NBA - mania

81. donemaskit ( 10/01/2004 10:12)
Vince leisy tena showman fotsiny a! Tsy mampandresy ekipa iny kôfa ray iny, spectacle fotsiny ihany... Marina fa milay ny mijery an'i leiry misidintsidina fa....

sady power forwards nge no resaka e...!
82. ikaretsaka ( 10/01/2004 13:32)
ka afaka manao PF ange i vince raha tiany e
83. donemaskit ( 10/01/2004 14:40)
Mbola tsy nahita na'i Vince PF mihitsy aloha za e : koa tsy voahitsakitsaky ny Duncan sy ny Antoine Walker fotsiny ve leisy le!
84. donemaskit ( 10/01/2004 14:56)
généralement leiry : SF na SG
85. ikaretsaka ( 10/01/2004 16:44)
manao ihany lery indraindray ka
86. ikaretsaka ( 10/01/2004 17:06)
sinon i Kenyon Martin
87. donemaskit ( 10/01/2004 17:10)
Forcément, 2 fois finaliste c quelque chose!
88. donemaskit ( 10/01/2004 18:41)
Tena mahantra intérieurs ilay East marina mafy, nanao vote ho an'ny All-star game a teo fa tsisy PF mihitsy!!
Ny azo ekena tao dia : Abdur Rahim, Magloire, Coleman
89. donemaskit ( 10/01/2004 19:30)
Ndao ndray ary ito no hatao e : isan'andro milaza ny "joueur de la soirée" ny tsirairay miaraka @ commentaires sns. ok?
90. donemaskit ( 10/01/2004 19:30)
Ndao ndray ary ito no hatao e : isan'andro milaza ny "joueur de la soirée" ny tsirairay miaraka @ commentaires sns. ok?


91. donemaskit ( 10/01/2004 19:34)
Ndao ndray ary ito no hatao e : isan'andro milaza ny "joueur de la soirée" ny tsirairay miaraka @ commentaires sns. ok?
92. ikaretsaka ( 10/01/2004 19:41)
Martin aza adino de i kukoc
93. donemaskit ( 11/01/2004 20:52)
Kukoc leisy n'est plus que l'ombre de lui-même a! T@ période de gloire-n'ny Bulls ihany no nanao fa zao tssss!
94. donemaskit ( 11/01/2004 20:52)
Lay Martin efa voalaza teo dia tsy naveriko intsony ka.
95. ikaretsaka ( 11/01/2004 15:34)
KNicks sy Bucks ... nahazo entrainement ilay Knicks ekipa vaovao dia efa manomboka mahay miaraka amin'izay... efa hitan'i marbury @ izay ny systeme de jeux an'ny knicks: vokany resiny i Bucks
I penny koa efa mitady hiverina @ bon vieux temps ka efa manomboka milatsaka ny pennies from heaven
Sady bedebe ny knicks nahazo double double
homme du jour:
Kurt tomas.. hain'i marbury ny ni exploite an'i lery .. i mutombo ni couvre an'i lery... dia nipoaka i lery androany
96. donemaskit ( 11/01/2004 09:00)
Tsara ny nataon'ilay Kurt Thomas ka, nijery ny stats-ny aho teo : madio.
97. donemaskit ( 11/01/2004 09:04)
Fa ny ahy i Larry Hugues avec 43 pts à 17-29, 5 rbs, ms surtout 5 steals...! Une très bonne défense sur Iverson 7-21 au shoot, plus 9 to!!
98. ikaretsaka ( 11/01/2004 13:53)
Iverson mi struggle izao... tsy dia tsara ny supporting cast an'i lery
99. donemaskit ( 11/01/2004 14:18)
Dia inona no solution tsara omena : échanger-na? renforcer-na ny ekipa? ...?
100. ikaretsaka ( 11/01/2004 15:38)
eo indrindra isika izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2068