Politika

Azrael666 ( 19/10/2023 09:25)
Tsy azoko mihitsy io hoe "aleo ny olana politika hitadiavana vahaolana politika" io! Amiko dia ny Lalana no mifehy ny zavatra rehetra matoa misy ny Lalana velona (Droit positif) sy ny Lalan'ny Natior... tohiny
Azrael666 ( 13/10/2023 19:18)
Fanjakan'i Baroa: izay no misy eto Madagasikara amin'izao taona 2023 izao! Nandritra ny fitondrana Rajoelina dia nahay voambolana sampona maro ny Malagasy: krizy, manara-penitra, varira, operation ap... tohiny
Azrael666 ( 11/10/2023 21:36)
Cedric ilay any amin'ny sary miaina dia zazalahy tahatahaka izao: - Kamo mianatra, ary saika aotra na zero hatrany ny bulletin-ny ka afeniny, ary bedin'ny dadany hatrany izy noho izany - Kely veta: ... tohiny
Azrael666 ( 11/10/2023 21:24)
Dia tena mahagaga ahy ny fiainana ara-politika eto Madagasikara eto! Efa declaration gidragidra ireny dia tsy misy reaction na dia faran'izay kely sy bitika aza ny Tafika sy ny HCC! Tsisy enquete, ts... tohiny
hery ( 18/05/2023 18:14)
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/05/18/m/maherylanto.jpg[/img] Anisan'ny famantarana iray hoe manomboka mafanafana ny toe-draharaha eto amin'ny firenena, ary manomboka marefo ny fanj... tohiny
RUZ9 ( 14/04/2023 08:12)
« Na oviana na oviana raha manadino anao aho, ry Madagasikara, aoka hanadino tsy hahetsika ny tànako ankavanana!... Aoka hiraikitra amin'ny lanilaniko ny lelako, ary ny feko havia, hiraikitra amin'n... tohiny
RUZ9 ( 07/06/2022 12:40)
Ho diso fanantenana ny kandida iray amin'ny fifidianana ho filoham-pirenenna amin'ny 2023 mikasa ny hamadika ny ho fahombiazan'ny Barea ho fandresen-dahatra ny mpifidy mba handatsa-bato ho azy ( «tsy... tohiny
novalian'i shafira ny 25/08/2022 12:17
RUZ9 ( 24/06/2021 11:53)
Manomboka mikomy izao ny natiora. Misoko toy ny ron-gisa ny olana samihafa eto Madagasikara sy eran-tany. Hihamafy izany ary holazaiko ao aoriana ny tohiny, ato amin'ity rohy ity kosa ny hahafahana ma... tohiny
RUZ9 ( 25/02/2021 07:41)
Ny manandratra ny sarimiaina malagasy izao no politika noketrehiko, ity ny masaka : [url=http://]cyrius.unblog.fr/?p=2583[/url]... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 09/03/2021 06:51
RUZ9 ( 04/01/2021 07:07)
Ela tsy niserasera i Ruz 9, mbola niketrika sarimiaina amin'ny teny malagasy, hivoaka tsy ho ela ny COVID69, Ao aorian'izay kosa no hivoaka ny tantaran'i Madagasikara fahagola fintinin'ity bande annon... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 24/06/2021 11:38
RUZ9 ( 06/01/2020 11:46)
Arahaba tratry ny taona e, Matotra hatrany ny resak'i RUZ9 teto. Mba mitsikitsiky koa nefa indraindray e, Tsindrio ny rohy : [url=http://cyrius.unblog.fr/?p=2327]kolikoly revolisionera[/url] na ity a... tohiny
rhaj0 ( 26/10/2019 12:27)
https://www.lemonde.fr/afrique/article/2007/02/13/france-afrique-la-fin-des-annees-chirac_866796_3212.html [quote=Jacques Chirac, 13 Fevrier 2007] [i]"Nous avons saigné l'Afrique pendant quatre siè... tohiny
novalian'i alex32 ny 20/09/2022 23:42
Rabaradaka ( 18/10/2019 12:27)
Tsy ny politique no mampiady fa ny fitiavan-tena. Velola ... tohiny
tovorandria ( 07/10/2019 17:37)
Jereo eo @ 3- 4 minutes ny valin tenin i ramatoa minisitra (minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana )ny zanak io no mianatra any ivelany d ny zanak ny gasy aleo ihinan ny tainy any ozio an ... tohiny
RUZ9 ( 19/09/2019 11:01)
Tantara efa namboarina hifanaraka amin'izay tiana olombitsy sy hifanaraka amin'ny tombontsoany no nampianarina antsika hatramin'izay sy mbola voizina hatramin'izao, eny, hatramin'ny angano aza namboar... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 30/12/2019 10:28
saho ( 28/08/2019 06:49)
Mahay momba ny fandaminana terms of money on economic ve enao Betsaka no azo faritana izany saingy ny firenena tsirairay dia samy manana ny lanjambolany Betsaka tokoa ireo vola kely miditra toa euros ... tohiny
rhaj0 ( 01/08/2019 01:11)
Danz be ry zareo ny Racism avo lenta tao Etazonia tao tany @ taona 70s. Fa io fa nivoaka ny tao ambadiky ny rideau tao miaraka @ Reagan sy Nixon. Dia asa fotsiny miaraka @ Trump ao izao, nefa efa 2019... tohiny
harisoa32 ( 22/07/2019 17:50)
Bjr daholo ry havana rehetra, Tsara ho fantatrao raha maniry hianatra any ivelany ianao. Misy infos maro2 mikasikan'ny voyages, pays d'études samihafa ary koa raha tia hitsabo-tena ianao. Alternativ... tohiny
Tovorandria ( 22/07/2019 10:28)
D gaga @ reto depute vo lany reto aho rey olona fa vô manomboka ny fivoriana tonga d 4X4 no angatahina, ny any m/car tss afa tsy koli2,vola io iany no antony anaovana politika, ny aty ivelany nefa ny... tohiny
harisoa32 ( 01/07/2019 19:46)
CLIQUEZ SUR CE LIEN (ou copier puis coller le lien) pour le blog sur mes critiques et sur comment je compare le système de délivrance pour un très charmant pays anglo-saxon, à un pays francophone!... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4735