taiza indray no nisy nampijaly teo e.rehefa tsy manaraka ny sitraponareo ve dia mampijaly?
115. pitchou ( 20/05/2004 05:46)
hita ko!
116. fijo ( 21/05/2004 00:40)
hay ve.dia tsy maintsy arahina izany ny sitraponareo vao atao hoe tsotra sy hendry izahay.
117. pitchou ( 22/05/2004 21:10)
ngah zany! aza mampijaly anay d mety!
118. fijo ( 25/05/2004 23:58)
taiza izahay no hitanareo nampijaly sipa.sa hoe misy mikonaina dia hoe daroka izany?tsy voatery an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3429