Pazzapa

61. ikaretsaka ( 07/02/2004 10:09)
ka raha atao heo pazzapa na fitantanana ny mpanakanto ho eo amin'ny sehatry ny maha matihanina azy.. maninona raha zavatra tena noforoniny no ataony e? raha ny ankoatran'izay dia toa mihambo fotsiny ny fahitako azy
62. booz ( 08/02/2004 19:24)
Marinamintsy ny voalazanao ry donomastik fa izao ary e ! mety hilay anie ra ohatra ka tanora sy sipa milay be ohatra ireny no manao vako-drazana sy hira gasy e ! ihihihihihi ary mety ankafy an' izany koa ny vahiny
63. ikaretsaka ( 09/02/2004 20:38)
fa tsy hita ilay esprit creatif raha mbola zavatr'olona no interpreter-na e
64. ikaretsaka ( 09/02/2004 20:39)
ataontsika izany izy fa ho lasa mpihira.. dia hitovy lanja amin'ny poopy ohatra .. dia nefa tsy mahay raha tsy hiran'i poopy no hiraina... dia ahoana?
65. donemaskit ( 09/02/2004 09:13)
...dia ny mpankafy an'i Poopy hankafy azy koa.

Booz a, tiako ho hita be zany sipakely manjakely manao vako-drazana zany !
66. booz ( 09/02/2004 17:07)
Azo andramana daholo anie izany e! ahahahahaihih, tsy misy maharatsy an' izany e!
67. ikaretsaka ( 09/02/2004 17:44)
ka izao anie .. rehefa atao hoe tompopn-dakan'ny pazzapa ohatra ilay Jobakely na ilay bandy kely fa nilay be ny interpretation an'ny hiran'i Nanie ohatra na Poppy na ze any tamin'iny fotoana iny .. lasa mandeha irery avy eo izy zany dia ho inona? .. tsy tena mpihira fa raha vao tsy misy hiran'i nanie na i poopy vaovao vao nivoaka dia mipetraka aloha satria tsisy hira ho interpretena.. nefa raha hira noforoniny sy novokariny no nataony sy nihirany tao @ pazappa dia afaka mamorona aloha izy mandra pa sady efa zatra satria nanana experience tao @ pazzapa.. aiza le gasy sy ilay creativity e?
68. fijo ( 17/02/2004 11:29)
booz,marina ary hitako fa tsara io voalazanao io hoe bandy sy sipa milay no manao hira gasy.jereo fotsiny,fa i done aza izao dia efa taitra.ary izay no mety hampisondrotra io sehatra io.avy eo dia lasa mamorona amin'ny nolazain'i karetsaka amin'izay.
69. donemaskit ( 17/02/2004 12:21)
dia jejojejo e !!
70. booz ( 17/02/2004 15:24)
Zany mintsy eheheheheeheeeehhh!
71. fijo ( 18/02/2004 09:37)
eyyyy
72. booz ( 18/02/2004 12:52)
ka inona indray no andrasan-tsika e ! miara mamindra ZAYYYYYYY!!
73. fijo ( 19/02/2004 09:33)
lasa miaramila ka mampatahotra.
74. ikaretsaka ( 20/02/2004 12:47)
ilay sady mitendry no mihira no mi solo be
75. booz ( 01/03/2004 17:29)
Aiza oh oh oh oh !!!!
76. six ( 02/03/2004 15:08)
ka ry zareo fanina nge e!
77. booz ( 02/03/2004 16:35)
Za koa zany fanina
ihihihih!
78. hendry ( 12/03/2004 11:00)
Nisy nilaza tery ambony hoe: tsy dia i Aina loatra no nandrandrain´ny mpikarakara ho lany. Tsy haiko ny @ iny fa ny zavatra tsapa sy niharihary dia ity: ny mpitsara (jury) maty hanina dia tsy nisy nanome isa betsaka an´i Aina t@ final fa ny mpijery ( izay inoako fa namana na fianakaviana na olom-pantatra na bandy tara t@ tarehy amam-bikan´i Aina) no niantso an-tariby sy nandefa sms nampiakatra avo dia avo ny isany ka nahatonga azy ho voalohany.
79. hendry ( 12/03/2004 11:03)
Ny ahy ny tiako asiana teny dia eo @ ilay fikarakarana: sao dia tokony hovaina ny fomba fitsarana ny talentan´ny mpandray anjara. Sao dia tokony olona mahalala ny momba ny mozika toy ireny mpitsara ireny ihany no hitsara ilay lalao fa tsy dia omena vahana be tahak´ireny teo aloha ireny ny mpijery satria manimba zavatra.
Raha tsy maintsy ampandraisana anjara ny mpijery noho ny antony tsy fantatro dia aoka mba ho ampahany kely dia kely no omena ny mpijery fa ny ampahany betsaka @ fitsarana avelao ho an´ny maty hanina.
80. xxx ( 16/03/2004 15:56)
marin' izany fa ho hita eo indray @ pazzapa 2 fa za koa mantsy andray anjara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3476