NBA - mania

21. ikaretsaka ( 31/12/2003 15:27)
tsy hay tsy hay Voialavo an, Indiana hafahafa, Dallas hafahafa, Houston, Sacramento, mipelipelika be ary betsaka ihany ny hifanop=me probleme raha izao ka
22. donemaskit ( 31/12/2003 20:14)
Be fiovana be koa t@ inter-saison : lasa ohatra ny mitovitovy niveau daholo zany ry leirony : ny atlantic division ihany no nanaka!
> Frustré koa ngamba leisy lay Duncan t@ ilay défaites vitsy² teo aloha reny
> Minnessota koa tena + en forme que jms : 11 - 2 t@ ty décembre ty; hita ny apport-n'i Spree sy Cassel
> Ny olan'ny Lakers ndray dia : Malone naratra sy Kobe ratsy pourcentage be! (tena mahamenatra!)
> mety ho tafakatra playoffs ihany NY, l'Est est tellement faible!
23. donemaskit ( 31/12/2003 09:03)
> LeBron James rookie of the year?
Très probable : hatr@ nialan'i Ricky Davis (> Boston), mahazo baolina kokoa leiry, be temps de jeu kokoa, be responsabilités kokoa en tant que "franchise player" (+ ou - nanaka ihany ny cavs tsin!)... Résultats : il est passé de 18,7 pts/g à 20,5.
Carmelo nefa bien entouré tsara : A. Miller, Camby, Lenard...
24. ikaretsaka ( 02/01/2004 15:12)
Samy hafa be ny jeu ana west sy east.. ny west raha style dia tsara moa ny west Tay be raha defense, ny ekipa any @ east no malaza raha defense (Knicks & Nets) ary ekipa any amin'ny west (Dallas) no malaza fa tataka be . Vokany: raha baolina samy west dia tsy mahagaga mihitsy ny mahita score mihoatra ny 90, misy aza 100 mahery.
Fa raha vao samy east dia eo amin'ny 70-80 eo foana!
Raha ekipa west east dia lasa tsy fun fa miantehitar @ big men fotsiny ny west
I Houston no mandray 2 satria i J. Van Gundy entraineur zatra jeux west dia niha nivoatra ny defense an-dry zalahy. Hita eo..
25. donemaskit ( 02/01/2004 09:20)
Jolie analyse :
> les 8 meilleures attaques st à l'West
> aucune équipe de l'East ne dépasse les 95 pts/g

> East a une + ou - meilleure défense ms SA, Min et Hou ne st pas en reste

> Houston ndray à force de trop défendre lasa tsy mamono mihitsy koa : 86.6 pts/g fotsiny!

> Tsy voatery miantehitra @ big men ny West : Dal, Den, LAC...
26. donemaskit ( 02/01/2004 17:53)
Charlie Ward leisy mbola PG ao NY ihany fa tsy titulaire intsony fotsiny...
27. ikaretsaka ( 03/01/2004 20:19)
fa raha atao ny moyenne an'ny halavana dia hita fa lava kokoa ny west nohon'ny east
Raha alahatra ny bench an'i NJ sy san antonio dia vita be i san antonio raha defense.
raha defense ihany Minn indray azo hiafiana, Brooklyn bred ry Garnett koa!
28. ikaretsaka ( 03/01/2004 20:20)
fa raha atao ny moyenne an'ny halavana dia hita fa lava kokoa ny west nohon'ny east
Raha alahatra ny bench an'i NJ sy san antonio dia vita be i san antonio raha defense.
raha defense ihany Minn indray azo hiafiana, Brooklyn bred ry Garnett koa!
29. donemaskit ( 03/01/2004 09:46)
Izaho leisy mahita fa tsy mety intsony ilay système-n'ny playoffs satria tellement en déséquilibre ilay conférences. Ny mety dia alaina fotsiny ny 16 meilleures toutes divisions confondues : amizay mba manana chances kokoa ny "jeunes" équipes de l'West : Min (izay resy au 1er tr foana!), Den, Mem...
Sady ilay système classique efa mankaleo be : isan-taona LAL vs SA, Dal vs Sac, ... sa aôna?
30. donemaskit ( 03/01/2004 13:31)
Bordel leisy : resin'ny Sonics ndray ry LAL t@ alina! Nefa mba tsara stats ilay Kobe!!
> Shaq sy Malone koa HS!
31. ikaretsaka ( 03/01/2004 19:38)
efa ho ovaina amin'izay io @ saison manaraka ka ! toa ataony north sud indray raha tsy diso aho
32. donemaskit ( 04/01/2004 09:35)
No-révisionner-ny mihitsy ny structutres-n'ny conférences :

> EAST : atlantic, central, southeast
> WEST : northwest, pacific, southwest

5 équipes par division, dia tsy maintsy namoronana ny Charlotte Bobcats (southeast), dia ny NO Hornets lasa west (southwest)
33. donemaskit ( 04/01/2004 09:41)
@ Playoffs : l'avantage du terrain miankina @ nb de victoires t@ saison régulière ihany.
(taloha nefa selon classement par division sns)
34. donemaskit ( 04/01/2004 12:46)
Lay central division aloha dia tena mampalahelo e!
35. ikaretsaka ( 04/01/2004 13:30)
misy bulls kao lecentral fa aza alelovana e
36. donemaskit ( 04/01/2004 15:50)
... c'était au bon vieux temps!
37. ikaretsaka ( 05/01/2004 10:17)
efa mba niha tsara kosa ry zalahy izao ko
38. donemaskit ( 05/01/2004 18:45)
D'assez bons joueurs fa tsy mbola mahay milalao, sady ny coach tsy dia mankaiza!
39. donemaskit ( 06/01/2004 09:40)
Ito ndray ary e : inona no tokony hatao ho an'i Miami mba hiverenana @ niveau playoffs?
40. ikaretsaka ( 06/01/2004 10:47)
1)omena coach tsaratsara. karazan-dry Pat Riley!
2)aondrana any i Shaq
3)afindra central ny Conference-ny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3902