NBA - mania

101. ikaretsaka ( 12/01/2004 16:40)
Mba tsar any Filalaon'ny raptors androany ... mba nilalao tsara indray i vince, tsy tao koa i Rasheed Wallace dia tataka kely ny Blazers sady tsiisy bala! ry derek Anderson iznay moa de e e e!
Fa I pistons koa no miakatar be tato ho ato an, nataony namay mihitsy i Dallas!
joueur de la soiree:... Billups!
102. donemaskit ( 12/01/2004 18:25)
Joueur de la soirée-ako : tsy haiko! Tsy nanam-potoana nijerevana results mihitsy a androany!!
103. ikaretsaka ( 13/01/2004 14:59)
Mbola vo NBA io ra mazkita an...mbola aiza letsy iznay rehefa baseball... tsy miala mihitsy!
104. donemaskit ( 13/01/2004 15:51)
t@ alina : Stephon Marbury ny ahy... 38 pts avec un bon 14-24 plus 14 ats!
Ms bon resy ihany ry leirony!
105. ikaretsaka ( 13/01/2004 18:02)
nilay kosa ilay comeback avy any @ 25 points de fifference tratar egalite t@ farany a.. fa marinany kozin'i Houston hoe au lieu de ni se preparer hilalao overtime hono ry lerony dia naka souffle.. dia goragora ny ni defense an'i i Dirk sy i nash.. efa nivoatra e!! Mety tafiakatra 7 eme ihany ry zalahy raha izao ka... enga anie
106. ikaretsaka ( 14/01/2004 14:33)
Vita i Spurs nanaovan'i Atlanta azy kle. fa i Timb's kao nivoaka afo vao naharesy hornets an. Homme du jour .. latrell sprewellL 25 points lery raha tsy diso aho
107. donemaskit ( 14/01/2004 12:07)
Spree 26 pts fa tsisy rebonds tsisy n'in n'in hafa mihitsy... Garnett aza no complet kokoa : 22 pts, 14 rbs.
108. donemaskit ( 14/01/2004 12:08)
ratsy pourcentage be ny Spurs no naharesy azy...
109. donemaskit ( 14/01/2004 12:36)
Ny ahy ndray i Voshon Lenard : 32 pts, 12-17 au shoot fa 5-7 à 3 pts!!
110. donemaskit ( 15/01/2004 20:56)
Aôna leisy ty Kobe maratra ity?! tssss! Raha hifanena @ sacramento tsisy an'i Shaq kosa aloha dia...rava e!
111. ikaretsaka ( 15/01/2004 09:58)
reo efa ho rava e... za efa niteny vao nanomboka ani ee..sacraento no atahory @ ity!
112. ikaretsaka ( 15/01/2004 10:21)
Voaroaka i Don chaney..lenny wilkins (coach an'i Atlanta sy raptors taloha) no lasa coach vaovaon'i Knicks... ho lasa playoffs ihany ny ekipan'i dada izany ko!
113. donemaskit ( 15/01/2004 10:54)
enga anie leisy... ilay Kurt Thomas toa tsy d'ac @ ra Isaiah t@ iny!
114. donemaskit ( 15/01/2004 18:03)
Ary aona ireto Lakers mbola nandresy ny Nuggets ihany?!
tt simplement : invraisemblable!
115. ikaretsaka ( 15/01/2004 19:08)
Nuggets kosa ve! raha hoe naharesy Milwaukee izy de mba niaiky za
116. donemaskit ( 16/01/2004 15:34)
Ka jereo nge ny stats sy ny contexte e : Kobe, Shaq, Malone sur le bench.
Nefa pratiquement nandritra ilay match ni-domine ry leirony face à une belle équipe (au complet!)
% MIL < % DEN
117. ikaretsaka ( 17/01/2004 09:24)
ka tsy any no jerena anie ramazkita e... ohatran'ny PMU ihany io... raha nijery izay tany @ stat ,efa betsaka ny nahazo
118. donemaskit ( 17/01/2004 10:21)
Tay be leisy lay geste an'ilay T.J. Ford iny klé! très copié sur Kobe ms bon.... masaka ihany!
119. donemaskit ( 17/01/2004 10:58)

Spurs sa Pacers? > Pacers

Sonics Knicks? > Sonics

Mavericks sa Nuggets? > Nuggets

Heat sa Clippers? > Clippers

Lakers sa Kings? > Lakers (na dia tsapako fa ho resy aza!)
120. ikaretsaka ( 17/01/2004 15:22)
Spurs sa pacers ---> Spurs
Sonicks sa Knicks,, Knicks.. ----> (Ho tataka be io!)
Mav sa Nugg :---> Mav
Lakers sa king;----s> Kings
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0464