NBA - mania

61. donemaskit ( 08/01/2004 16:20)
> en attaque : vita be Kidd, Marbury manana techniques développés kokoa en jeu 1-on-1, sady rapide, mihainga, matanjaka, bala kokoa.
62. donemaskit ( 08/01/2004 16:23)
> en défense : Kidd manana présence betsaka kokoa : on le voit partout sur le terrain, particulièrement au rebonds.

conclusion : Kidd est meilleur meneur que Marbury. Ms Marbury est plus dangereux!
63. ikaretsaka ( 08/01/2004 18:01)
ka zao ampitovian-dry zalahy ny positions an'izy mitsam ko... samy point guard
64. donemaskit ( 08/01/2004 19:59)
Shaq sy Chris Dudley koa nge samy centres e! nefa tena tsisy hitovizany mihitsy!
65. donemaskit ( 09/01/2004 20:23)
Ito ary e : que vont devenir les Lakers refa lasa Shaq sy Phil Jackson?!
66. donemaskit ( 09/01/2004 20:26)
Aza adino fa efa 11ème saison Big Shaq Daddy!
Za ohatra ny manahy ihany hoe tsy hijanona ao Kobe... raha misy club manome saosy betsaka kokoa.
67. fijo ( 09/01/2004 09:11)
o ry zalahy a,resaka oviana indray izany mety hialan'i coach sy big shaq izany,fa tara aho?
done,aza manao an'izany ialahy,fa i parkera kosa raha ao amin'ny akipany,dia tena mahay mandrindra ny lalao.
68. fijo ( 09/01/2004 09:14)
marbury,efa hatramin'izay no tia tena to io.izay ihany no tsy nahalasa ny akipany taloha.
69. ikaretsaka ( 09/01/2004 15:37)
lery aloha tsy mi pass mihitsy e.. nefa rehefa tratran'i Yao Ming face a face mipararetra de hoe ra mutombo aho ra mutombo
70. ikaretsaka ( 09/01/2004 16:13)
Vokany..resy ry zalahy androany!
71. fijo ( 09/01/2004 16:32)
mutombo koa anie efa tokony handeha hisotro nonoro e.
72. ikaretsaka ( 09/01/2004 19:02)
ka mbola yaourt hono izoa no misy fa tsy ronono
73. donemaskit ( 09/01/2004 10:00)
Fijo o, tsy hiala zao dieny zao nge ry leirony e... Fa i Shaq tsy hijanona mandra-pahafatiny ao @ NBA, Jackson koa efa soara ihany...
Donc, mety @ 2006 any, tapitra ny contrat-n'i Shaq @ Lakers (14 ans de carrière) dia possible ny hiala leiry! Phil Jackson koa tsy tia ekipa tsisy stars.
74. donemaskit ( 09/01/2004 10:01)
Mutombo aloha tsy mahavita azy intsony e... leiry koa tsy scoreur dia tsy dia mitondra mankaiza!
75. ikaretsaka ( 09/01/2004 15:41)
aleo kos aaloha misy an'i lery toy izay tsisy e... lasa ohatran'ny mofo menakely menakely raha tsy eo lery ko.... tsara be ny sisiny fa goaka be eo ampovoany!
76. donemaskit ( 09/01/2004 16:48)
Nahita résumé an'ilay Rockets-Knicks aho teo : vendrana be!!
Tsy afaka nianatra ny jeu tsara akory ry Marbury sy Hardaway, nikorontana be ry leirony! Tsisy sahy mibala, tsisy rebonds, ... Ohatra ny débutants!!
77. donemaskit ( 09/01/2004 19:41)
Raha ny fahazoako azy koa dia mbola hanao trades i Thomas...
78. donemaskit ( 10/01/2004 11:47)
Qui sont selon vous les meilleurs PF de l'est?
79. donemaskit ( 10/01/2004 11:48)
Je commence : Jermaine "don't call me Shaquille" O'neal!!
80. ikaretsaka ( 10/01/2004 14:32)
Rockets-Knicks: impossible ho an'ny Knicks ny mi expect Victory raha Players azony 2 jours dia ampanaovina match back to back tsy mba nisy entrainement niaraka akory! Ny tokony ataon'i Thomas angamba izao dia mandroaka an'i Don Channey dia mitady coach tsaratsara kokoa... ratsy noho ireo aza ny Knicks faha van Gundy nipararetra ihany ry Jordan vao naharesy azy!
Tsara i o neal.. fa aleoko i Vince kle... ny ahy ny style de jeux kao mi compte manko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4489