Pazzapa

1. booz ( 15/01/2004 14:44)
Ahaona ny fahenonareo an-dry pazzapa , toa tsy dia tsara akory aloha e !
2. rrodin ( 15/01/2004 15:30)
Manao ahoana!
Toy ny busness rehetra r'ise ah! Miroborobo be dia avy eo sosoa voatapo-drano... Tsy mila resahana betsaka fa mandiniha dia matoria tsara amin'ny alina fa aza be eritreritra... Marin'é!
Bonne chance
3. donemaskit ( 15/01/2004 17:55)
Za mbola tsy nahare ny album fa na dia ilay t@ rta reny aza ohatra ny be zesita sns fotsiny fa tsy tea mankaiza akory @ hira sy feo.

Ilay hiran-dry zareo iny toa korontana be mandreraka! ohatra ny samy mihira zay tiany!

Raha mandeha solo dia mety misy ho tafita ihany : Faniah (iny efa zatra!), Nataly (masaka iny!)...
4. ikaretsaka ( 15/01/2004 19:05)
ka mbola hita ny maha zaza ny mpihira sasany... samy te hanao amin'y fo aby... fa ny fiaiavana aloha efa tao e
5. ikaretsaka ( 15/01/2004 19:05)
ka mbola hita ny maha zaza ny mpihira sasany... samy te hanao amin'y fo aby... fa ny fiaiavana aloha efa tao e
6. hntsoa ( 16/01/2004 17:15)
aiza ary nareo zany
milay reny koa mba misy mehezana refa kamokamo iny
7. ikaretsaka ( 16/01/2004 17:50)
sss aza mihomehy zaza kosa e izy aza efa miezaka
8. ikaretsaka ( 16/01/2004 17:51)
sss aza mihomehy zaza kosa e izy aza efa miezaka
9. xxx ( 16/01/2004 14:18)
Toa ataon' ny olona fakana vola fontsiny , mody omen' ny olona fanomezana kely dia faly² ery nefa tsy fantany ny tambin' iny avy eo .
10. donemaskit ( 16/01/2004 15:21)
zay lay capitalisme ry akama a! Samy maka tombony!
11. donemaskit ( 16/01/2004 16:40)
Naheno an'ilay Aina aho androany... décevante be! Mba nanam-peo ihany nefa izy.
Afaka 5 taona any (raha manohy) ngamba iny sipa iny vao hahavoa!
12. ikaretsaka ( 16/01/2004 17:04)
zay ny maha Pas a pas azy e..raisina @ lemimpanahiny eo
13. donemaskit ( 17/01/2004 10:02)
Ary mba inona koa no nataon'ilay sipa be mpanao saucisses sy poireaux iny tao e?! .... Tonga dia simba be ny endrik'ilay tarika kely! Aiza koa : afangaro ao ny tia jazz, sy ny tia rock, sy ny tia variétés ...
14. shadow ( 17/01/2004 11:21)
15. ikaretsaka ( 17/01/2004 15:39)
ny tena tsy nety kely t@ iny dia izay mihitsy ra mazkita an.. raha hira tsy mifanentana @ ilay sipakely kosa tsy tokony hampihirana azy fa lasa tsy mivoaka
16. xxx ( 18/01/2004 11:30)
Sady @ izay misy mamalana manimba hira @ ilay mandehana nefa mba hira milay ihany anie ilay izy e! Metrena ohatran' ireny omby ireny ny sasany @ izany
17. ikaretsaka ( 18/01/2004 19:26)
ka te hi jazz nefa rocker ngamba ko na ny mifamadika @ izany
18. tia_ery ( 19/01/2004 14:27)
Nareo koa mbô masiaka be daholo. Aiza ve de ho izany jiaby ty fandraisanareo azy.

Raiso @'ny lemim-panahy eh !!! Tsy mbola sangany ange ireny fa vao ny eridririnina eh !!! Ny andro no aoka hampiseho raha toa ka tena ao tokoa ilay talenta sy ny fitiavana mihira.

Fa ny tena tsinin'iny aloha de teo amin'ireo mpikarakara eh !!! Tsy i Aina no nantenain-drizareo fa olona iray hafa de diso daholo ny kajikajy madinika rehetra.

Atao ahoana fa izay ny fifaninanana koa izay voa manodidina eh !!!

Sôtra eh !
19. donemaskit ( 19/01/2004 16:15)
Tsy hasiahana zany Tia_ery fa critiques fotsiny an...
Aina koa no mba nahafatifaty tao koa... iny no tian'ny olona!! Ary marina mihitsy fa nisy nahay tao.
20. xxx ( 19/01/2004 17:12)
marina mintsy fa tsy tokony hatambatra ry zareo fa atokana ny mpanao jazz sy tariny dia aleo ho hitan' ny avany eo izay donto sy ratsy feo fa manimba an' ilay groupe sy ny tsara feo fontsiny.NY asasny izany tokony tsy aseo tela mintsy , tonga dia be grain be tele anay vao misy eo ilay ........iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3457