NBA - mania

121. donemaskit ( 17/01/2004 10:06)
Homme de la soirée : Reggie Miller! hitako ilay match, tena nadedak'i leiry mihitsy ny Ginobili and co > 28 pts, 10-15 dt 7-9 à 3 pts! 5 rbs 5 asts (ohatra ny t@ andron-dry Jordan mihitsy!)
122. donemaskit ( 17/01/2004 10:12)
Sonics - Knicks : 88 - 108
Tsara défense ilay NY, sady Marbury 17 asts, Van Horn 30 pts... Mety ho lasa ihany ireo ka!
123. ikaretsaka ( 17/01/2004 16:14)
tataka be le Knix sy Sonix kle! sady nilay daholo ny jeuc an'dry zalahy...
-Lenny Wilkins--- 1 er vicroire as a Knick
- penny Hardaway --- 10 000 points @ carriere
-Van horn-- season high
30 points avec un dunk du derriere + fautes

- marBury.. 4 eme double digit assist consecutif
-doleac aza mba 10 points!
124. donemaskit ( 18/01/2004 09:53)
ho hita eo ihany io... ny stats nga moa miteny! lol
125. ikaretsaka ( 18/01/2004 16:09)
sady ialahy tia stats io..Knicks sy Bulls.. double digit daholo ny 5 majeurs Knicks... grave koa ny nahazo n'i NJ nefa mba tsara jeux ihany
126. donemaskit ( 18/01/2004 19:28)
Tsy hitako ilay matches, fa évident aloha hoe resin'ny Pacers NJ e. Indiana sady manana attaque performante no tsara défense be!
127. donemaskit ( 18/01/2004 19:29)
Knicks> Tsy dia namely Marbury sady 6 to.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4478