NBA - mania

41. ikaretsaka
(
06/01/2004 10:56)
Tohin'ny hafatro t@
24/12/03 - 08:09
Lohateny : Val : NBA - mania
Sacramento Kings
Jason Kidd (NJ Nets)
Dia hita izoa fa tsy an mihitsy y Lakers raha vao tsy ao i shaQ sy ny herimb(o)atany.. na 40 points aza i Koba
Hmmm hafahafa tokoa sacramento tato ho ato an... ary nizestiavan'i Kidd ny Knicks omaly!....

42. donemaskit
(
06/01/2004 11:28)
> Pat Riley efa nipà ve dia hiverina ndray, sady mitovy aminy zany... aleo mitady ihany sao dia misy!
> Shaq @ 2006 vao free agent raha toa ka! Zhi Zhi Wang zao no tokony mifoha kely @zay...
> Hafindra aiza leity Miami?! Miova ville nga no mety.
> Shaq @ 2006 vao free agent raha toa ka! Zhi Zhi Wang zao no tokony mifoha kely @zay...
> Hafindra aiza leity Miami?! Miova ville nga no mety.

43. donemaskit
(
06/01/2004 11:32)
Zaho miteny fa vao mainka hisaritaka ao @ Kings ao rehefa miverina i Webber satria :
> mbola tsara noho ny t@ herin-taona (avec C Webb) ny début de saison-ndry leirony
> Brad Miller s'est très (trop?) bien integré ds le 5 majeurs... ka inona no fika rehefa tafaverina leiry?!
> 2 powers forwards samy enjana... 1 seule équipe!

47. donemaskit
(
06/01/2004 20:06)
Bandy vao nalaina t@ intersaison v dia halefany ndray?!
... ny mety hiety nga dia atao remplaçant Divac dia Miller no centre...
... ny mety hiety nga dia atao remplaçant Divac dia Miller no centre...

49. ikaretsaka
(
06/01/2004 20:21)
ka @ izay ko ange raha lasa Miami i Brad miller dia mifandanja amin'izany e

50. ikaretsaka
(
06/01/2004 20:22)
Aleo ajanona indray ny basket! fa ahoan aindray ity Baseball remaniement total ana joueur ity e?

51. ikaretsaka
(
06/01/2004 17:15)
ahoana aloha ity Marbury sy Penny Hardaway lasa Knicks ity e? Center tsaratsara atao backup an'i Mutombo sisa dia miverina ny lazany faha Ewing!

52. donemaskit
(
07/01/2004 19:50)
T@ andron'i Ewing kosa aloha hafa mihitsy ny donne e : Starks, Harper, Mason, Oakley... bien représenté daholo ny postes rehetra.

53. donemaskit
(
07/01/2004 19:53)
Ilay ekipa vaovao koa : plus de scoreurs, Marbury (innarrêtable rehefa tiany) sy Houston (un pur shooteur)... et Van Horn ki se réveille (enga anie mba hitohy!)

56. fijo
(
08/01/2004 11:29)
i kidd.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 08/01/2004 11:29

58. donemaskit
(
08/01/2004 16:15)
Parker leisy tsy resaka fialonana fa tena tsy hitako mahay basket mihitsy a!!
Raha mandinika ny jeu-any leisany : dribbles kely, pénétration kirapàpà, dia avy eo passe à la yougoslave (vers Bowen souvent)... Tena mahantra techniques iny kôfa iray iny, na dia manana stats ihany aza leiry.

59. donemaskit
(
08/01/2004 16:16)
Kidd ou Marbury?
Tsy mitovy mihitsy no fomba filalaovany : Marbury meneur-scoreur, Kidd meneur par excellence!
Tsy mitovy mihitsy no fomba filalaovany : Marbury meneur-scoreur, Kidd meneur par excellence!

60. donemaskit
(
08/01/2004 16:18)
> team ball : voatsindry be Marbury, Kidd mahita olona be, sady mahay manana timing précis be @ resaka passes. Marbury manana tendance hitazona baolina, Kidd te hi-passe foana!